volo miongotra

1. tambawaks ( 09/09/2008 07:33)
sali r'reto a
aôna kay ny fomba atao hampijanona volo miongotra be???????
novalian'i ni81 ny 19/09/2008 12:17
2. Noue ( 09/09/2008 16:34)
mandoko volo nga tambawaks ? :^)
3. vale ( 09/09/2008 18:14)
Ahena ny stress, io alou ny 1°indrindra, de ny fampiasàna px mahery, fa indrindra ny stress, tsy misy hafa-tsy izay! fa tandremo fa rehefa automne mampiongotra volo ny andro somary mandrivotra hono an!
4. nikah ( 11/09/2008 11:02)
Efa nisy resaka lavabe momba io etsy aloha fa jereo eo.Misy mahasoa anao ny torohevitra eo.
5. vale ( 12/09/2008 17:37)
aiza izany ry nikah? sao d mba mahasoa ? ilay efa elabeeeeeee nataon'i fasaly iry no tadidiko, le izy aza efa nanjavona koh!!
6. tambawaks ( 16/09/2008 06:14)
tsy mandoko volo ah nefa dé miongotra mintsy
avy niteraka aloha za e, nefa na zany aza
za koa manao volo isan-kerin'andro
sao mba misy produit fantatrareo efficace fa matetika izy reny refa mijanona dé miverina miongotra ndray
7. ni81 ( 16/09/2008 06:31)
tsy mandoko volo ah nefa dé miongotra mintsy
avy niteraka aloha za e, nefa na zany aza
za koa manao volo isan-kerin'andro
sao mba misy produit fantatrareo efficace fa matetika izy reny refa mijanona dé miverina miongotra ndray
Mandehana amin'ny Dr fa matetika misy zavatra tsy ampy @ tenanao no mampiongotra azy io. Ny ahy aloha dia toy izany (tsy ampy fer) ary dia nasainy nihinana fanafody nandritra ny 1 volana, ary avy eo nataony hoe mahereza mihinana zavatra misy fer (lentille, épinard sns...)Fa mety koa ny huile de ricin ka andramo. Ataovy bain @ io huile de ricin io ny volo (20mn à 30mn) dia sasao avy eo. Ataovy tsara kobana fa mitazona be ilay fofony.
8. tambawaks ( 17/09/2008 05:45)
Ny pbm an'ny voloko tsy mahazaka menaka, rah vao atao bain am menaka d vao may miongotra
9. tambawaks ( 17/09/2008 05:47)
hono hoah, ny produit bio 33 anti chute v mba mandaitra?
10. nnamerina ( 19/09/2008 06:50)
zaho tsimadoko volo nefa miongotra sarano ve sainona atony mahatonga azy miongotra be toizao tsihitako intsony zay zoko atao aminy mba ambarao zavatra tsimapiongara volo re
11. ni81 ( 19/09/2008 12:17)
zaho tsimadoko volo nefa miongotra sarano ve sainona atony mahatonga azy miongotra be toizao tsihitako intsony zay zoko atao aminy mba ambarao zavatra tsimapiongara volo re
andramo io huile de ricin natoroko etsy ambony io fa mety hampijanona azy mandra-piandry izay toro-hevitry ny dokotera.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4077