mangataka Hira
1. rztiana
(
22/09/2008 06:06)
slt daholy.
hiran'i Zuchero:DIAMANTE
merci e
2. ikalamako
(
22/09/2008 08:11)
http://angolotesti.leonardo.it/Z/testi_canzoni_zucchero_360/testo_canzone_diamante_21199.html ny tonony
dia http://dailymotion.alice.it/relevance/search/diamante%2Bzucchero/video/xneh2_zuccherodiamante_music kosa ny hira
3. ni81
(
22/09/2008 08:19)
Zà mba mangataka ilay hiran'i ZUCCHERO (tsy haiko izay lazainy ao anatiny ao an) fa misy hoe BASTA :lol: :lol: ny feony haiko fa ny tonony tsy misy fantatro. :) Misaotra
4. ni81
(
22/09/2008 11:34)
Nahazo ilay hira notadiaviko teo ambony io aho, ary ny lohateniny kay hoe: Se Bastasse Una Canzone ary i Eros RAMAZZOTTI no mihira azy.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0635