Mitady tononkira.....
1. Fiffi
(
22/09/2008 04:32)

mba mitady tononkira sao de mba misy mahay an'ity nareo ?
migodogona tsy hanitsaka ny fihavinay
jereo kely raha toa tsy fantatrao
......................
....................
hofahofay fa aza maika eh
eny ry lahy eh
zany zahay raha miditra eto......
zay ihany no azoko tam le hira
de misaotra mialoha :) :-*
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/musique1.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0035.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0051.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0002_2.gif[/IMG]
novalian'i Fiffi ny 22/09/2008 14:48
2. ni81
(
22/09/2008 05:48)
Tena ity hatreto aloha no tadidy e! ho hita eo ihany raha sendra misy tohiny mitamberina.
Migodogodona tsy hanitsaka ny fihavinay
Jereo kely raha toa tsy fantatrao
Mihazakazaka tsy hanenjika ny fihavinay
Jereo kely raha toa tsy fantatrao
Hofahofay fa aza maika, e ry lahy
Zany zahay raha miditra eto
Samy tanora tsy lany paika, e ry lahy
Raha tazanina mampisento
Migodogodona tsy hanitsaka ny fihavinay
Jereo kely raha toa tsy fantatrao
Mihazakazaka tsy hanenjika ny fihavinay
Jereo kely raha toa tsy fantatrao
Hofahofay fa aza maika, e ry lahy
Zany zahay raha miditra eto
Samy tanora tsy lany paika, e ry lahy
Raha tazanina mampisento
3. ikalamako
(
22/09/2008 08:12)
oudry ! hira dia efa tsy tanaty tsiaro tokoa izany an, nefa dia hay tsianjery fahizany :wink:
4. ni81
(
22/09/2008 08:16)
Ity indray ny tohiny ...
Raha milofika ny zozoro
Tsofin’ny rivotra ka mikoro
Izany no manambara
Ny firaisana re no tsara
E ie, e ie, e ie
Raha milofika ny zozoro
Tsofin’ny rivotra ka mikoro
Izany no manambara
Ny firaisana re no tsara
E ie, e ie, e ie
5. Fiffi
(
22/09/2008 09:31)
merci du fond du (l) ni81 :) :-* :-* de mbola misy suite-ny v io sa zay daholo ? henoko tam radio io de oh nahafinaritra be anaah le izy.
de iza no mihira azy ? toa ankizy bdb ? chorale ? [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0007.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/kaos000061.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0018.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/043.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/guitare2.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/pmusic2.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0035.gif[/IMG]
de iza no mihira azy ? toa ankizy bdb ? chorale ? [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0007.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/kaos000061.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0018.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/043.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/guitare2.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/pmusic2.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0035.gif[/IMG]
6. ni81
(
22/09/2008 09:36)
Tsy misy fisaorana e!
T@ mitabe taloha no nihirana an'io teny Mahamasina fa tsy tadidiko na mbola misy tohiny na tsia. Raha mitamberina ny tadidy ka misy dia alefako aminao ihany e!
T@ mitabe taloha no nihirana an'io teny Mahamasina fa tsy tadidiko na mbola misy tohiny na tsia. Raha mitamberina ny tadidy ka misy dia alefako aminao ihany e!
7. fahamarinana
(
22/09/2008 09:38)
:arrow: ni :mitabe zany ve ry nao tsy efa tamin'ny elabe ? dadany koa zany fitadidinjiko zany kah,tena manaiky mihintsy zà !!! :D (l)
8. ni81
(
22/09/2008 09:40)
ni :mitabe zany ve ry nao tsy efa tamin'ny elabe ? dadany koa zany fitadidinjiko zany kah,tena manaiky mihintsy zà !!!efa ela tokoa, fa zà tsy nanao mitabe fa isaky ny mamerina ny ankizy eo an-tokontanim-pianarana dia hitanay eo foana dia hay ny niafarany akia a!
9. xxx
(
22/09/2008 09:46)
ni81:inn zany mitabe azafady ?
Tsy misy fisaorana e!
T@ mitabe taloha no nihirana an'io teny Mahamasina
:oops:
10. ni81
(
22/09/2008 10:01)
Rehefa 26 juin any dago dia misy mitabe (taloha fa zao tsy fantatro), ary aseho @ alalan'ny hira sy fihetsika mirindra. Manao fitafy mitovy ny mpianatra manao an'izany. Dia @ iny hira ataony iny no manao sarin-dranomasina manonja na sarin'i madagasikara izy ireo (na sary hafa koa).
11. fahamarinana
(
22/09/2008 10:14)
:arrow: xxx8 :sahala ny any corée sy chine ireny e,toa tsa manao izay intsony any dago amin'izao fotoana kouh...Zà ndray tsaroako taloha be satria mbola kely tamin'izany dia nianatra tao amin'ny st-jo mahamasina dia mahita ny mpianatra (zokibe sns...) milahatra hanao repet ao mahamasina. :) (l)
13. diamondra27
(
22/09/2008 11:39)
http://www.dailymotion.com/playlist/xkxim_diamondra27_top-hira-gasy/video/x25umn_rossy-ikalasoa-bal-kabosy
otran'izao le we mitabe de misy le mamadika boky ery amin'ny estrade
otran'izao le we mitabe de misy le mamadika boky ery amin'ny estrade
14. ikalamako
(
22/09/2008 13:02)
mouvement d'ensemble izany le mitabe e. Fa ny sinoa sy coreana no tena kadadaka aminy. Tamin'izany isika mbola niara-dalana tamin'ny sosialisma sinoa dia sinoa mihitsy no nampianatra (t@ izay le blagy hoe rehefa mikabary ry Kelimaso ka tena mirehareha tokoa amin'ny asa vitan'i Mme céline dia hozy hoe "mahafinalitsa ny milanza fa lamantoa Céline dia tena lehalehan'ny Malangasy tokoa"). Mbola tsy tena mitabe io @ video io fa izy tena milamina tsisy korontana. Ny baikom-pitolomana sy ny boky mena ary ny lohaben-Ingahy Didier no tena naseho tamin'zany. Ary avy teny Ambonin'Ampamarinanana sy teny Andohalo (tohatohabaton'i mompera sy teny amin'ny sefrera) no tena nilay be nijery azy satria sady hita ny sary niova teny @ tribune no hita ny sary niova teny @ gradin (t@ izany no tena nananganana io gradin io). Dia ankoatra ny Mitabe rehefa 26 juin dia misy ny fandalovan'ny MIG 17 sy ny MIG 21 koa. Ee, fahiny izany rankizy. Maro taminareo tokoa no tsy mba niaina izany :-D :-D :-D :-D
15. Fiffi
(
22/09/2008 14:48)

misaotra anareo tam fanazavana rehetra :) :-* :-*
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Series_TV/spiderman-troupe.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/dansent.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/minirose.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/fleur18.gif[/IMG]
