Hitady hira

1. Ambinda ( 11/10/2008 14:38)
Miarahaba ny namana rehetra,raha misy mahita na manana ny hiran`i Tiana de mba andefaso aho fa tena nisy fahatsiarovana teo @ fiainako,nanana aho fa tsy hitako.
Ireto lay hira:-Arabaina
-Toamasina
-Aza ilaozana
Dia misaotra sahady ary mirary ny fifandraisana haharitra.
novalian'i cutie ny 13/10/2008 14:06
2. cutie ( 11/10/2008 15:03)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/mpihira&id=10
3. tsiambaratelo ( 13/10/2008 09:25)
[quote=cutie]
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/mpi
4. cutie ( 13/10/2008 14:06)
:-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0487