pazzapa6

1. MARTINE ( 19/09/2008 09:53)
Na dia tsy nahafapo loatra ny pazzapa tamty taona ity de mba tiako ihany ny hanaraka azy raha azo atao e?????? Mety possible ve? :?:
2. Noue ( 19/09/2008 10:04)
MARTINE:

Na dia tsy nahafapo loatra ny pazzapa tamty taona ity de mba tiako ihany ny hanaraka azy raha azo atao e?????? Mety possible ve? :?:
hanaraka azy ahoana ? nga misy manery anao tsy hanaraka azy ko ?


3. fahamarinana ( 19/09/2008 11:49)
:arrow: ka tsy efa nanaraka ve zany i martine matoa nahita fa tsy nahafa-po e sa ahoana ?!!
Ny mahita horonan-tsary ho antsika aty ivelany tsy possible fa kosa ao amin'ity rohy ity azo atao ny miheno en direct ny feo indray isak'asabotsy manomboka amin'ny 19h...Marihiko fa zà tsy mbola niheno fa nampilazan'olona fontsiny ihany koa.Tsindrio pazzapa dia mazotoa e !
http://www.dagoradiosound.info/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3852