Hevitra tsy dia misy dikany
1. xxx
(
12/10/2008 06:38)
Mba mangataka aho amintsika mpikirakira ity site ity, indrindra ny forum,ny hiangaviako raha azo atao ny tsy hamoronan'ny sasany dinika fahatany ,tsy tompon'abdraikitra aho fa mba mpidinika ohatranareo ihany,ny antony satria mahatsiaro sahirana aho indraindray refa miditra serasera(mavesatra loatra)
Diso ve aho?
Diso ve aho?
novalian'i sytl ny 17/10/2008 15:34
2. xxx
(
12/10/2008 07:05)
[quote]sahirana aho indraindray refa miditra serasera(mavesatra loatra)[/quote
ny fanafody ho anao dia rehefa mahatsikaritra dinika ts mamely dia aza vakiana akory, fa ny olona sasany mafy loha be mampiditra dinika aotra valerany
ny fanafody ho anao dia rehefa mahatsikaritra dinika ts mamely dia aza vakiana akory, fa ny olona sasany mafy loha be mampiditra dinika aotra valerany
3. kalm
(
12/10/2008 12:10)
Inona moa no atao hoe DINIKA FAHATANY? :D :p matoa izy mamboaraka azy eto dia mila solution, satri manitikitika ny sainy , na koa tena manahiraha azy. Zah mino fa isika rehetra eto @ mpisera dia matetika irery antrano angamba, tsy misy olona ao antrano hiadiankevitra, de zay no anokafany azy eto.
Izy ity tsy terena isika ny hamaly na tsia, fa rehefa tsy mazoto, na rehf marary ny andoha any dia avelao eo ho hitan'zay mazoto.
Sinon, hamorona titre vao2 voatokana hoan'DINIKA FAHATANY angamba ny tomponadraikitra.

4. ni81
(
12/10/2008 12:14)
Sinon, hamorona titre vao2 voatokana hoan'DINIKA FAHATANY angamba ny tomponadraikitra.:-D :-D :-D
5. Noue
(
12/10/2008 12:52)
kalm:tena miombon-kevitra aminao aho eeeee! matao manao dinika ny olona dia misy antony kosa ao eeeee
Inona moa no atao hoe DINIKA FAHATANY? :D :p matoa izy mamboaraka azy eto dia mila solution, satri manitikitika ny sainy , na koa tena manahiraha azy. Zah mino fa isika rehetra eto @ mpisera dia matetika irery antrano angamba, tsy misy olona ao antrano hiadiankevitra, de zay no anokafany azy eto.
Izy ity tsy terena isika ny hamaly na tsia, fa rehefa tsy mazoto, na rehf marary ny andoha any dia avelao eo ho hitan'zay mazoto.
inona marina moa no atao hoe DINIKA FAHATANY ?
6. fahamarinana
(
12/10/2008 14:48)
:arrow: na vahaolana iray koa dia raha tena sahirana tokoa dia tsy miditra mihintsy amin'ilay dinika satria matoa nisy nametraka dia tsy hainao na ilainy valiny iny...tsy antery anie sanatria ka tsy maintsy valiana ny dinika e..Ny ahy manokana rehefa tsy haiko mamaly azy na manahirana dia miova dinika hafa aho,sady maro izy ao anie e sy misy hisafidianana ihany koa... (l)
7. ni81
(
12/10/2008 15:06)
Ny ahy manokana rehefa tsy haiko mamaly azy na manahirana dia miova dinika hafa aho,sady maro izy ao anie e sy misy hisafidianana ihany koa...Ny ahy dia toy izany koa no ataoko...
8. tslem
(
12/10/2008 18:51)
miombon-kevitra @ fahama sy ni ary noue sy kalm :)
aza mamaky fotsiny dia izay e!
aza mamaky fotsiny dia izay e!
9. tsiambaratelo
(
15/10/2008 09:04)
xxx:
Mba mangataka aho amintsika mpikirakira ity site ity, indrindra ny forum,ny hiangaviako raha azo atao ny tsy hamoronan'ny sasany dinika fahatany ,tsy tompon'abdraikitra aho fa mba mpidinika ohatranareo ihany,ny antony satria mahatsiaro sahirana aho indraindray refa miditra serasera(mavesatra loatra)
Diso ve aho?
10. sakaizakely
(
15/10/2008 09:51)
ary talentandry mits ry tsiambara3 ty mi quote quote fotsiny ity an :-D :-D :-D
de inn mou zao no tena tindry lazaina e :-P
de inn mou zao no tena tindry lazaina e :-P
11. tywa68
(
15/10/2008 10:51)
tena sahirana marina i xxx ka tsy hita intsony ! sa lasa niaraka @i Tsiambaratelo ? :lol:
14. ni81
(
16/10/2008 06:39)
tena sahirana marina i xxx ka tsy hita intsony ! sa lasa niaraka @i Tsiambaratelo ?:-D :-D :-D
15. mmmhh
(
16/10/2008 15:07)
za aloha rah miditra anaty forum de efa mivona ny @ izany e, matoa aho mba miditra ato de hanao discussion,
ka na enao ve any an-trano tsy mba manao resaka tsisy ventiny? reefa te hanala azy de manao resaka kidaladala ireny, reefa te ho serieux de miditra @ dinika serieux.
Sady indrindra ato @ eritreritra mandalo , ze mandalo ny eritreritra eo de alefa. Mety ho misy dikany mety ho tsia.

18. RATOVOARY
(
17/10/2008 14:14)
:-D :-D :-D :-D nandalo koa aho eeeee :-D :-D :-D:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
Eritreritra mandalo daholo zany :-D :-D :-D :-D
19. sytl
(
17/10/2008 15:32)
Mba mangataka aho amintsika mpikirakira ity site ity, indrindra ny forum,ny hiangaviako raha azo atao ny tsy hamoronan'ny sasany dinika fahatany ,tsy tompon'abdraikitra aho fa mba mpidinika ohatranareo ihany,ny antony satria mahatsiaro sahirana aho indraindray refa miditra serasera(mavesatra loatra)i o no atao hoe DINIKA FAHATANY
Diso ve aho?
20. sytl
(
17/10/2008 15:34)
na ny loha- hvtr ary ef nataony hoe"hvtr tsy dia misy dikany" kou in ndray??