Miavona ny gasy rhfa aty Dago nefa rehefa any andafy...

41. Papoose ( 17/09/2008 22:20)
iaino tsara aloa le rhythm dia zay vao manao remark fa sao variana eo!!de jereo le antony!!

de tandremo fotsiny zany miavona rehefa mba misyGVT tonga any!!
42. ainaheri ( 18/09/2008 13:42)
Fa inn ny tena izy ee,andafy gasy miavona tonga any dago milonjilonjy,d aona ihany ary eeee :P
43. lohataona ( 18/09/2008 13:48)
Izahay tsy miavona izany eeee! Raha miavona izy dia maivan-doha fotsiny fa avelao ho very any @ avony any! Ny tapany anie no mikobana e! :)
44. Papoose ( 18/09/2008 18:50)
kokalan be ty raha2 ty! :lol:
45. tsiambaratelo ( 21/09/2008 18:45)
tsidina:
rehefa olona iray no niavona aminao, de ovay ny fomba fihetsikao @ olona hafa. Satri olona tsy mitovy toetra fa samy manana ny azy, misy ny olona mody mitsiky aminao izy nefa ny any ampony anie tsy faly aminao e, misy ny sasany tonga de asehony aminao hoe zah ity e ( le miavona ohatra), isankarazany io toetra io. Ka hoy zah aminao hoe: rehefa misy olona miavona aminao de lazao mivantana aminy hoe , ny fiavonana hoe tsy vidimbola ka samy afaka miavona ny olona rehtra. Raha toaka ka hitanao koa fa ny merina tsy azoazonao koa de aza miasa loha @\'zany, mitsikia foana @ fiainanana, ze mampety ny fiainanao no atao, zay maha salama ny fonao, sy zay mahadiavolana anao ao atao. F\'izany koa mba hitany hoe mety mahasoa azy, izy anefa miavona aminao kanefa raha mahita olo-kafa izy avy eo de tena sariaka ary tena te hanambitamby ilay hafa. Fa reveo mangina eo e, de ampahafantaro azy hoe\"hiragasy ambany tsena hoe ka zay voa mangina, ary tsarovy fa zay magina volamena hono, ary koa, zay iray reraka hoe, na ny molotra na ny paraky ao ambava. hihihiihiihih, c\'est ca la vie
hiragasy na mbanitsena marina,sa atao sakay sy maso,kay kay kay aoka marina é.Raha izaho aloha no lasa miavona any Dago :-P de volou satry tsy te hamaly karazana fanontaniana maro kôzy é =)) de mba ialana @zay de mody mba miavona be mintsy!:D
46. thiel ( 03/10/2008 07:15)
Raha mbola eto Dago ianao ry wahents dia tongava @ excursion ny Namana sera2 Dago @ le 08 nov izao dia ho hitanao fa tsy misy miavona izany ny gasy eto (jereo ao @ fety sy fihaonana:fitsangatsangana NSD).Ny ankizy any am-pita no tena tsy laitra satria tratran'ny stress-n'ny fiainana any dia samy maka ho azy.Angamba vacances fotsiny no nataonao tany fa raha mijanona aman-taonany any ianao dia ho hitanao tsara ny fandehan-javatra.Efa nahita ilay bandy ê! Aleo eto @ tanàna ihany fa eto tsy dia ahitana izany fiavonavonana izany sady milay foana ny revy.
47. ari.malala ( 03/10/2008 08:55)
disoiko tanteraka kosa le filazana fa miavona ny Gasy aty Dago kle! firifiry zay namana nandalo teto izay vaky vava mintsy am firaisankinan'ny namana eto! ary raha miavona marina ny Gasy aty Dago ts hahavita hifanampy! (cas kamba kely, cas vacances sy fihaonana isankarazany efa vita hatrizay) fa tokony mandini-tena ilay nanokatra lohahevitra.

Manaraka izany, ilay manonona foko sy manao accusation gratuite koa tokony mandini-tena fa tsy hafa akory ireo anaram-poko tononinao ireo fa Malagasy mitovy aminao iany, ka raha manaratsy foko iray moa ts manaratsy ny Malagasy rehetra ve? am-po mieritreritra :)
48. ni81 ( 03/10/2008 09:21)
disoiko tanteraka kosa le filazana fa miavona ny Gasy aty Dago kle! firifiry zay namana nandalo teto izay vaky vava mintsy am firaisankinan'ny namana eto! ary raha miavona marina ny Gasy aty Dago ts hahavita hifanampy! (cas kamba kely, cas vacances sy fihaonana isankarazany efa vita hatrizay) fa tokony mandini-tena ilay nanokatra lohahevitra.

Manaraka izany, ilay manonona foko sy manao accusation gratuite koa tokony mandini-tena fa tsy hafa akory ireo anaram-poko tononinao ireo fa Malagasy mitovy aminao iany, ka raha manaratsy foko iray moa ts manaratsy ny Malagasy rehetra ve? am-po mieritreritra
arakaraka ilay oul oa io. Arakaraka ny tranga miseho ihany koa. Fa tsy hoe handeha eny @ pochard indry dia hiarahaba sy hiresaka @ olona rehetra ao :lol: :lol:
49. fahamarinana ( 03/10/2008 09:49)
[quote=thiel]Ny ankizy any am-pita no tena tsy laitra satria tratran'ny stress-n'ny fiainana any dia samy maka ho azy[/quote
:arrow:misy ny tratranizany voalazanao izany fa tsy ny rehetra koa.Zà zao tsy tratran'ny stress sady tsy miavona ihany koa no tsy maka ho azy FA kosa raha tsy hifandray amin'ny izao hita rehetra izao aho dia hoe miavona zay : miankina amin'ny feeling sy tadidonkanga koa ny maha-mpinamana na tsia,misy aza hita efa firy tao-maty tsy mety ho namana nefa misy vao hita sy mifandray amam-bolana dia efa tahaky ny ho hety....:) (l)
50. fahamarinana ( 03/10/2008 09:50)
:arrow: ary i wahents tsa nipody namaly dinika koa f'angamba efa nahita namana vitraky be... :) (l)
51. xxx ( 03/10/2008 10:13)
Mbola misy mamaly foana ve sujet ohatr'izao , tsy nivoatra mihintsy ny ankizy teto @ serasera an :()
52. fahamarinana ( 03/10/2008 10:29)
xxx:

Mbola misy mamaly foana ve sujet ohatr'izao , tsy nivoatra mihintsy ny ankizy teto @ serasera an :()

:arrow: oudryyyy,ianao manoratra ato io zao anisan'ilay tsy mivoatra an...izany ka hampa-:cry: ve!! :-D (l)

53. ni81 ( 03/10/2008 12:44)
54. thiel ( 08/10/2008 06:34)
fahamarinana:

xxx:

Mbola misy mamaly foana ve sujet ohatr'izao , tsy nivoatra mihintsy ny ankizy teto @ serasera an :()

:arrow: oudryyyy,ianao manoratra ato io zao anisan'ilay tsy mivoatra an...izany ka hampa-:cry: ve!! :-D (l)



Marina ny anao!

55. thiel ( 08/10/2008 06:38)
xxx:

Mbola misy mamaly foana ve sujet ohatr'izao , tsy nivoatra mihintsy ny ankizy teto @ serasera an :()

Mba proposer-o sujet hafa ary raha tsy mivoatra ahitana azy.Sao dia ianao tsy sahy mampiseho ps io aza no tsy mivoatra.

:?: :?: :?: :?:
56. thiel ( 09/10/2008 09:48)
fahamarinana:

[quote=thiel]Ny ankizy any am-pita no tena tsy laitra satria tratran'ny stress-n'ny fiainana any dia samy maka ho azy[/quote
:arrow:misy ny tratranizany voalazanao izany fa tsy ny rehetra koa.Zà zao tsy tratran'ny stress sady tsy miavona ihany koa no tsy maka ho azy FA kosa raha tsy hifandray amin'ny izao hita rehetra izao aho dia hoe miavona zay : miankina amin'ny feeling sy tadidonkanga koa ny maha-mpinamana na tsia,misy aza hita efa firy tao-maty tsy mety ho namana nefa misy vao hita sy mifandray amam-bolana dia efa tahaky ny ho hety....:) (l)


-Ny zava-misy @ ankapobeny anie no tiako holazaina fa tsy cas particulier ê. Firy no ahitana gasy mitovy aminao any an-dafy? 20% angamba. Ianao anie any ambanivohitry frantsa ka tsy hitovy @ fiainana any @ grandes villes mihintsy sady ny situation-nao mety ho stable tsara.Noho izany mora2 kokoa ny fifandraisanao @ olona.En connaissanse de cause tsara aho milaza izany. Ny azoko fintinina dia izao: par rapport @ ankizy gasy mipetraka any am-pita ankoatra ny lafrantsa dia hita fa mahay mifandray kokoa,vitsy ny fiavonavonana fa ny fiavonavonana anie misy foana ê.Ny fifampitsikerana no tena betsaka ao lafrantsa ao.Izay ê! Am-pitsikiana foana.
:wink:
57. fahamarinana ( 09/10/2008 10:22)
:arrow: ka zà angaha mandà fa kosa thiel tsy nanamarika fa amin'ny ankapobeny fa nilaza fa " Ny ankizy any am-pita no tena tsy laitra satria tratran'ny stress-n'ny fiainana any dia samy maka ho azy "...sady efa misy 20 pour cent zany ka tsy betsaka va...
Dia efa tany amin'ny g ville tokoa aho fa amiko na eo aza izany rehetra izany dia misy koa ilay toetra maha-olombelona e ary lazaiko any thiel fa na aty ambanivohitra aza aho (façon de dire fontsiny iny...) dia maro gasy manodidina ahy kanefa tsy dia mahita fifampitsikerana aho satria efa mifandray...mitovy ny feeling,misy tsa dia voako nefa tsy olana izany fa efa betsaka koa no mahafinaritra.Ampitsikiana foana kah!! :wink: (l)
58. xxx ( 09/10/2008 11:46)
Diska gôka itony sujet itony ...
Alefaso jiaby ny tora-po
59. arialy ( 17/10/2008 07:54)
xxx ô
ary i tsy mitonona anarana be crititque be nefa manafin'endrika ao an? tsy mazava, refa manana hevitra dia tsy miafona kosa e? sa hevi-dratsy fotsony?
aza manana esprit de critique zany oa fa tsa meeety
:) tsiky de ampy
60. tsiory94 ( 13/04/2009 14:58)
slt dôly é
maita le forum za de mba liana iany kou
fa zao é ny faitakou azy de ny aty france no tena miavona ny gasy
ts aiko we inona ny antony .za klo t@zany vô tonga de ôtrany courage be zany za rehefa naita gasy teny andalana kinanjo inona ozy nareo mbola teny alavitra klo de ef nandinika ahy izy ireto no tonga teo akaikikaiky za niodina zareo ts nijery akory .nef zany enao mba we faly ery maita gasy mitovy @tena
mba lalina az manidy ny goavy manta é.fa misy kosa ny gasy ssany de sarika tsara sady manoro hevitra @fainana.sady ny mahagaga de le vehivavy sipasipa reny no tena miavona-patyn-doza
Samy manana ny toe-tsainy mintsy ny olona .Mora miova marina ny olombelona ka.taty aorina za ts nirara tony fay be ôtrany we za ndray no menatraka kely tslelika é
Zay zany é nyevitro
malaelo kely iany kanefa anao inona mou

:!: :?: :idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0938