code du travail 2008

1. diamondra27
(
20/09/2008 12:50)
efa niova hono ry zareo ny code du travail a , de we atao anaty poubelle le taloha fa tsy misy ilana azy intsony
ahoana ny fahitanareo azy
ahoana ny fahitanareo azy
novalian'i tsiambaratelo ny 08/10/2008 11:04

2. diamondra27
(
20/09/2008 12:54)
efa tamin'ny volana mai aloha no nisy fiovana fa dia on verra zany koa
http://www.juritravail.com/nouveau-code-du-travail.html
http://www.juritravail.com/nouveau-code-du-travail.html

3. xxx
(
20/09/2008 13:53)
diamondra27:tara be ianao zany. Efa t@ voalohan'ny taona 2008 no niova io ary t@ volana Mai no publié anaty journal ofisialy.
efa tamin'ny volana mai aloha no nisy fiovana fa dia on verra zany koa

4. tsiambaratelo
(
24/09/2008 15:27)
diamondra27:
efa tamin'ny volana mai aloha no nisy fiovana fa dia on verra zany koa
http://www.juritravail.com/nouveau-code-du-travail.html

5. xxx
(
24/09/2008 18:50)
Les modifications sont actuellement soumises à la section sociale du conseil d’Etat. Le nouveau code devait être publié en mai 2008..

6. xxx
(
24/09/2008 18:53)
ary efa tam voalohan'ny taona 2008 io ary publié anaty journal ofisialy tam volana Mai.

7. tsiambaratelo
(
27/09/2008 08:11)
xxx:
Les modifications sont actuellement soumises à la section sociale du conseil d'Etat. Le nouveau code devait être publié en mai 2008..
Izay nahatahiry journaux aloha zao de manana avantages :-P

8. xxx
(
27/09/2008 08:49)
tsiambaratelo:non ! tsy journaux en kiosque akory io fa journal officiel zay azonao jerena (on peut les consulter sur journal-officiel.gouv) :)
Izay nahatahiry journaux aloha zao de manana avantages :-P

9. endrika01
(
07/10/2008 13:42)

Mmhhh =D=D=D