Crise financière internationale : ho olana ho an'i dago ve?

1. badboy ( 07/10/2008 06:28)
Iarahamahalala fa ny famatsiambola mampiodina ny toekarena gasy dia avy @ ireo firenena maiana ny krizy arabola, aratoekarena @ izao fotoana izao!!

Dia inona no mety ho fiatraikany eo @ gasy : fampiahatoana ny famatsiana arabola? Fitakiana ny trosa @ alalan'ny fanondranana isankarazany izay tsy misy takalony arabola satria famerenana tsotra ny nindramina? :roll: :roll:
novalian'i penguin ny 24/11/2008 15:10
2. xxx ( 07/10/2008 08:02)
FANDANIANA ANDRO SY FANDANIANA RORA
3. bazylou ( 07/10/2008 12:01)
olana tokoa ary haharitra e!! nany avion andehanana any md aza metytsyhisy intsony raha izao no mitoohy 8-) 8-)
4. simplex ( 07/10/2008 13:46)

Non seulement tsika faran'ze mitokana be no sady tsy mba manana stock market akory ka tsy dia hitako loatra izay hatahorana...
Ra tsy hoe faillity tanteraka nga ny maison mere an'reo banky filiale andrizareo any @ntsika ireo, ka heo sotominy ny volany/bankiny, tsy misy atahorana loatra. Izany hoe tena cas extreme be, mety tsy hitranga.

Mety ho tsara ho antsika aza io satria, jereo fa midina ny vidin'ny solika sy ny hoe mihamahazo aina ny Ariary mihoatra @ ireo devizy hafa... tsy voatery ho tsara aloha izay fa zany hoe tsy katastrofika koa eee

:)
5. zandikely ( 07/10/2008 21:51)
Mazava ho azy fa misy fiantraikany. Raha ireo firenena mpamatsy vola tratran'ny Krizy dia mihena ny famatsiam-bola mankany Madagascar
6. penguin ( 08/10/2008 13:23)
Haka lesona indray ve ry be loha fa tsy be fanazavana araka ny fanao a? Nga tsy mampiseho fahaizana mamaha olana indray zato izy ééé. =)) =)) =))
7. badboy ( 08/10/2008 15:04)
Mihamafana marina ny tontolo hiainana, ary hita izany @ fihetsika miaro adalana asehon'ny biby miaina @ tany mangatsiaka tahaky ny penguin!! Tsy omena tsiny, mihamafana ny banquise iainany!! Rehafa milamina nagamba ilay krizy erantany dia mety hitady ny vahaolana hamonjena azireo ny amerikanina andrandrainy!!

Fa izany eo ihany fa toa manomboka hita ny fioatraikan'ilay krizy @ fanondranana any ivelany!! Dia ho inona no ho fiantraikan'izay indray?? 8-) 8-) 8-)
8. naughtyboy ( 08/10/2008 16:26)
=)) =))
9. fijo ( 08/10/2008 21:04)
de miandry ny fanazavanareo,fa tsy mahay io resak aio e.nefa manahy ihany sao hanimba zavatra be any.
10. bazylou ( 08/10/2008 23:18)
tsotra io ry fijo a, , rehefa tsy misy vola intsony sy faillite ny mpamatsyvola dia , vita ny amina'ny afrikanina mpangataka e!! :-D :-D :-D , iza ary no hanome vola eo hoy ianao ?? iza,,
11. ikaretsaka ( 09/10/2008 02:53)
Crise financière internationale : ho olana ho an'i dago ve?

mba anisan'ny ao anatin'ny lazainareo hoe "internationale" kosa angamba i dago e
12. badboy ( 09/10/2008 05:59)
ikaretsaka >> Tsy diso ilay fanamarihana, fa ny tena marina ilay krizy dia ireo G8 mpandidy ny lalàna aratoekarena erantany no tena voakitika @ ilay izy!! Aza tsiny raha ireo no ataoko hoe internationale satria ireo no mamehy ny tokony ho lalana arahan'ny tsirairay avy avy eo!! Dago kofehy manarapanjaitra fotsiny!! Tsy any dago akory no misy ilay banky faillite bdb!! Ary tsy ny banky ao dago no mihorohoro, fa ny mpiasa miandry ny karama avy @ famatsiambola, izay ho tapaka raha izao no mitohy, sy ireo mpanondrana entana izay efa nanomboka nanagampeo tato ho ato!! ;-) ;-)
13. penguin ( 09/10/2008 12:38)
Omeo lesona ndray ry beloha aaa? Mbola manontany ve fa tsy efa mahay nohon'ny amerikana ééé
14. barakobama ( 09/10/2008 17:32)
az kititian penguin io f' ts' enô akor no sipermani matsok ni rano las bankiz.... ref las raprez zô ka tsis petrol tson d afindrako anat marmit tranon penguin..... am zei miva kriz.... ni frigô fen hen ny petrôli ambani bankiz vôtrandrak ni banki fen sôs :!:
15. Noue ( 09/10/2008 18:26)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. naughtyboy ( 10/10/2008 11:41)
efa lalina be reo rafitra zay alahatry reo vondrompanjakana matanjaka(trilateral commission/ahitana ny zapone,kanadiana,eropeana ary g8 bekintana sy ny sovy ary ny sinoa,india sy reo mpanaradia azy toy brazily,afrika atsimo,autralia,sy ny ao afovoany atsinanana..)@ zao fotoana ,zv efa voakendry ela daoly ireny rehetra reny fa tsy za de anisany tsy mino ny sendra2 na hevitra tsy voavinavina(world economy conspiracy theory) zay ao anaty fandaharampotonany reo fikambanana miafina lehibe indrindra erantany efa niorina amanarivo taonany(free mason,illuminati,NWO,fiery wheels,yellow hat...),maro izy ireny fa ireo nolazaiko lohany,pasifika,mediteranea,india,afrika...mielipatrana erantany
.Afainganin\\\'izy reo ny famantaran\\\'androny fanagiazana ny toekarena erantany(world economy global domination),ny tanjona @ zany mazava ho azy fa ho fanjakana 1 no itantana izao tontolo izao izara rafitra 4 ny fiadidina ny fahefana bekintana,eropa,rosia,azia mitambatra..izy reny de saribakoliny reo fikambanana miafina ireo zay soloiny filohampirenena tena(oh.Bush rainy sy zanany zay misy ifandraisany bdb @ zvmiseho ao zamerika sy erantany aferany R.Reagan,CIA,skull& Bones.. ,mpandraharaha aratoekarena erantany oh. Rockerfeller zay akamaben\\\'le voalohany io ary nanangana ny trilateral commision anitarany ny tombotsoany empire-ny,ny EU mo de saribakoliny illuminati frantsay sy alema ndrindra2 atr@ ny vola kiraina no ampitoviana tahakany bekintana(single currency) fa iverenako ny ho tohiny sy mety fiatraikany amintsika avy eo..
17. naughtyboy ( 10/10/2008 13:47)
ny fampiharany bekintana free market financial system zareo eo anivony toekarena iraisampirenena zay anisany nampandroso azy atr@ 1930 ary nataony reo firenena maro modely zay mivelona @ credit market ra system banking @kaptalisma no resahina sy reo stock market samihafa(oh.wallstreet..)
efa atr@ 2007 no fantatry zareo(US federal reserve bank,US treasury department)mazava ny fluctuation ny toekareny anatiny @ fampindramambola nataony @ resaka property zay tsy ho stable mintsiny ary tsy nandray fepetra
(filet de securite)izy ireo nahoana no nandrasana ivoaka vao2 ratsy toy izao vao ikoropaka ra ny toerana misy azy de zao,125 taona mialoha ny firenena rehetra ankapobeny no fahazakantenany aratoekarena( ozy Joseph Stiglitz, the Nobel Prize-winning economist at Columbia University)ary anisany lalana iovana ny rafitra kaptalisma amerikana ho fifehezana ny tontolony politika erantany izy io .Tsy azo inoana zany oe firenena anisany faratampony @ ekonomia no ho fesona ao anatiny 1 taona na de ampina reo trosany bekintana nomeny praiministra sinoa Wen Jiabao mitentina2 trillions aza.. ,efa betsaka ny fiarovana noraisiny reo fanjakany( $700 billion bailout)sy ny nasionalizeny reo mpampindrambola ao aminy(Fannie Mae and Freddie Mac) ary rapitso no ahalalana ny tapaky ny G7 maro no soritra ao ambadiky fitaratra itarafany be sy ny maro izao fa ny iray @ reny dia ny fanampiany izy samy lehibe midika ho firaisankina @ fifehezana ny politika erantany,ny ahazo antsika de ny fikarany hetra iraisampirenena @ vokatra ahondrana sy ny afarana ao ko ny fandrobana ankolaka ny harena ankibony tany, ny vokatra ilainy izy reo ho vidiany mora ary analefahana tanteraka ny tany mahantra mba iankindoha tanteraka aminy (fampindramambola,famatsiana vola ampiroboroboana sy ampandehanana ny toekarentsika ary ho baikony @ zay atao sy ny fananao tanteraka ),ny fanotaniana izao de inona no hevitra sy vahaolana efa nomaniny fanjakana malagasy @ zany rehetra izany sa de kofehy anarampanjaitra lava...zany oe tsy ameno ny paosiny mpamatsy vola lava izao sy ampitombo ny efa azony mpampidrambola aiza ho aiza isika2 @ politikany fahazakantena aratoekarena fa ny olana erantany tsy itsahatra fa ny itsetsitra ny hafa lava no fantany
18. badboy ( 10/10/2008 15:36)
Tsara ilay théorie fa ny indro kely fotsiny dia tsy mijery ny misy akaiky fa lasa lavitra be!! Ny hoe conspiration hanalefahana ny efa anaty hady tsy dia ilain'izireo loatra nagamba satria efa iarahamalala, ankoatr'ireo firenena manomboka manakarena (brésil, chine inde), fa tsy ho afabela @ firenena avaratra ny firenena atsimo!! Ary efa marobe ny orinasa, indrindra fa ny assurance sy banky, no efa mikatona na voatery tsy maintsy novidian'ny fanjakana ka amanarivony ny olona efa tsisy asa intsony!! Ny fitomboan'ny tsy an'asa anefa dia vesatra ho an'ny toekarena, ka tsy dia mino loatra aho fa fanafolana in5 ny efa folaka in4 ilay izy!!

Ny fijeriko azy sy araky ny lazain'ny mpandinika aratoekarena dia lasa nihoatra ny fefy ilay filozofian'ny tsena malalaka ka tsy maintsy ho io ny iafarany!! Ny fanatontoloana koa etsy andaniny nampiparitaka haingana be ilay krizi!!
19. naughtyboy ( 10/10/2008 16:05)
misy zanatohatra isankarazany ny ivony politika efa mikasika macroeconomy sy international trade manko ny fiatraikany ty raharaha ty ka voakasika daoly ny rehetra fa tsy midika akory oe tsy ho voakasika isika , tsisy zv tonga2 oazy zany na tsy mifandray fa efa voakasa daoly reny ny fanalefahana ny toekareny efa mahantra de misy satria ilay fiankinandoha tanteraka aminy tany manakarena no tadiaviny zany oe lasa saribakoliny koa na fanjanahana toekarena @ endriny hafa ,mbola misy reo tany lazaina fa mahantra sy be trosa no manana potential autonomy androso haingana sy ahavita tena @ harena ao aminy ka esorina ao atsain'izy reny ny fihevitra fa afaka androso ny fireneny fa tsy mila baikony hafa zay no mahatonga reny ady isankarazany etsy sy eroa(Afghanistan,Irak,ary Iran ,korea avaratra,angola..)de mihomana fotsiny afaka volana vitsy2 na taona 1 farafahabetsany ny vokatr'io krizy io any amintsika,ny fianambahoaka mivantana no resahiko fa azava ny fifandraisany resahiko eto iarahamahita eo..sao mieritreritra oe tsy mikasika antsika izany fa ndry zareo..
20. badboy ( 10/10/2008 19:33)
Efa nisy tahaka io krizy io t@ 1929 fa tsy vao voalohany!! Ary dia tena mitovy tanteraka!! Ny vokany no ho hita eo hoe ahoana, tahak'izay koa ny vahaolana hoentin'ireo ngezabe rehetra!! Ny niafarany manko t@ 1929 dia ny 3ème GM izay isan'ny fitaovana nentina nmahana tanteraka ny olana!! ;-) ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0433