Miavona ny gasy rhfa aty Dago nefa rehefa any andafy...

21. kiali ( 11/09/2008 10:36)
resaka foko sa fako fa tsy azoko? :-D :-D :-D :-D
22. fahamarinana ( 11/09/2008 10:51)
:arrow: ika : rahavao manao resaka fanavahana foko dia fako zay e...na aia ny fiaviany na aia.... :) (l)
23. ni81 ( 11/09/2008 10:56)
ika : rahavao manao resaka fanavahana foko dia fako zay e...na aia ny fiaviany na aia....
:lol: :lol: angaha ika ihany no kiali ry fahama? :lol:
24. xxx ( 11/09/2008 11:05)
azert:
Za anefa sipa ts miavona an.Le namana koa anefa mba afaka mifanampy mantsy.Okay ry reto a!

za zo veivavy d ra vo miresaka aminao za d tsy mety am piéce ko satria ilay firesakao oatran'ny ...... tsy firesaka lol
:-D :-D
dé manin ko zao ny firesak'i wahents ry azet :-D, ny tena mampimé, mba manampy trotraka ko i Noue nefa ny firesany tsy dia manaona akory, moa vé tsy mitovy @ firesak'i ramatobé:°) :-D :-D

Noue ao @ mombamomba azy:
tsy misy maresaka raha tsy miresaka! tairo zay tairina ! ny vikavika zairina !
25. fahamarinana ( 11/09/2008 11:13)
:arrow: leitia a,tratran'ny ni81 ndray zà fa misambodika..tsy ika fa kiali e,azafady aminareo...na izany aza dia tsy miova ny hevitra an.
ni81 :matiko njiko an,araho ihany aho hanaovako anjiko. :-P :-* ,(l)
26. ni81 ( 11/09/2008 11:16)
ni81 :matiko njiko an,araho ihany aho hanaovako anjiko. ,
=)) =)) =)) =))
27. fahamarinana ( 11/09/2008 11:20)
:arrow:ni :aok'izay fa bedy eo...:wink:
Azafady rey olona fa lasa HS ilay dinika....mialatsiny indrindra (l)
28. kiali ( 11/09/2008 16:35)
lasa sizé fako ve?=)) =)) =)) =))
29. xxx ( 11/09/2008 20:14)
dé manin ko zao ny firesak'i wahents ry azet , ny tena mampimé, mba manampy trotraka ko i Noue nefa ny firesany tsy dia manaona akory, moa vé tsy mitovy @ firesak'i ramatobé
:-D :-D :-D :-D :^)
30. tsiambaratelo ( 12/09/2008 06:05)
ni81:

ny gasy any andafy no tena miavona satria mialona izy ra maita anao any. GVT araka ny nolazain'ny namana etsy ambony. any aza misy fianakavina akaiky anao zao d revo mba makany enao d ny havanao no mandray anao. ohatra. pivady no vanginao d ny lahy no havanao ka revo tonga any enao dia ny lahy no mikarakara anao eo fa tsy havan'ny vavy tsinona. b fialonana ny malagasy ary indrindra ny MERINA. tsy mba mahay miray hina fa toa mifanenjika indray aza. any chine zany. talohan'ny nandehananay naka entana tany dia nifanilahan'ny gasy namana ny nitondra nakany fa ny guinéen piara-mivarotra indray no manampy manoro lalana d avy eo lagy sy b fialonana revo tafaraka any. gaga oe iza ko no mba nitondra an'itony aty. ny merina dia tena olona tsy mifanampy raha samy foko eto dago. ny betsileo ts mba mifanary zany ary mifanavotra amze atao na aiza na aiza. ny hafa foko iany koa. fa ny merina MIFANENJIKA no talentany.
ny gasy na any andafy na aty dago dia miavona raha vao mba mety kely ze ataonao. par interêt no iarahany matoa izy zay miaraka.
MIAVONA NY GASY REVO ANY ANDAFY SATRIA MIALONA ANAO IZY OE GVT ENAO. par contre, ny bandy gasy raha vao maita sipa gasy d tonga dia mifanina miaraka amin'iny. mety izay koa angamba no tsy itiavan'ny gasy SIPA VAO any eee!!!
Tsy marina ireo voalazanao rehetra ireo fa arakaraka ny olona tsirairay ihany io, misy ny manao ireo lazainao ireo na ny MERINA (araka ny lazainao) na ny FOKO hafa koa na ny karazan'olombelona rehetra isan-tokony eto an-tany./.


:-*
:-*
31. fijo ( 12/09/2008 20:27)
ary sao dia i wahents kosa no saotra hifandraisana????tsy mitsara aho,fa mba fanontaniana ny ahy
32. tsiambaratelo ( 13/09/2008 12:04)
fijo:

ary sao dia i wahents kosa no saotra hifandraisana????tsy mitsara aho,fa mba fanontaniana ny ahy



:D:D
33. rakaroka ( 13/09/2008 21:25)
Tsy haiko loatra aloha ny "fahamarinan'ity voalazan'ny mpandinika iray fa nilaza izy wé ny mponina @ île hono dia saiky "Fialonana" dia tsy mitovy
"etats d'esprit @ "kontinanta lehibe"
34. Herimiafina ( 14/09/2008 14:50)
wahents:

Eny oa! Sipa nanatrika ny fiainana tany am-pita tsy ela aho de mahatsikaritra fa rehefa any ny gasy de mitady namana gasy aingana raha tsy izany ts tamana.De nefa rehefa tonga aty oh sarotra raisina izany,asa ahoana ny hevitrao momba izay fa h@ zao za de ts mbola nahita namana mifanaraka amiko zany nefa tany tena mora nifanaraka.Tonga aty ny sasany de asa oe efa voa v le toetsaina,sa fialonana sa inona e!!! Oh mifanindry ra lazaina zany kanefa za ts te ifaninana aminy koa,any anefa oh mpirahavavy sy mpianadahy.Asa ra azonareo le lohaevitra,fa mba nontaniako ra misy mi-interressé.Na ts fialonana iany aza fa mbola afaka mametraka hevitra hafa ze te iditra @ adievitra,na côté positif na negatif.Inona no atao mba ananana namana mba mifanaraka @ tena aty Dago.Za anefa sipa ts miavona an.Le namana koa anefa mba afaka mifanampy mantsy.Okay ry reto a! ^:^

"On ne se bat pas en terre conquise" hono angamba retsy!

:^)
35. tsidina ( 15/09/2008 11:42)
rehefa olona iray no niavona aminao, de ovay ny fomba fihetsikao @ olona hafa. Satri olona tsy mitovy toetra fa samy manana ny azy, misy ny olona mody mitsiky aminao izy nefa ny any ampony anie tsy faly aminao e, misy ny sasany tonga de asehony aminao hoe zah ity e ( le miavona ohatra), isankarazany io toetra io.
Ka hoy zah aminao hoe: rehefa misy olona miavona aminao de lazao mivantana aminy hoe , ny fiavonana hoe tsy vidimbola ka samy afaka miavona ny olona rehtra. Raha toaka ka hitanao koa fa ny merina tsy azoazonao koa de aza miasa loha @'zany, mitsikia foana @ fiainanana, ze mampety ny fiainanao no atao, zay maha salama ny fonao, sy zay mahadiavolana anao ao atao. F'izany koa mba hitany hoe mety mahasoa azy, izy anefa miavona aminao kanefa raha mahita olo-kafa izy avy eo de tena sariaka ary tena te hanambitamby ilay hafa. Fa reveo mangina eo e, de ampahafantaro azy hoe"hiragasy ambany tsena hoe ka zay voa mangina, ary tsarovy fa zay magina volamena hono, ary koa, zay iray reraka hoe, na ny molotra na ny paraky ao ambava. hihihiihiihih, c'est ca la vie
36. ANARIM ( 16/09/2008 11:15)
wahents : tongava aty amiko d ho porofoiko aminao ny fahadisoankevitrao fa zà vehivavy gasy eto dago!!!
manorata ao amin'ny hafatro ao dia atoroko anao ny làlana mankaty...
d miandry aho an, sao aveo d wawawa oe miavona ny vhv gasy eto dago nefa enao no tsy tamy
37. tsidina ( 16/09/2008 18:50)
ANARIM:
aza masika akia, ento mora ity fiainana ity, fa malama ange ny lalana alehantsika io e. Aza omenareo tsiny izy a, fa tsy fantany zay hataony oooooooooo. satria sempotra be lay fiainana angamba izy ao.
wahents : tongava aty amiko d ho porofoiko aminao ny fahadisoankevitrao fa zà vehivavy gasy eto dago!!!
manorata ao amin'ny hafatro ao dia atoroko anao ny làlana mankaty...
d miandry aho an, sao aveo d wawawa oe miavona ny vhv gasy eto dago nefa enao no tsy tamy



38. tianalove ( 17/09/2008 10:06)
Nde mba ho any an-dafy za hijery an'zany miavona zany.
39. ni81 ( 17/09/2008 10:10)
Nde mba ho any an-dafy za hijery an'zany miavona zany.
:lol: :lol:
40. fahamarinana ( 17/09/2008 18:29)
:arrow: re- :lol: :lol: (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1422