mitady ilay namana

1. xxx ( 09/09/2008 15:18)
Nisy namako izay tato amin'ny serasera. Tena correspondent nahafinaritra ahy mihitsy izy. Nampite :-* isaky ny miresaka (chat) aminy.
Nandritra ny volana maromaro izay anefa dia tsy namaly ny hafatro intsony izy. Efa nilaza izy hoe leo fa tsy nino aho. Efa tsy hita intsony izy izay aho vao manina be. Inona no tokony ho ataoko?
Marihina fa nisy fotoana koa aho tsy teto ela be, fa taorian'izay anefa niresaka ihany izahay.
2. Noue ( 09/09/2008 15:27)
xxx:


Marihina fa nisy fotoana koa aho tsy teto ela be, fa taorian'izay anefa niresaka ihany izahay.
dia tampoka teo ve dia nanjavona izy ? nga tsy manana ny adiresy mailaka ianao ? na nomerao tel ?


3. xxx ( 09/09/2008 15:33)
Efa nilaza ihany izy hoe tsy hiverina intsony fa nataoko fa vazivazy fanaony. Tsy manana mail aho dia tsy manana numero fa blog no fantatro. Fa na ilay blog koa aza nijanona tsy niova intsony.
4. ni81 ( 09/09/2008 15:40)
Efa nilaza ihany izy hoe tsy hiverina intsony fa nataoko fa vazivazy fanaony. Tsy manana mail aho dia tsy manana numero fa blog no fantatro. Fa na ilay blog koa aza nijanona tsy niova intsony.
mampalahelo ianao izany fa atao ahoana moa! Efa diso aoriana ny antsonao ka mahereza e!
5. sipagasy ( 09/09/2008 20:35)
fa iza hono no mitady an'iza e! hihihih ka ianao aza anie manao xxx ka aiza no ahafahana manampy anao e!!!!


zakao mora ao aza kouuhh, dia aza manam-béh e!
6. vegas ( 10/09/2008 09:21)
Iza ny pseudoany? sipa sa bandy? Tonga de tsory fa mety ho hitanay ny misy azy.
7. tsihataorana ( 10/09/2008 10:17)
Marina mintsy zany fa teneno aloha na bandy na sipa le izy de hafaka manambara ny aminy zahay. Aiza no ahafantaranao na nanova flamatra izy?
8. vegas ( 10/09/2008 11:03)
Sarotra ny fifanampiana raha zao ny donné!
Tsy ampy bedebe ny indice omenao.
Tadiavo rery ao.
9. fahamarinana ( 10/09/2008 11:17)
:arrow: :-D ,vegas koa mamely mafy...,k'efa nilaza zany hoe leo dia aleo niala koa hajao ny safidiny zany aloha...dia mitadiava corres hafa ndray e...maro ihany ny namana ao dia amin'ny manaraka adresse mail na numero angatahana ndrao voa fanindroany.
Hono oah,inona no nampaleho azy :ianao sa ny chat aloha fa ao no ahazoana ny valiny... :) (l)
10. tsiambaratelo ( 10/09/2008 17:08)
xxx:

Nisy namako izay tato amin'ny serasera. Tena correspondent nahafinaritra ahy mihitsy izy. Nampite :-* isaky ny miresaka (chat) aminy.
Nandritra ny volana maromaro izay anefa dia tsy namaly ny hafatro intsony izy. Efa nilaza izy hoe leo fa tsy nino aho. Efa tsy hita intsony izy izay aho vao manina be. Inona no tokony ho ataoko?
Marihina fa nisy fotoana koa aho tsy teto ela be, fa taorian'izay anefa niresaka ihany izahay.



mmmhh,mampalahelo i xxx zany.Namana maro be io marina:-P ny manova no mety:lol:
11. kiali ( 11/09/2008 07:30)
marina ny an'i vegas fa le olona te hahazo valiny nefa iz az miafona ao anaty xxx
12. Lejoba ( 11/09/2008 09:14)
mbô mahalala tsy tiana ry xxx ah. Izy aza nitsotra hoe leo
=)) =)) =)) =))
13. tsiambaratelo ( 12/09/2008 11:32)
Lejoba:

mbô mahalala tsy tiana ry xxx ah. Izy aza nitsotra hoe leo
=)) =)) =)) =))



Lejoba>=))=))=))=)) hafa ihany zany we namana,tsaroana foana lay fiarahana,ka avelao nareo kosa ixxx mbo itady le namany kou:-P
14. Papoose ( 17/09/2008 16:48)
mety ato ihany izy fa manao X na niova palitaho
15. ainaheri ( 18/09/2008 13:40)
Mapalaelo kou xxx zany..za zao nalaelo kely tsy hita² papoose,kay nipoitra ihany :D
16. tsiambaratelo ( 22/09/2008 03:42)
17. yuka ( 30/09/2008 11:48)
aza atao xxx moa e! :°)
18. rocklife ( 12/10/2008 14:06)
namana lehilahy sa vehivavy le izy? so de mbo za mantsy.
jereo any antranony izy e. na koa alaivo nofy eo ampandriana hoe io izy e. :idea: :roll: :cry:
19. arialy ( 16/10/2008 08:42)
sao dia mamorona aza i xxx? :-D :-D :-D fa te hanao ankamatatra fotsony eo
20. Papoose ( 19/10/2008 18:51)
ainaheri:

Mapalaelo kou xxx zany..za zao nalaelo kely tsy hita² papoose,kay nipoitra ihany :D



vieforce, inty aho ankizivavin'ny Tompo e! :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1639