MITADY MPANAMPY AN-TRANO KILASY MANDRY ATY TOAMASINA
1. pisou206
(
15/09/2008 05:43)
Bjr,
mba mangataka fanampiana e, mitady ankizy hanampy ao antrano akia za sao de mba mahita nareo an, 20 - 30 ans, 150.000 Fmg ny karama fa aty Toamasina an.
Aloako ny frais aller TANA-TAMATAVE ra misy vonona, ny tena tiako le nakizy avy any ambanvohitra reny.
De misaotra sahasy @zay hamaly o

novalian'i stanyh ny 21/09/2008 09:32
2. nikah
(
15/09/2008 10:48)
Sao de kely loatra kosa aky le karama ry pisou a!@ gazet tolotr'asa ireny ange efa misy karama mpiasa antrano 500000 sy 700000 Fmg eee!Nefa aza zany ao Tana.!
3. fahamarinana
(
15/09/2008 12:33)
:arrow: Karaha kely loàtra tokoa ilay karama ;tam 2005 zà mba naka mpitaiza fontsiny tsy manasa lamba ,tsy manao sakafo fa juste mikarakara zaza no 200.000 no nalaina tamiko...asa anefa fa nareo no any,raha tsy hoe avy any ambanivohitra tokoa angaha ka tsa mahay vidim-piainana sy karaman'ny mpanampy :( (l)
4. nomenjara
(
15/09/2008 12:57)
tsy asa fanandevozina ve izany mikarama 150.000fmg amin'izao andro miakatra be izao ny fiainana e????? mba marina raha hisy hety hiasa amin'izany na ianao hi proposé aza tsy ho sahy akory mba marina e!
5. pisou206
(
15/09/2008 13:09)
misaotra ihany e.
Hitako minsty le @ gazety reny fa valala tsy an-tanana tsy atolo-jaza, ny karama koaza tsy io ko za ve afaka hanakarama 700.000 zany. Sao de mba tsy rariny kosa e.
Misy 200.000 FMg ao amigazety fa tsy zaka e.
Misaotra o

6. ni81
(
15/09/2008 13:15)
misaotra ihany e.marina izany fa izay ho vita ihany no ambara e!
Hitako minsty le @ gazety reny fa valala tsy an-tanana tsy atolo-jaza, ny karama koaza tsy io ko za ve afaka hanakarama 700.000 zany. Sao de mba tsy rariny kosa e.
Misy 200.000 FMg ao amigazety fa tsy zaka e.
Misaotra o
7. stanyh
(
21/09/2008 09:32)
marn mits zany, ts mtady ny ts takatra zany,sad ts fanandevozany mits zany @ko,zay nge n mavoa an le gasy e!miambo ts tia vary moaka...tsy aleo v mandray na d kely aza toy zay angata-dava ,sa iandry mana latsaka avy any an-danitra kosa ngamba!aza mamorona ny tsisy zany oa a! :?: