Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i pisou206, milahatra araka ny daty
pisou206 ( 22/09/2010 12:56)
MOFON'AINA ISAN'ANDRO
Bjr, maninona hoa ra mofon'aina in-1 no hifampizarana eto e Mab liana amin'io a mantsy fa saingy mbola vao mianatra soratra masina e misaotra @zay afaka manome fanazavana... tohiny
pisou206 ( 15/09/2008 05:43)
MITADY MPANAMPY AN-TRANO KILASY MANDRY ATY TOAMASINA
Bjr, mba mangataka fanampiana e, mitady ankizy hanampy ao antrano akia za sao de mba mahita nareo an, 20 - 30 ans, 150.000 Fmg ny karama fa aty Toamasina an. Aloako ny frais aller TANA-TAMATAVE ra... tohiny
novalian'i stanyh ny 21/09/2008 09:32
pisou206 ( 07/03/2006 10:22)
mitady namana
salut daholo a Sao mba misy afaka manampy anay anie ianareo e.Filles de rues ny Ariane Tourism Institute Tamatave ihany. Mba mitady ny numéro phone na adresse mail -ny Rija Ratafika - lay bandy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2006 07:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0233