Chelsea Vs Manu

1. simplex ( 21/09/2008 17:48)

Tena kozy fa ra misy ny oscar-n'ny mpilalao fopla indrindra dia ho azon' i Anelka @ ity saison ity :)

Impiry impiry ve ranga, marary mintsy ny foko :-D
sao dia mba tokony atao free transfert any @ PSG any fa tsssssssssssss :roll:
2. Mandefitra ( 22/09/2008 06:46)
1er mi-temps no hitako fa tsisy apoaka firy lery. Aleo ihany mahita an i drogba ao aloha ao. Ngahy Peter cech ko efa miha antitra ka .. efa mamotsotra
3. xxx ( 22/09/2008 08:00)
Match anakiray koa ve no hi-juge-nareo olona e! mba tsy nety fotsiny ny tamin'iny e!
4. naughtyboy ( 22/09/2008 11:43)
oay le fa nga chelsea fan ra simpl zany,efa ela nge reny no fantatra fa tsy mamely na totofany R.Abramovich sosy tak'nin aza e,i Man U njay Ronaldo ihany no azo jerena fa Rooney patsa indray mahandro aleoko lavitra aza i Berbatov..ny tena milay de Gunners jereo tsara ry theo Walcott,samir Nasri izy mitsamm reo aza tsy nilalao t@ w/e teo nefa laniny Arsenal 3-1 i Bolton
5. simplex ( 22/09/2008 18:23)

naughty,
ka ny gunners nge less @ voalohany fotsiny no mipopoka be fa rehefa any @ faramparany tsisy atokona tsony eee :)

xxx,
efa hatr@ zay mintsy lery no fopla fa omaly izy no tena nasehony tsara :lol:
6. ikaretsaka ( 22/09/2008 18:41)
ka lany vanja ny gunners ko :-D
7. naughtyboy ( 22/09/2008 20:27)
simpl> zay ko kalo misy marina 2 na 3 season lasa zay e ny tombony Man U sy Chelsea de misy ekipa 3 fahafahakeliny azo solosoloina madrapahavitany league
Ika > =)) =)) efa manao stock na vanja ry lerony zao ka..
8. ikaretsaka ( 22/09/2008 23:41)
tandremo aza so de mitsifotra
9. Mandefitra ( 23/09/2008 07:21)
arsenal tsy mande vo tsy eo : fabregas + adebayor + van persie
T@ saison farany teo van persie no valaka de iny arsenal lasa fahatelo iny rehefa nitarika ela dia ela ny premier league.
10. simplex ( 23/09/2008 10:06)

ekena :)

adebayor koa aza indraindray tsisy atokona mintsy fa zany hoe refa manja ny tantana mavoa ihany lery... sady tsisy asolo azy :°)
11. naughtyboy ( 23/09/2008 11:16)
ka io ko nge notsy azoko @ ty A.Wenger ty misy saosy zao oh. afaka angalana mpilalao hafa @ transfer window Jan sns..tsy ampiasaina fa asa nefa te ahazo kopy ka izy io de mila ekipa fahafaharatsiny 2 misolosolo fa tsy ol 4 na 5 fotsiny no ianteherana lava eo eo ihany no raisina avy eo..
12. Mandefitra ( 23/09/2008 11:57)
ny an i lery frantsay ihany no tiany ampidirina ao ko. aiza no ho lasa lavitra
13. naughtyboy ( 24/09/2008 11:18)
an3 lery kosa napiditra andry fabregas,bergkamp,toure,van persie,lehmans,aaron ramsey sns..e na de frantsay aza ny akabeazany tsy mahagaga zany fa mitovy any R.Benitez maka espaniol betsaka
14. simplex ( 24/09/2008 11:28)

tsy zany fa somary "ekonomista" be lery dia ny frantsay no mora vidy ee :)
15. naughtyboy ( 25/09/2008 19:25)
zay aloha nefa nandany vola kely ihany ko lery t@ rosisky sy eduardo ,fa asa kalo ze afitsoky F.Scolari @ chelsea fa ra tsy mitondra kopy eo na eropeana farafaharatsiny na premiership de voatsoka ..
16. simplex ( 26/10/2008 22:24)

:cry: :cry:
sady izay tao antrano mintsy
:(
17. naughtyboy ( 10/11/2008 17:12)
vitany gunners ndray ny devoly mena t@ sabotsy teo an :-D :-D :-D S.Nasri 2 goals
chelsea mo t@ roma nifafa kiho :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3732