Hancock

1. hery ( 14/09/2008 08:11)
Io indray ny film malaza lalaovin'i Will Smith... mbola tsy nahita aho :-)
Mba milay ve?
novalian'i nathie86 ny 17/09/2008 13:18
2. xxx ( 14/09/2008 09:05)
milay kosa aloha lé izy eh ! zah tena =)) =)) =)) =)) =))

effets speciaux milay , super heros nefa sdf , clodo :-D :-D :-D

Peut-on être un super héros et en même temps être un clodo, gaffeur et alcoolique? Oui! Hancock est tout cela, et se retrouve même en prison à la suite d'une gaffe monumentale. Décidé à changer et à sauver le monde (comme ses super collègues), il fait appel à un expert pour améliorer son image. Effets spéciaux et look crado pour Will Smith en héros catastrophe.

fa tsara jerevana io an ! :-D :-D :-D :-D :-D

de toute façon anisan'acteur tiako :)

jereo ry Hery fa tsy hanenina enao an ! :)
3. simplex ( 14/09/2008 10:07)

dain kou zany xxx ee

miala tsiny aloha fa film anjaza kely no fandraisako an'iny eee.

Marihiko eto fa za tia an'le dessin animes 3D ireny fa ity kosa de tena tro loatra :(

ra mbola tia Power rangers i hery dia mety tia azy :)

fa tsisy hafa aloha dia jereo ihany ee :P
4. xxx ( 14/09/2008 10:10)
simplex:


dain kou zany xxx ee

miala tsiny aloha fa film anjaza kely no fandraisako an'iny eee.


dainnn koh simp an ! taiza koh nisy zazakely nanao kasataina be ohatran'ataon'lery ?


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D fa nahavotra olona bdb kosa kalou izy eh :-D :-D :-D :-D :-D :-D fa bazara zany an :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. simplex ( 14/09/2008 10:31)
:-D :-D :-D

aaaaa eee

ratsy iny :-P
:b:b:b
6. kelly13 ( 14/09/2008 14:22)
za kou alou tsy d tia azy le film e! film ho anjaza mintsy le izy, superheros etc...
7. malalatinasoa ( 17/09/2008 06:00)
Tsy dia tiko ilay izy na dia tia ny film'ny Will Smith @ ankapobeny aza.
Misotisoty eraky ny tanety fotsiny no ataon'lery dia ny farany misy santimaka kely iray goutte.
8. nathie86 ( 17/09/2008 13:18)
tsy tiako kosa aloha iny film iny eh, ratsy trop, nampiary tory ahy fotsiny nefa tsis dikany mintsy, aleoko ary obelix au jeux olympique na d tsy tia film frantsay ary za
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2337