offre

1. dadanmitia ( 13/10/2008 08:36)
za manana Fiara FIAT 127 (03 portes) tonga de mandeha "non gage" paps norme mila mandoha assurance fotsiny, amidiko mora be fa misy blème kely aho
prix Ar 1 Million maimaika. Raha mahaliana anao dia io ny adresse mail
dadanmitia23@yahoo.com na 032 42 450 67
Merci. offre anio 13 Octobre 2008
novalian'i xxx ny 13/10/2008 13:22
2. xxx ( 13/10/2008 13:22)
Aiza ny toerana mety ahitana an'io fiara io? mety mahazo sary v?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 3.1844