danza be izany anaran tanana izany a n
42. ni81
(
26/09/2008 13:32)
ié. Hohaniko koa Ni raha vao itako mandalondalo eny.:lol: :lol: Tsy handalo any aho zany :(
43. kalazagasy
(
26/09/2008 13:38)
Ni81:
Tsy handalo any aho zany
Hohaniko kely fotsiny nge fa tsy hataoko maharary e.
(Kaikitra kely eo @ takolaka fotsiny :lol: :lol: )
44. ni81
(
26/09/2008 13:40)
Hohaniko kely fotsiny nge fa tsy hataoko maharary e.:-D :-D :-D alazako @ dadabe Ranaivo eo fa...
(Kaikitra kely eo @ takolaka fotsiny )
47. kalazagasy
(
26/09/2008 13:59)
Ni81 : ndraso ary iera any @ dadabe RAMILIJAONA za e. Sady tsotra be izy iny. :lol:
48. ni81
(
26/09/2008 14:00)
ndraso ary iera any @ dadabe RAMILIJAONA za e. Sady tsotra be izy iny.:lol: :lol:
49. bazylou
(
26/09/2008 19:35)
rehefa ho any manaingazipo dia mandalo an'antsotso.
Ary hitanareo ve ity ??
Ambohidroalahy
Ankanetibe, fatsy antanetibe an
Ary hitanareo ve ity ??
Ambohidroalahy
Ankanetibe, fatsy antanetibe an
51. tsiambaratelo
(
11/10/2008 11:22)
DotMG:Ka ny Vontovorona any Tana ,lalana makany Arivonimamo fa ny Vodivorona any Vakinakaratra any Bira. :-P
tsiambaratelo> Aiza kay izany Vodivorona? Any akaikin\'Alakamisy Fenoarivo misy Vontovorona fa zany Vodivorona izany mbola tsy henoko.
52. fitiatantely
(
29/11/2008 08:39)
ny lalana mankany ambanivohitranay toy izao avy no lalovana vao tonga any:
Mandritsara- petsapetsa- miarina- ambodehilahy; izany hoe tananan'ny mpamany ampandriana angamba tany taloha, matory tsara aloha, de avy eo manditsaka de petsapetsa, de avy eo miarina misolo patalo fa lena be....
Mandritsara- petsapetsa- miarina- ambodehilahy; izany hoe tananan'ny mpamany ampandriana angamba tany taloha, matory tsara aloha, de avy eo manditsaka de petsapetsa, de avy eo miarina misolo patalo fa lena be....
