fanazarantena @ fitiavana?
1. xxx
(
13/10/2008 14:40)
lhlh 20T ,atraminy nahatsiarovako tena dia aotrany mbola tsy nahatsiaro aho hoe izany no tena hoe FITIAVANA izany ,marina fa misy eny anelakelany eny misy hoe mahita sipa fa mbola tsy nahafa po ahy mihintsy
dia manotany tena aho hoe saody ary mba fanazarantena ireny hatrizay ireny fa mbola ho avy aho ilay tena izy ,ahafahana mivonona rehefa tonga ny fotoana ?mety ho marina ve izany fanontaniako izany fa lhlh ihany mantsy ny tena ........?????? (l)

novalian'i tsiafoi1 ny 10/12/2008 13:25
2. Noue
(
13/10/2008 15:04)
xxx:ie ! marina izany lazainao izany rehefa tonga ny fotoana eeeeee
lhlh 20T ,atraminy nahatsiarovako tena dia aotrany mbola tsy nahatsiaro aho hoe izany no tena hoe FITIAVANA izany ,marina fa misy eny anelakelany eny misy hoe mahita sipa fa mbola tsy nahafa po ahy mihintsy
dia manotany tena aho hoe saody ary mba fanazarantena ireny hatrizay ireny fa mbola ho avy aho ilay tena izy ,ahafahana mivonona rehefa tonga ny fotoana ?mety ho marina ve izany fanontaniako izany fa lhlh ihany mantsy ny tena ........?????? (l)
izany hoe rehefa matotra ianao tsy hitady etsy sy eroa fa mba vonona @ zay hanangan-javatra matotra eeee
3. ainaheri
(
13/10/2008 18:20)
saika taitra aho t@ ilay lhlh 20T,nevariko oe manao bizna camion 20T nareo lol
Raha ny taona voalazanao dia hita fa mbola tanora ianao raha resaka fitiavana ka izay no mahatonga anao manontany tena,nefa kosa misy oul sasany @ izao taonano zao efa matotra sy mahalala ny fandanjalanjana sahady ny eo @ alan'ny fitiavana....Tsy milaza aho sanatria oe tsy matotra ianao na tsy mahalala, fa io zany misy fotoanany d refa tonga aminao ilay fotoana zay tsisy fetrany oe oviana, d itanao ilay fiovana!!

5. tsihataorana
(
14/10/2008 05:25)
Marina ny volazan'i ainaheri zany hoe miova tampoka enao rehefa tojo 'lay anjaram-pitiavanao satria eo @ fitiavana de matetika tsy hain'olona ny mamaritra ny amour d'adolescent sy ny âme-soeur ary ny grand amour. Ka tsy diso enao raha manandrana alou vao miditra @ tena fitiavana fa ra ts zay de mety ho voadona eo @ fiainana ary mihafara @ famoizam-po. Andramo mitsy alou de ho hitanao eo raha izy no tena mety aminao. (l) :* :* :*
6. sytl
(
14/10/2008 11:12)
kay mila mikotrana tokoa ny fitiavana?? :roll: ,eny é! mbola tanora lôtra enao ka araraoty alou ny fatanorana fa marina daolo reo voalazn'ny namana reo,tonga ho azy eo zany!!de aza atao hoe
lhlh ihany mantsy ny tenabetsaka no otran'zany!!! :wink:
7. MMS
(
14/10/2008 11:47)
Hoy i sytl:
Zavatra manitikitika ny sain'ny tanora maro izy io fa tsy tokony hatao maimaika.Ankino @ Atra fona fa mbola ho avy eh!
sady tsy izay tia no vadina fa izay tiana no vadina
betsaka no otran'zany!!!
Zavatra manitikitika ny sain'ny tanora maro izy io fa tsy tokony hatao maimaika.Ankino @ Atra fona fa mbola ho avy eh!
sady tsy izay tia no vadina fa izay tiana no vadina
8. xxx
(
14/10/2008 14:41)
ie misaotra tamin'ny toro hevitra maro ,fa raaha zohiko izy teo dia ilaina izany ilay fanazarana ,fa ny maha tonga ahy manontany tena manko dia maro no m taraina na lahyna vavy dia hoy aho hoe .aleo rangha mizatra dia rehefa tonga ny fotoana tsy maninona intsony izy an!sady ny tena lhlh , fa nahita indray aho ato hw rehefa tonga ny anjarampitiavana dia miova ho azy .Marina ny volazan'i ainaheri zany hoe miova tampoka enao rehefa tojo 'lay anjaram-pitiavanao dia :p :p :p :p :p tsy maintsy ve?
10. sakaizakely
(
17/10/2008 15:59)
saika taitra aho t@ ilay lhlh 20T,nevariko oe manao bizna camion 20T nareo lol
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. cossaly76
(
03/12/2008 15:07)
Betsaka ny boky mampianatra ny ho avy @ fanambadiana sy fitiavana. Vakio reny de hitanao ao daholo fa ireny mpanoratra ireny de efa nanana traikefa betsaka ny @izany. Ohatra zao ny hoe :"Les ADOLECENTS et leurs Parents" ; "L'éveil de l'amour" ; "Pour le meilleur et pour la vie" ; "Croquez la vie"; tadiavo reny boky reny de ho hitanao ao daholo ny fandehan'ny fiainana, misy koa ny boky gasy an! jereo eny @ Librairie eny!
13. tsiafoi1
(
10/12/2008 13:25)
Mbola tsy tena fitiavana zany mora miovaova izany leity a, fa le tena fitiavana de le mahavalalanina, mampamorona ny tsy misy, mampandraiky marary aza indraindray, le hahafoizana ny tena... Mbola ho tojp azy eo ihany ingahy fa aza maika