Miavona ny gasy rhfa aty Dago nefa rehefa any andafy...

1. wahents ( 09/09/2008 14:51)
Eny oa! Sipa nanatrika ny fiainana tany am-pita tsy ela aho de mahatsikaritra fa rehefa any ny gasy de mitady namana gasy aingana raha tsy izany ts tamana.De nefa rehefa tonga aty oh sarotra raisina izany,asa ahoana ny hevitrao momba izay fa h@ zao za de ts mbola nahita namana mifanaraka amiko zany nefa tany tena mora nifanaraka.Tonga aty ny sasany de asa oe efa voa v le toetsaina,sa fialonana sa inona e!!! Oh mifanindry ra lazaina zany kanefa za ts te ifaninana aminy koa,any anefa oh mpirahavavy sy mpianadahy.Asa ra azonareo le lohaevitra,fa mba nontaniako ra misy mi-interressé.Na ts fialonana iany aza fa mbola afaka mametraka hevitra hafa ze te iditra @ adievitra,na côté positif na negatif.Inona no atao mba ananana namana mba mifanaraka @ tena aty Dago.Za anefa sipa ts miavona an.Le namana koa anefa mba afaka mifanampy mantsy.Okay ry reto a! ^:^
novalian'i tsiory94 ny 13/04/2009 14:58
2. Noue ( 09/09/2008 15:25)
"wahents":
Miavona ny gasy rhfa aty Dago nefa rehefa any andafy...
eny e ! samy manana ny filazany aza satria raha nijery dinika aho dia ny contraire an'io foana no hita.

Hono hoe ny gasy miavona rehefa any am-pita , na an-dafy zany.
"wahents":
Tonga aty ny sasany de asa oe efa voa v le toetsaina,sa fialonana sa inona e!!!
tsy azoko ny tianao lazaina. Voan'inona ilay toe-tsaina ?
3. vegas ( 10/09/2008 09:19)
Gasy manerana ny madagasikara bedebe io ve de miavona daolo? Sao de avy any aminao ny anton'izany? Aty andafy ara no tokony hiavona (surtout paris)
4. ssendra ( 10/09/2008 09:54)
vegas:

Gasy manerana ny madagasikara bedebe io ve de miavona daolo? Sao de avy any aminao ny anton'izany? Aty andafy ara no tokony hiavona (surtout paris)

eny wa! ny hahazoana namana dia midira amilay club club ndraha ireny isakarazany tsy maitsy misy namana azo atokisana sy mtovy feeling amnao foana ao!

5. nikah ( 10/09/2008 10:30)
Tsy haiko aloha ny cas nahazo anao,fa ny ahy ny hitako dia ny gasy andafy no miavona,Raha tany paris aho,taitra be aho nifanena t@ gasy tao anaty metro,de faly ery niarahaba azy,ka inona no teo fa avonavona no nahazo,zara raha namaly izy.GVT ( gasy vao tonga),io no surnom nomendry zareo ahy.Taty aoriana de tsy niraharaha intsony aho refa nahita gasy fa samy @ zao.
Tonga tany dago aho ,nandray daholo ny ankabeazan'ny olona fa kosa mila fitandremana satria ny an'ny sasany par interet ny mody iarahany aminao.
6. vegas ( 10/09/2008 11:09)
ssendra> ary mba aiza ny club misy anao mba hidirana ra izany? lol
7. fahamarinana ( 10/09/2008 11:13)
:arrow: amiko ilay namana tsy hoe tadiavina eraky ny tampon-tanana fa tonga ho azy eo rehefa mifanerasera.Tsy izay hitan'ny maso rehetra dia azo atao namana daholo,efa manana ny azy koa izy angamba ka tsy misento manokana aminao ,fa tsy voatery miavona ihany koa...Io na any dago na aty ampita dia ny tena namana tsy hita eny rehetra eny...
Mitovy hevitra amin'ny sasany ihany koa aho hoe jereo koa zay azo amboarina amin'ny coté-nao,angamba tsy ny maha-avy ampita antsika no maha-inona antsika ka mahatonga fialonana,any aza mbola misy lafatra kokoa noho ny tena hoy aho. :) (l)
8. namana2008 ( 10/09/2008 13:23)
ny gasy any andafy no tena miavona satria mialona izy ra maita anao any. GVT araka ny nolazain'ny namana etsy ambony. any aza misy fianakavina akaiky anao zao d revo mba makany enao d ny havanao no mandray anao. ohatra. pivady no vanginao d ny lahy no havanao ka revo tonga any enao dia ny lahy no mikarakara anao eo fa tsy havan'ny vavy tsinona. b fialonana ny malagasy ary indrindra ny MERINA. tsy mba mahay miray hina fa toa mifanenjika indray aza. any chine zany. talohan'ny nandehananay naka entana tany dia nifanilahan'ny gasy namana ny nitondra nakany fa ny guinéen piara-mivarotra indray no manampy manoro lalana d avy eo lagy sy b fialonana revo tafaraka any. gaga oe iza ko no mba nitondra an'itony aty. ny merina dia tena olona tsy mifanampy raha samy foko eto dago. ny betsileo ts mba mifanary zany ary mifanavotra amze atao na aiza na aiza. ny hafa foko iany koa. fa ny merina MIFANENJIKA no talentany.
ny gasy na any andafy na aty dago dia miavona raha vao mba mety kely ze ataonao. par interêt no iarahany matoa izy zay miaraka.
MIAVONA NY GASY REVO ANY ANDAFY SATRIA MIALONA ANAO IZY OE GVT ENAO. par contre, ny bandy gasy raha vao maita sipa gasy d tonga dia mifanina miaraka amin'iny. mety izay koa angamba no tsy itiavan'ny gasy SIPA VAO any eee!!!
9. Noue ( 10/09/2008 15:34)
namana2008:

tsy hitako izay hialonana ny olona vao tonga zany

inona no hidiran'ny merina @ zany ?
fa ny merina MIFANENJIKA no talentany.
mahavariana ahy ianao zany. ;-) ;-) ;-)

raha sendra mba nahita olona mifanenjika ianao dia aza atao hoe "ny merina mifanenjika no talentany" e :/ :/ :/

10. fahamarinana ( 10/09/2008 15:58)
:arrow: izao fanenjehena sy fampifangaroan-javatra izao ilay mampisy adi-poko,rahoviana vao hivoatra tokoa raha izany foana no ao an-tsaina .Amiko manokana dia tsy misy hoe merina no ratsy na iza no tsara :samy misy tsara sy ratsy daholo na avy aiza ny fiaviana...ary matoa koa ilay olona ratsy taminao dia mba mametraha fanontaniana amin'ny tenanao hoe sao ianao ilay tena ratsy kay...
Ke izany izy hoe gvt ve dia mbola hialonana koa,ilay gasy tsy gvt zany anie no niaina sy tonga taty 1er,ndrao tsy hainao ny dikan'ilay gvt.. (l)
11. Noue ( 10/09/2008 16:11)
fahamarinana:

ary matoa koa ilay olona ratsy taminao dia mba mametraha fanontaniana amin'ny tenanao hoe sao ianao ilay tena ratsy kay...
marina zany. Fa nahoana moa no ny hafa foana no lazaina hoe ratsy ?
Ke izany izy hoe gvt ve dia mbola hialonana koa,ilay gasy tsy gvt zany anie no niaina sy tonga taty 1er,ndrao tsy hainao ny dikan'ilay gvt..
tena mety tsy hainy marina ny dikan'io :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

12. tsiambaratelo ( 10/09/2008 16:58)
wahents:
Eny oa! Sipa nanatrika ny fiainana tany am-pita tsy ela aho de mahatsikaritra fa rehefa any ny gasy de mitady namana gasy aingana raha tsy izany ts tamana.De nefa rehefa tonga aty oh sarotra raisina izany,asa ahoana ny hevitrao momba izay fa h@ zao za de ts mbola nahita namana mifanaraka amiko zany nefa tany tena mora nifanaraka.Tonga aty ny sasany de asa oe efa voa v le toetsaina,sa fialonana sa inona e!!! Oh mifanindry ra lazaina zany kanefa za ts te ifaninana aminy koa,any anefa oh mpirahavavy sy mpianadahy.Asa ra azonareo le lohaevitra,fa mba nontaniako ra misy mi-interressé.Na ts fialonana iany aza fa mbola afaka mametraka hevitra hafa ze te iditra @ adievitra,na côté positif na negatif.Inona no atao mba ananana namana mba mifanaraka @ tena aty Dago.Za anefa sipa ts miavona an.Le namana koa anefa mba afaka mifanampy mantsy.Okay ry reto a! ^:^
Zah ndray tena contraire be mintsy @le resaka namana,fa na aty ivelany na any Dago dia tena maro namana,any site hafa any tsy tambo ho voahisa intsony,tsy we midoka tena fa maro mpankahala ihany kou,tsy voatery lay namana no andrasana hiarahaba na hanatona,fa anjaranao ihany koa ny mi s adpte,fa raha samy ifanao tazan-davitra fotsiny de lasa hoatrany mifangarika izany,na mifapilanjalanja loha.De raha ny iray no mihodina aloha @le mifampitazana iny!De lasa hafa ny hevitra mitsiry ao anaty ao we,ntsss tsy ampahafiriny akory i anon iny fa miavona,nefa ilay olona iray tsy nieritreritra zavatra ratsy na fiavonavonana raha nihodina fa mba maika izy,na niandry tsiky kely nefa tsy nisy.Araka ny voalazako ery ambony,we zah be namana be na aty na any Dago,mazana aza olona tsy fantatrao mintsy no manasa anao,de ny fotoana kely ho ahy ndray no tsy misy!Aleo ihany tsy mana-namana :-P na iavonavonany sasany @zay lasa independante=)) tsiky de ampy e:D
13. Zozoro ( 10/09/2008 17:23)
Avia izay rehetra te-ho namako fa raisiko an-tanandroa. tsy asiko conditions. :D
14. ni81 ( 10/09/2008 17:34)
ny gasy any andafy no tena miavona satria mialona izy ra maita anao any. GVT araka ny nolazain'ny namana etsy ambony. any aza misy fianakavina akaiky anao zao d revo mba makany enao d ny havanao no mandray anao. ohatra. pivady no vanginao d ny lahy no havanao ka revo tonga any enao dia ny lahy no mikarakara anao eo fa tsy havan'ny vavy tsinona. b fialonana ny malagasy ary indrindra ny MERINA. tsy mba mahay miray hina fa toa mifanenjika indray aza. any chine zany. talohan'ny nandehananay naka entana tany dia nifanilahan'ny gasy namana ny nitondra nakany fa ny guinéen piara-mivarotra indray no manampy manoro lalana d avy eo lagy sy b fialonana revo tafaraka any. gaga oe iza ko no mba nitondra an'itony aty. ny merina dia tena olona tsy mifanampy raha samy foko eto dago. ny betsileo ts mba mifanary zany ary mifanavotra amze atao na aiza na aiza. ny hafa foko iany koa. fa ny merina MIFANENJIKA no talentany.
ny gasy na any andafy na aty dago dia miavona raha vao mba mety kely ze ataonao. par interêt no iarahany matoa izy zay miaraka.
MIAVONA NY GASY REVO ANY ANDAFY SATRIA MIALONA ANAO IZY OE GVT ENAO. par contre, ny bandy gasy raha vao maita sipa gasy d tonga dia mifanina miaraka amin'iny. mety izay koa angamba no tsy itiavan'ny gasy SIPA VAO any eee!!!
Tsy marina ireo voalazanao rehetra ireo fa arakaraka ny olona tsirairay ihany io, misy ny manao ireo lazainao ireo na ny MERINA (araka ny lazainao) na ny FOKO hafa koa na ny karazan'olombelona rehetra isan-tokony eto an-tany./.
15. azert ( 10/09/2008 17:35)
Za anefa sipa ts miavona an.Le namana koa anefa mba afaka mifanampy mantsy.Okay ry reto a!

za zo veivavy d ra vo miresaka aminao za d tsy mety am piéce ko satria ilay firesakao oatran'ny ...... tsy firesaka lol
16. Noue ( 10/09/2008 17:42)
namana2008:

ny gasy any andafy no tena miavona satria mialona izy ra maita anao any. GVT araka ny nolazain'ny namana etsy ambony. any aza misy fianakavina akaiky anao zao d revo mba makany enao d ny havanao no mandray anao. ohatra. pivady no vanginao d ny lahy no havanao ka revo tonga any enao dia ny lahy no mikarakara anao eo fa tsy havan'ny vavy tsinona. b fialonana ny malagasy ary indrindra ny MERINA. tsy mba mahay miray hina fa toa mifanenjika indray aza. any chine zany. talohan'ny nandehananay naka entana tany dia nifanilahan'ny gasy namana ny nitondra nakany fa ny guinéen piara-mivarotra indray no manampy manoro lalana d avy eo lagy sy b fialonana revo tafaraka any. gaga oe iza ko no mba nitondra an'itony aty. ny merina dia tena olona tsy mifanampy raha samy foko eto dago. ny betsileo ts mba mifanary zany ary mifanavotra amze atao na aiza na aiza. ny hafa foko iany koa. fa ny merina MIFANENJIKA no talentany.
ny gasy na any andafy na aty dago dia miavona raha vao mba mety kely ze ataonao. par interêt no iarahany matoa izy zay miaraka.
MIAVONA NY GASY REVO ANY ANDAFY SATRIA MIALONA ANAO IZY OE GVT ENAO. par contre, ny bandy gasy raha vao maita sipa gasy d tonga dia mifanina miaraka amin'iny. mety izay koa angamba no tsy itiavan'ny gasy SIPA VAO any eee!!!
raha ianao kosa aloha no hitady namana ka zao no zavatra lazainao dia asa reee eeee ! mety ahita namana ve ?

:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
17. Noue ( 10/09/2008 17:46)
"namana2008":
ny gasy any andafy no tena miavona satria mialona izy ra maita anao any. GVT araka ny nolazain'ny namana etsy ambony. any aza misy fianakavina akaiky anao zao d revo mba makany enao d ny havanao no mandray anao. ohatra. pivady no vanginao d ny lahy no havanao ka revo tonga any enao dia ny lahy no mikarakara anao eo fa tsy havan'ny vavy tsinona. b fialonana ny malagasy ary indrindra ny MERINA. tsy mba mahay miray hina fa toa mifanenjika indray aza. any chine zany. talohan'ny nandehananay naka entana tany dia nifanilahan'ny gasy namana ny nitondra nakany fa ny guinéen piara-mivarotra indray no manampy manoro lalana d avy eo lagy sy b fialonana revo tafaraka any. gaga oe iza ko no mba nitondra an'itony aty. ny merina dia tena olona tsy mifanampy raha samy foko eto dago. ny betsileo ts mba mifanary zany ary mifanavotra amze atao na aiza na aiza. ny hafa foko iany koa. fa ny merina MIFANENJIKA no talentany.
ny gasy na any andafy na aty dago dia miavona raha vao mba mety kely ze ataonao. par interêt no iarahany matoa izy zay miaraka.
MIAVONA NY GASY REVO ANY ANDAFY SATRIA MIALONA ANAO IZY OE GVT ENAO. par contre, ny bandy gasy raha vao maita sipa gasy d tonga dia mifanina miaraka amin'iny. mety izay koa angamba no tsy itiavan'ny gasy SIPA VAO any eee!!!
"azert":
za zo veivavy d ra vo miresaka aminao za d tsy mety am piéce ko satria ilay firesakao oatran'ny ......
hatraty io :^) :^) :^) :^)
18. tsiambaratelo ( 11/09/2008 06:54)
Zozoro:

Avia izay rehetra te-ho namako fa raisiko an-tanandroa. tsy asiko conditions. :D

=D=D=D=D=D=D=D=D=D:-P
19. kiali ( 11/09/2008 07:26)
de in zany hevitra ry reto an?
20. Noue ( 11/09/2008 09:43)
kiali:

de in zany hevitra ry reto an?

ny hevitro ve ? tsotra ihany eee !

raha sendra nisy zavatra nahazo anao tany ho any , dia aza atao fotsiny hoe ny gasy rehetra , ary aza hasiana resaka foko ilay izy fa tsy dans la ligne de mire io

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0945