fanontanianna

1. nnamerina ( 20/09/2008 14:47)
bjr hanotany anareo zay mba hafaka hamaly aho anareo satria misy zavatra maitikitika aho ity misy olona nadefa hafatra oaho nafa tsifatatro izy satria olona any atany lavitra nefa zaho manotany azy hoe gasy ve sa tsia tsimamaly izy fa teny soratra masina fona no omeny aho nefa tiko mbahofatatro izy nefa iza marina olona io isaka 23ora alina izy madefa hafatra nefa mametraka fanotaniana zaho izy dia tsimamaly aty aorina naefa nadefahatra indray t@00alina ihany gaga be aho nefa tsifatatro tena marina tiko ahafatra azy gasy ve izy satsia zay fanontaniko mba mila valiny rahazoatao azfady miandry valiny avy aminareo ahotiko mifanerasera aminolona rehetra nefa tsifatatro izy veloma oooo miandry valimy azafady
novalian'i nnamerina ny 16/11/2008 08:05
2. hery ( 20/09/2008 15:02)
Olona mi-spam zany fa tonga dia sakano fotsiny ny hafany.

Marina fa tsara ny fitoriana ny Tenin'Andriamanitra fa tsy atsipitsipy fotsiny tahaka izany fa mba arahina resaka. Mila asiana hasiny ny Teny ka anisan'ny tsy manome hasina azy izany olona izany.

Eritrereto hoe atsipy fotsiny eny ambony Avion any Arabie Saoudite feno silamo ny baiboly satria hono izy mitory teny. Dia raha alain'ny olona dia ifirany na andrehetany afo ilay baiboly dia iza no diso?

:-)

3. rush ( 20/09/2008 15:43)
manao aona daolo, zà koa nahazo lava be mitsy, tsy mbola namaly azy aho,na zany aza lava ange zany nalefany zany!!!!nofafako fotsiny aloha fa ra vao mandefa @ manaraka dia ho sakanako marina, misaotra any heru nanome hevitra !
4. ainaheri ( 20/09/2008 16:25)
za nandefasany in2 d nosakanako fa mandreraka ....Iza mou fa tsy ilay anakiray iny ihany io d voakiana t@ forum otr'zao fandefasany io SM any @ hftr io,d nanova ps ndray :lol:
5. zoukimi ( 20/09/2008 21:29)
izaho koa mahazo hft avy amin' olon toy izany, lava an' izany hft zany zalahy e! Am teny frantsay le izy ary ato am serasera, sao dia mba io ol io le lazainareo, za aloha miala tsiny fa raha tsisy sasiny le hft tsy de hivakiako loha e, ka miala tsiny e!
6. Noue ( 21/09/2008 17:29)
izaho koa nahazo! fa tsy halavan-dresaka zany aaaaa :^) :^) :^) sady tsy misy teny gasy na dia pitiny aza :^) :^)
7. tsiambaratelo ( 22/09/2008 04:11)
Zah aloha mahazo hafatra lava be mitovy aminjy.Any Israël hono izy.Izy alou gasy e,taminy Anniversaire-ko niarahaba ahy tsara izy.Ary nofandrihako izy ,nijereko wé tena mpivavaka sa tsia?Fa itany soamatsara wé taiza tao @baiboly lay toko sy andininy nanotaniako azy.Zany wé mila mifamaly hvt fa tsy mandray fotsiny.De jerena iany kou wé aiza ho aiza lay lhvt itondrany anao.Raha vavaka dia mifampizarà vavaka,fa mety tsy hamaly anao izy raha zvt hafa!:-*
8. karinah ( 22/09/2008 11:31)
hatraty io nahazo lavabeeeee io! zà alou tsoriko fa tsy nahavaky an'le izy e, ny ahy raha vao soratra lavabee tsy vitako ny mamaky azy, in2 koa aho no nahazo ilay hafatra soratra masina izay.
9. endrika01 ( 09/10/2008 11:13)
Mivavaha ry zanako!=))
10. nnamerina ( 20/10/2008 09:19)
bjr misaotra ano namaly ny fanontaniko tato manatena atsika rehetra mba hamaly ny soratro napetrako tato mialatasiny rahoatra ka zao aho namaly ny valikafatrao @alahady vao miresaka tsare zay dia veloma vetivety
11. tsiambaratelo ( 24/10/2008 05:45)
nnamerina:
bjr misaotra ano namaly ny fanontaniko tato manatena atsika rehetra mba hamaly ny soratro napetrako tato mialatasiny rahoatra ka zao aho namaly ny valikafatrao @alahady vao miresaka tsare zay dia veloma vetivety
Toa tsy henoheno tsony lay mandefa soratra Masina lavabe:-P azonao atao tsara anié ny mandefa e,de atao fohifohy.Amininy mantsy voavaky vety2 de azo halalinina sy dinihana tsara!Fa raha sady elabe vao misokatra ny connection mou le hft lava be d very fotoana fotsiny!Mou enao koa very fanantenana!Satria manahirakirana ny hamaly de,fantatrao ny tohiny!:-*:-*:-*
12. nnamerina ( 24/10/2008 08:01)
endrika01:

Mivavaha ry zanako!=))



bjr misaotraeee tena tsara koa zao mivavaka zao sa tsizay averiko indray fisaorana hoanao mazotoa mamaly hafatra eee eny ry neny hivavaka tokoka ane aho velomaooooo
13. endrika01 ( 27/10/2008 20:16)
nnamerina:

endrika01:

Mivavaha ry zanako!=))



bjr misaotraeee tena tsara koa zao mivavaka zao sa tsizay averiko indray fisaorana hoanao mazotoa mamaly hafatra eee eny ry neny hivavaka tokoka ane aho velomaooooo



coucou njy:-* !Manao veloma sahady ve.
14. ikaretsaka ( 28/10/2008 00:19)
avelao ny helony fa tsary fatagny hoa iha raha ataogny!
15. nnamerina ( 09/11/2008 08:55)
karinah:

hatraty io nahazo lavabeeeee io! zà alou tsoriko fa tsy nahavaky an'le izy e, ny ahy raha vao soratra lavabee tsy vitako ny mamaky azy, in2 koa aho no nahazo ilay hafatra soratra masina izay.


bjr misaotra anao namaly ny hafatro napetrako tato haiganay hitohy hatrany ny fiharahana antsy ato veloma indray aky
16. nnamerina ( 16/11/2008 07:49)
karinah:

hatraty io nahazo lavabeeeee io! zà alou tsoriko fa tsy nahavaky an'le izy e, ny ahy raha vao soratra lavabee tsy vitako ny mamaky azy, in2 koa aho no nahazo ilay hafatra soratra masina izay.


bjr mialatsiny fatarana namaly hafatra misaotra anao namaly hafatrako nalefa tato mail iny hainganie hitohy hatrany fiarahatsika ato veloma oooooo
17. nnamerina ( 16/11/2008 07:52)
Noue:

izaho koa nahazo! fa tsy halavan-dresaka zany aaaaa :^) :^) :^) sady tsy misy teny gasy na dia pitiny aza :^) :^)


bjr isaotra anao naaly mail hainganie hitohy hatrany fiarahana tsika eto veloma
18. nnamerina ( 16/11/2008 08:05)
hery:

Olona mi-spam zany fa tonga dia sakano fotsiny ny hafany.

Marina fa tsara ny fitoriana ny Tenin'Andriamanitra fa tsy atsipitsipy fotsiny tahaka izany fa mba arahina resaka. Mila asiana hasiny ny Teny ka anisan'ny tsy manome hasina azy izany olona izany.

Eritrereto hoe atsipy fotsiny eny ambony Avion any Arabie Saoudite feno silamo ny baiboly satria hono izy mitory teny. Dia raha alain'ny olona dia ifirany na andrehetany afo ilay baiboly dia iza no diso?

:-)




bjr misaotra anao namaly ny hafatrao tato miraray soa anao namaly hatrao tato mirary soa anareo aho mirary fahatohizanyfaneraserana tsika eto veomq ooooooo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2673