Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lemenakely ( 22/09/2008 14:40)
Inona re sisa no tsy misy manodina eto @ tanàna e?
Noho ny kolikoly sy ny tsolotra ary ny halatra dia :miodinkodina daholo rehefa ety vola eto MADAGASIKARA Bilan annuel na orin'asa ,firifiry ny orin'asa manidy varavarana noho ny halatra sy ny tsol... tohiny
rapala ( 22/09/2008 14:24)
O! Zoma
mba mitady ny tonokiran'io hira ambony io izay manana e, efa nojereko ny lisitry ny hira eto @ sera2 fa tsy misy ao d mba mangataka - Tovo J'Hay no mpihira azy misaotra bdb o! :) ... tohiny
novalian'i cutie ny 16/10/2008 22:46
arn ( 22/09/2008 10:45)
Rija Rasolondraibe Taloha
ô ry reto a, sao de mba misy manana ny tononkiran'i rija rasolondraibe taloha ianareo fa milay be ny hirany taloha ( le tsy evangelique ireny no resahiko).Tsisy tadidiko ny titre fa raha misy mahatad... tohiny
xxx ( 22/09/2008 08:59)
Rija RASOLONDRAIBE
Tsy fantatro izay lohateniny fa izy hira mihetsiketsika misy hoe "...hamirapiratra ny tavany é é...homba antsika mianakavy anie ny Tompo..."... Mitady ny tonony re reha mba azo atao! Mankasitraka ^... tohiny
novalian'i xxx ny 06/10/2008 14:23
rztiana ( 22/09/2008 06:06)
mangataka Hira
slt daholy. hiran'i Zuchero:DIAMANTE merci e... tohiny
novalian'i ni81 ny 22/09/2008 11:34
Fiffi ( 22/09/2008 04:32)
Mitady tononkira.....
[img]http://membres.lycos.fr/textart/09/GS_895f7d9f5b7dac777de5b0678f93eae3.gif[/img] mba mitady tononkira sao de mba misy mahay an'ity nareo ? migodogona tsy hanitsaka ny fihavinay jereo kely ra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/09/2008 14:48
sff ( 22/09/2008 00:06)
kolotsaina, rakitra ary ny lalàna
Tsy haiko izay tokony ho asiana an'ity na eto amin'ny kolotsaina na tokony ho any amin'ny hoy ny lalàna. Tsy olana loatra :) Fony aho mbola tany Madagasikara dia mba nitady boky momba an'i Madag... tohiny
novalian'i fijo ny 31/10/2008 21:45
ainaheri ( 21/09/2008 18:35)
Tain'alika!!!!!! Mety ilay hevitra raha maka tahaka lafratsa
Nahita hevitra ny mpikaroka ao Israël fa ny alika rehetra d tsy maintsy mandalo Veto doli,refa tonga any d alaina ny ADN-ny,mba iadiana ny tain'alika etsy sy eroa!! Milay kosa ilay hvtr an,ny tiko z... tohiny
simplex ( 21/09/2008 17:48)
Chelsea Vs Manu
Tena kozy fa ra misy ny oscar-n'ny mpilalao fopla indrindra dia ho azon' i Anelka @ ity saison ity :) Impiry impiry ve ranga, marary mintsy ny foko :-D sao dia mba tokony atao free transfert ... tohiny
manuela ( 21/09/2008 16:16)
hiala ho mpikambana
aona ny atao ra tsy te ho membre tsony?... tohiny
xxx ( 21/09/2008 00:11)
Mba atorohy hevitra re za,misaotra mialoha
inona kay no mahatonga ny fahasarotam_piaro? inona no atao mba hialana @zany? inona no atao mba hampandeha ny tokan_trano(zany hoe mampilamina azy)? inona no tena fomba nareo lehilahy voajanahary?... tohiny
simplex ( 20/09/2008 21:21)
Film tsisy ilana azy
Sady lalao ihany ity no resaka sarimihetsika: Ndao samy hilaza ny film nahakamo ny nijery azy, genre tsy hita izay tena fotony, tsy tsara otran'ny nieritreretana azy, refa tsy mamely ee. Atomb... tohiny
novalian'i Papoose ny 29/10/2008 22:37
nnamerina ( 20/09/2008 14:47)
fanontanianna
bjr hanotany anareo zay mba hafaka hamaly aho anareo satria misy zavatra maitikitika aho ity misy olona nadefa hafatra oaho nafa tsifatatro izy satria olona any atany lavitra nefa zaho manotany azy h... tohiny
novalian'i nnamerina ny 16/11/2008 08:05
diamondra27 ( 20/09/2008 12:50)
code du travail 2008
efa niova hono ry zareo ny code du travail a , de we atao anaty poubelle le taloha fa tsy misy ilana azy intsony ahoana ny fahitanareo azy ... tohiny
jarysbob ( 20/09/2008 10:22)
namana zopanage
Salama daholo, Tena mila ny tondrom-peo raha mba misy manana. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i ni81 ny 20/09/2008 10:59
xxx ( 20/09/2008 06:48)
ahona ny fomba fisasan'ny vhv mila sasana hatrany anatiny
mila sasana hatrany anatiny ve refa misasa isika vhv sa avela @ zao... tohiny
novalian'i laris ny 19/01/2009 08:58
niryna ( 20/09/2008 01:15)
Inona izany sakaizan'izao tontolo izao izany ?
4 Ry mpisintaka mijangajanga, tsy fantatrareo va fa fandrafiana an'Andriamanitra ny fisakaizana amin'izao tontolo izao? Koa na iza na iza te-ho sakaizan'izao tontolo izao, dia fahavalon'Andriamanitra ... tohiny
novalian'i niryna ny 07/11/2008 19:51
niryna ( 19/09/2008 23:54)
Tsara ho fantatra:fisehoan'ny stroke na aretim-po ....
Zaraiko anareo ity sao dia mba manampy,tsy fantatro ny filaza ny stroke fa toa tononina hoe aretim-po daholo ilay izy rehefa misy aretina mikaska ny fo ,mety ho tapaka lalan-dra ilay olona,mety tsy ... tohiny
novalian'i niryna ny 26/09/2008 09:25
Jaca38 ( 19/09/2008 23:25)
Mitady artiste
Salama! Mba mitady ny mpihira : Losogno anao. Misaotra tompoko... tohiny
ikaretsaka ( 19/09/2008 22:29)
Ny stigmates (stigmata)
Ny olona atao hoe misy stigmates dia ireo olona izay heverina sy hinoana fa nahazo fanomezana manokana ka mitondra ireo mariky ny fery dimin'i Jesoa http://fr.wikipedia.org/wiki/Stigmates [quo... tohiny
novalian'i coopsal ny 10/11/2008 08:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7398