Oviana marina no niantombohan'ny serasera.og

1. ni81 ( 08/09/2008 18:06)
Misaotra ny mpikarakara eto @ serasera @ fanatsarana isan-karazany.
Misy fanontaniana mba manitikitika ny saiko:
- oviana marina no niforona ity tranon-kala ity?
- raha tsy miditra ato mandritry ny hafiriana no voafafa ny ps, ny hafatra?
Dia misaotra betsaka.
novalian'i kelly13 ny 10/09/2008 18:03
2. hery ( 08/09/2008 21:39)
Valiny :-)

1. http://lisitra.serasera.org/content/view/19/40/lang,mg/
2. 4 volana raha tsy hoe...
3. Noue ( 09/09/2008 05:24)
voavaky ilay izy :)

ary inona no niandoahan'ilay hoe : tsiky dia ampy" ? :)

mahafinaritra , mahavariana , chapeau e ! :) clap ! clap ! clap ! :)
4. ni81 ( 09/09/2008 05:29)
Misaotra fa dia tena nahazo valiny mahafa-po e! :)
5. ssendra ( 09/09/2008 07:02)
noue ihany ve no ni81 e! faly mafantatra :-D :-D :-D
otran'ny ilay izaho tatsy ambadiko koa! :-P
6. ni81 ( 09/09/2008 08:47)
noue ihany ve no ni81 e! faly mafantatra
otran'ny ilay izaho tatsy ambadiko koa!
diso be izany kah! Tsy i ni mihitsy no noue ! Mitovy fotsiny ny "n" fa hitako ilay diso tary ambadika iny :lol: :lol: fa izaho eto tsy diso.
7. ssendra ( 09/09/2008 09:20)
:P an han! aleo atao hoe diso fa refa misambidika dia otrzay ihany :-D
indry koa ry ni81 mampe, hitako koa ny teto kounnnnn :-D
8. ni81 ( 09/09/2008 09:35)
an han! aleo atao hoe diso fa refa misambidika dia otrzay ihany
indry koa ry ni81 mampe, hitako koa ny teto kounnnnn
Tena marina fa tsy i noue izany aho e! Nisy olona vao nanontany ahy koa teo dia nolazaiko izy fa tsy izaho no i noue fa olona hafa mihitsy.
9. hery ( 09/09/2008 09:35)
raha tsy hoe manao teleportation i noue :-)
10. ssendra ( 09/09/2008 09:43)
:P peu importe!
tsy important :-D
11. ni81 ( 09/09/2008 09:45)
raha tsy hoe manao teleportation i noue
:-D :-D
12. Noue ( 09/09/2008 09:46)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

i Noue=Noue

i ni81=ni81

ny hifandraisany dia n fotsiny ka ! :-D :-D :-D :-D

ssendra , satria ve izaho no namaly hoe voavaky ilay izy etsy aloha ? :-D :-D :-D :-D :-D

ka dinika ohatran'ny dinika rehetra io dia mba namaky aho , dia mba namaly fotsiny ka :-D :-D :-D :-D :-D

hery: tsy afaka nizara roa aho ka! :-D :-D :-D :-D :-D
13. kelly13 ( 09/09/2008 18:00)
klou za himé an :-D :-D :-D
14. kelly13 ( 09/09/2008 18:05)
klou za himé an :-D :-D :-D
15. ni81 ( 09/09/2008 18:23)
klou za himé an
Fohy hehy ve? :lol:
16. kelly13 ( 09/09/2008 18:29)
ié, ôtran'ireny zaza 3 volana ireny :-D :-D :-D
17. ni81 ( 09/09/2008 18:35)
ié, ôtran'ireny zaza 3 volana ireny
omena akoho zany fa izay no fomba gasy :lol: :lol:
18. ikaretsaka ( 09/09/2008 19:12)
:wink:
19. Noue ( 09/09/2008 19:20)
lasa resaka ron'akoho izy zany :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
20. ssendra ( 09/09/2008 19:36)
kelly13:

klou za himé an :-D :-D :-D



:wink: :-D :-D :-D

noue : hasard ve izany.... :{ :^) :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4076