danza be izany anaran tanana izany a n

21. DotMG ( 12/09/2008 07:41)
tsiambaratelo> Aiza kay izany Vodivorona?
Any akaikin'Alakamisy Fenoarivo misy Vontovorona fa zany Vodivorona izany mbola tsy henoko.
22. tsiambaratelo ( 12/09/2008 08:24)
DotMG:
tsiambaratelo> Aiza kay izany Vodivorona? Any akaikin\'Alakamisy Fenoarivo misy Vontovorona fa zany Vodivorona izany mbola tsy henoko.
Any antsinana be any e,zany tanana zany hono misy vohitra matsokotsoko zany,de ozizy zah we,ary tsy ratsy kosa le anarana a,danza be zany anarana izany.Na mety anarany aby angamba Vontovorona sy Vodivorona=))=))=))=))=))
23. bazylou ( 12/09/2008 15:36)
Antsapanimahazo, asa mahazo inona angaha
ambodiravina
24. tsiambaratelo ( 12/09/2008 15:49)
Behoririka-Anosizato(aiza kou ze nosy eo,sa le trano trano ve:-P)
25. kelly13 ( 12/09/2008 16:18)
ambohitrombihavana ===>havan'omby sa omby havana?
26. ni81 ( 12/09/2008 16:21)
Anjanamasina, Ambodihady
27. ikaretsaka ( 13/09/2008 01:56)
mandoto> tsary haiko hoe inona no nolotoina tao an...
28. bazylou ( 13/09/2008 10:23)
dia araka ny hevitrareo, ahoana no anaovan'ny gasy ny anran'ny toeran hipetrahany, ??
comme ça fotsiny ve sa, izay eo no mitondra ny anarany.
Ohatra heo manainga zipo izao dia tanana kely ery ambody tendrombohitra ery. Ary alohan'y hdiran ao dia mita rano kely izay ka ingaina ny zipo sao tratran'ny rano. dia lasa ho emaningazipo avy eo.
29. tsiambaratelo ( 13/09/2008 15:32)
bazylou:

dia araka ny hevitrareo, ahoana no anaovan'ny gasy ny anran'ny toeran hipetrahany, ??
comme ça fotsiny ve sa, izay eo no mitondra ny anarany.
Ohatra heo manainga zipo izao dia tanana kely ery ambody tendrombohitra ery. Ary alohan'y hdiran ao dia mita rano kely izay ka ingaina ny zipo sao tratran'ny rano. dia lasa ho emaningazipo avy eo.



=))=))=))=))=))=)) :-P
30. bazylou ( 13/09/2008 20:55)
marina anie izany ry tsiambaratelo e, any ambadiky betafo no misy an'io,
MANAINGAZIPO :-P
31. kalazagasy ( 19/09/2008 18:32)
Fianarantsoa Mandoto Fandriana.
Misy aby ireo toerana ireo an! Fa tsy fantatro oe iza zany no mpanadio fandriana?
32. ni81 ( 19/09/2008 19:13)
Fianarantsoa Mandoto Fandriana.
Misy aby ireo toerana ireo an! Fa tsy fantatro oe iza zany no mpanadio fandriana?
:-D
33. tsiambaratelo ( 23/09/2008 10:03)
bazylou:
marina anie izany ry tsiambaratelo e, any ambadiky betafo no misy an\'io, MANAINGAZIPO :-P
Any akaikiny SOAVINA ve sa any ANTAFOFO? dia misy koa wé MARODITA -BELAZAO-MAINTIRANO. :-P
34. bazylou ( 24/09/2008 10:48)
mbola any ambadiky antafofo, 30 sa 20km any ho any
35. tsiambaratelo ( 24/09/2008 15:34)
bazylou:

mbola any ambadiky antafofo, 30 sa 20km any ho any



Any akaiky ny FIDIRANA ve?Sa any MIANDRIVAZO :-P
36. bazylou ( 25/09/2008 21:21)
eo betafo , dia antafofo, dia mbola mandeha ihany
TSy mankany miandrivazo mihitsy ka.
37. kalazagasy ( 26/09/2008 12:47)
Ni81:
Ampasinomby, Mandrarahody

Mandingana enao fa mbola misy oe Manakambahiny eo anelanelany.
38. ni81 ( 26/09/2008 12:49)
Mandingana enao fa mbola misy oe Manakambahiny eo anelanelany.
fantatrao angaha ireo? Mbola misy aza alohan'io hoe ANKAZO! :lol:
39. kalazagasy ( 26/09/2008 13:17)
Ni81:
fantatrao angaha ireo? Mbola misy aza alohan'io hoe ANKAZO!

Laniko tsianjery taloha ny anaratanàna rehetra miala Tana mamndrapahatonga eo Manakambahiny.
40. ni81 ( 26/09/2008 13:23)
Laniko tsianjery taloha ny anaratanàna rehetra miala Tana mamndrapahatonga eo Manakambahiny.
f'angaha fihinana :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2253