Tany @ Pharmacie

1. Bita ( 13/10/2008 10:23)
Nisy Rangahy 1 niaraka t@ zanany handeha hividy fanafody. Ilay zazalahy eo @ 9 taona eo ho eo: izany hoe mahay mamaky teny tsara. Tsra tarehy ny fonon'ireo Kôndôme ireo ary dia variana ery ilay zazalahy. Ny zavatra nahavariana azy koa dia mandeha tsitelo telo ny tao anatiny ary dia hoy izy mantsy andrainy
Bandy kely: Papa fa maninona 3 no ny ao anatiny fa tsy 1?
Rainy: Rehegfa any @ Lycee ialahy dia ny 2 ampiasain'ialahy @ Zoma ary ny 1 Sabotsy.
Bandy kely: hay ve? ary ireo 6 ireo?
Rainy: Rehefa any @ Universite ialahy dia ny 2 Zoma alina no ampiasain'ialahy ary ny 2 Sabotsy alina ary ny 2 Alahady maraina.
Ary mbola nahita 12 isa indray ilay bandykely: ary ireto 12 ireto ka?
Rainy: Rehefa manambady ialahy dia ampiasain'ialahy indray mandeha isam-bolana: 1 Janvier, ny 1 Fevrier sy ny sisa volana manarak'e!
novalian'i endrika01 ny 15/10/2008 10:21
2. MMS ( 13/10/2008 11:22)
:D :o :o mety zay angamba no hampiasaindrainy azy kou =D> =D> =D>
3. vale ( 13/10/2008 15:07)
:-D :-D :-D tena marina io!!! hihihihi
4. tsihataorana ( 14/10/2008 05:35)
8O 8O 8O henjana be zany ah! ka tsy ho lasa expère be lay boay-kely refa lebe :D :D :D ny tsy natoron-drainy azy de souvenir sisa @ farany :D :D :D
5. notron ( 14/10/2008 06:36)
Mety hahita formule vaovao koa i zandrikely rehefa lehibe ka.
Fa ny tena loza raha mahay table 30 izy dia lasa manao hoe:
30x1=30
30x2=60
...
30x12=bobaka be
Vizana ihany klé!
6. ganakely ( 14/10/2008 12:20)
Ary mba tsy hitan-drainy kosa ny zany hoe: matin, midi soir; refa lebebe de lasa mardi,mercredi et samedi; refaveo de mivadika ho mars, mai et septembre.
Mety satri tsy nijanona 3 'lay kôndômy fa lasa 6 de avy eo 12 :lol: :lol: :lol:
7. nathie86 ( 14/10/2008 12:29)
aiza kosa eh
8. tsiambaratelo ( 15/10/2008 10:07)
:roll::roll::roll:
9. endrika01 ( 15/10/2008 10:21)
Pas mal =D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.111