danza be izany anaran tanana izany a n

1. bazylou ( 08/09/2008 13:18)
zomabealoka,
mnaingazipo
Andranomiketrika
anjazafotsy
2. orona ( 08/09/2008 15:51)
Ambodivorokely :-D :-D
3. xxx ( 08/09/2008 16:27)
:-w mikaohodnoha indray izy mitsamy
4. zakomaimanovapsedo ( 08/09/2008 18:50)
Ambodyfiakarana =))
5. bazylou ( 08/09/2008 21:34)
anjoma andramartine, dia i ramartine irery izany no ao amin'y zoma ?, :-D
6. tsiambaratelo ( 09/09/2008 07:37)
Ambatobevoka>de iza no nampiteraka an le vato.:-P
7. Optik ( 09/09/2008 08:23)
Talatan'i Volon'ondry
8. lazounet ( 09/09/2008 10:58)
AntananARIVO,FenoARIVO , ARIVOnomamo , MiarinARIVO
9. lemenakely ( 09/09/2008 11:44)
orona:

Ambodivorokely :-D :-D


non AMBODIVONKELY no izy kosa e aza éxagerena !

Misy kosa ny tanàna atao hoe :MAROVOALAVO,BONGATSARA,BELOBAKA,


10. ni81 ( 09/09/2008 12:38)
Ampasipotsy, Ambozontany
11. tsiambaratelo ( 09/09/2008 19:32)
ITAVO-FOMANJANA-MANDRAIKENIHENY-ANKENIHENY-VODIVORONA hi hi hi
12. Zozoro ( 10/09/2008 17:01)
Ikalarina - Andafakitsikitsika - Mandetika - Tsimahandry - Ambohitrabiby - Belazao- Ambatondrakalavao - Tsarazaza
13. ni81 ( 10/09/2008 17:28)
Ampasinomby, Mandrarahody, Ambohitsimeloka
14. bazylou ( 10/09/2008 20:58)
Andafakitsikitsika, aiza koa izany ??
15. ikaretsaka ( 10/09/2008 22:49)
Ambodikidiro!
Sakalalina
Zazafotsy
Andramo mamelatra (andranomanelatra rehefa t@ mbola kely) :-D :-D :-D
16. Zozoro ( 11/09/2008 04:48)
bazylou:

Andafakitsikitsika, aiza koa izany ??


Amin'ny faritr'Antananarivo avaradrano iny, akaikin'Ambohimalaza raha tsy fantatr'i Bazylou. Mba mitsangatsangana ê! hi hi hi

:lol:
17. tsiambaratelo ( 11/09/2008 08:44)
Besarety -Mandray-Mandro ny seza.=))
18. xxx ( 11/09/2008 15:42)
Ra anarana feno fitombenana aloha dia tena manakarena isika malagasy e ! jereo ne Ambodivona , Ambodiakondro Ambodiboanara , Ambodiatafana , fa ty misy iray hafa kely fa ny eo aloha indray no nolazainy , Beforona , io dia nangalan'ny sinoa tahaka fa saingy tokana fotsiny ny azy iza ary io tananan'ny sinoa io ? :°)
19. Noue ( 11/09/2008 16:14)
ambohitapenaka

amboditsiry :-D :-D :-D :-D inona no nitsiry tao? :-D :-D :-D :-D :-D
20. bazylou ( 11/09/2008 22:06)
ambohibeloma, fanaovana veloma ve ao ??
Ao antsirabe misy hoe andranomandevy; nefa tsy misy mandevy izanyakory ao
Ambodimafana,
amboatavo
ambohifihaonana
mahaiza-mandoto -fandriana
malaimbandy, mampalaina bandy izany ao , non????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1346