Crise financière internationale : ho olana ho an'i dago ve?
41. nanas
(
21/10/2008 14:15)
lasa nitsoka zanety_penguin, sa niova pseudo? tsy laniny marina ianao ry naughty :D :D :D :D :D
42. penguin
(
21/10/2008 15:48)
Tena tsy azon'ireto Mpi-nanananas-ka ireto marina fa tsy lanin'ny Pokona tokoa ny fahaizanareo saingy aza averina ilay teny hoe NY HINANANKANINA HO AN'NY MAHANTRA AVOAKA. Raha ny noana no anaovanao resabe dia tsisy hiahaino anao izy ka ho an'ny voky ny hafatrareo sa ho an'ny sahirana. Ventesina ny resaka vahiny nefa samy mitokona mileladelaka antanin'olona. Izany ve no hananatra ny vahoaka an-tanàna?
44. penguin
(
22/10/2008 05:51)
Jereo ny tena hoe aiza no misy anao ary inona no haninao. Afaka maka ny toeran'ny mahantra ve ianao sa mihirahira amin'ny fahavoazan'ny sasany. ALOHAN'NY MANDRAY ONDANA MATORY MANDINIHA TENA TSARA. Dia lelafo ihany ny vazaha fa aza maneso ny an-tanàna. Vorona an-danitra tsy hay asiana sira. Milaza mahay saingy tsy ahitana rirany fa misavoana.
45. naughtyboy
(
22/10/2008 13:23)
NY HINANANKANINA HO AN'NY MAHANTRA AVOAKA
iza no tokony amoaka an'io za sa i le 8 efa lazaiana fa diso toerana ny sainy ty
ry zanety (ao @ sokatry)fa mitadiava dokotera ... averina indray
fa manina mo no tsy anotaninao an'io le filohanareo le8 ty ,izy nge zao no oe filoha eo izy zany no tokony amaly anao eto aza mihafahafa mintsiny fa tonga de teneno aminy daoly oe aiza @ zay le ihinanakanina...nefa zao ko aza adino ny manotany fa raovina vao alehibiazina ny 18 fa sao lasa tsy manakialofana i penguin manohana azy,ary mbo ento any ny hafatro oe mila amafisina tsara ny fiambenana @ reny toerana reny fa lasa mipitsika daoly ny miptsoka reta otrany pengy

46. penguin
(
22/10/2008 15:05)
Elah tsy ho filoha naoviana ary elah no mivadik'ondana. Fanazavana etsy sy aroa TSY HINANANKANINA HOY NY MAHANTRA =)) =)) =)) =))
47. nanas
(
22/10/2008 16:30)
O my ! zay foana anie ry naughty no tokony hananarana ny vahoaka @ fifidianana manaraka hoe mba olona nianatra fidiana @ manaraka fa ilay niveau hitantanana firenenana zany tsy ho vitan ny olona CEPE na BEPEC mihintsy e! Tsy mahagaga raha mitotonga hoatran izao Madagasikara @ fahavendran ny sasany.
48. penguin
(
23/10/2008 09:00)
Ampinaro ny vahoaka ary fa aza laniana andro. Mba mandehana hoe ny expert fidiana ho solombavambahoaka raha asian'ny olana sirany nohon'ny malaza eo an-tanàna izay manambola na tsy nianatra aza. Ary ianao milaza nianatra moa nahavita inona fa tsy lasa solafan'ny vazaha no ataonao. Modia ary mirotsa fidiana raha mahay fa na 0,0001% aza tsy azonao. =)) =)) =))
49. ssendra
(
23/10/2008 12:41)
Mpandefa : badboy [ Valio ] 07-10-2008 08:28:17
Lohateny : Crise financière internationale : ho olana ho an'i dago ve?
Iarahamahalala fa ny famatsiambola mampiodina ny toekarena gasy dia avy @ ireo firenena maiana ny krizy arabola, aratoekarena @ izao fotoana izao!!
Dia inona no mety ho fiatraikany eo @ gasy : fampiahatoana ny famatsiana arabola? Fitakiana ny trosa @ alalan'ny fanondranana isankarazany izay tsy misy takalony arabola satria famerenana tsotra ny nindramina?
ka tsy ho an'ny gasy ihany fa ho an'ny firenena mifampiankina rehetra rehetra no hiarany ko! samy krizy ao dool...
RY zareo arabo ohatra very raha tsy manambola hanafarana petrol njareo tsony ny amerikan dia ry europeana tsy afaka mi exporter ny aferanjareo tsony any amrerika ohatra dia toy izay hatrany....SAUF RY zareo kely maso no mitady hibahana anefa manao asa petatoko....
50. naughtyboy
(
23/10/2008 13:01)
zay ko misy marina ry ssendra ny sinoa zao mahazo aina tsara ny toekareny fa ny tandrefana,bekintana sy ny arabo tsy tafavoaka @ fantontoloina ny toekarena erantany..
51. naughtyboy
(
23/10/2008 13:08)
ozy nanas
"O my ! zay foana anie ry naughty no tokony hananarana ny vahoaka @ fifidianana manaraka hoe mba olona nianatra fidiana @ manaraka fa ilay niveau hitantanana firenenana zany tsy ho vitan ny olona CEPE na BEPEC mihintsy e! Tsy mahagaga raha mitotonga hoatran izao Madagasikara @ fahavendran ny sasany."
zay maintsiny jereo zao i zanety no oh.tsara mihevitra fa ze manambola ihany no manantsaina sy misy fanahy ka tsara mitondra firenena aiza izy no ho lasa lavitra ..Ary ny tsy azony de zao,ny atao aty @ vazaha de tsisy hafa ny ataony any amintsika aorona dolidoly fahaizana sy ny fananana ao aminy de entina mody avy eo anasoavana ny any @ tanana =)) =)) =)) =)) ra normaly izy de kobony zany nefa indrisy ry tavatsaosisy(zanety)..

52. nanas
(
23/10/2008 13:47)
penguin:
Ampinaro ny vahoaka ary fa aza laniana andro. Mba mandehana hoe ny expert fidiana ho solombavambahoaka raha asian'ny olana sirany nohon'ny malaza eo an-tanàna izay manambola na tsy nianatra aza. Ary ianao milaza nianatra moa nahavita inona fa tsy lasa solafan'ny vazaha no ataonao. Modia ary mirotsa fidiana raha mahay fa na 0,0001% aza tsy azonao. =)) =)) =))
Fotom-pisainan ny olona hoatranao tony no rangori-fototra tsy mampandroso ny firenena. Olona tsy tia fivoharana sy tsy tia karokaroka fa mihevitra fotsiny hoe rehefa manambola na donto velona aza dia afaka mitondra. Ohatra miberibary io le8 lasa filoha @ zao fotoana io. Aiza no misy ny firenena @ zao? Tsy mahagaga mihintsy raha mivarina @ izay tsy izy ny firenenana satria bado sy kentrina no avela hitantana ny firenena. Zao zany ilay hoe gidro nahita internet ry zanety, ny gidro aza araka ny etude nataon ny biologista mbola intelligent kokoa.
Le fanotaniko tary @ sujet hafa tary napetrako taminao hoe inona marina moa zany no tianao ho fantatra @ ty fanotaniana isaky ny mihetsika ty manao hoe " mba inona no vitako"? Sarotra ny hamaly an io satria tsy ho azonao sy tsy ho takatry ny sain-kelinao mihitsy ny zavatra vitako. Amin zao tompoy ao ihany aloha ny volanao sy olona vendrana toa anao tohananao fa zay ihany zao no takatry ny sain-kelinao.
53. karavasy
(
23/10/2008 15:26)
Marina kosa fa mba omeo izay vitanareo fa mety ho lany nareo raha mirotsaka. Ankoatr'izay daka no mahazo anareo rehefa poakaty. Izay no hafatra azonareo tamin'ny Malagasy ary nifidianany izay tiany na nianatra na tsy nianatra sahala anareo. Izay lanin'ny vahoaka no filoha ry vendrana aaa :-D :-D :-D
54. nanas
(
23/10/2008 19:28)
karavasy:
Marina kosa fa mba omeo izay vitanareo fa mety ho lany nareo raha mirotsaka. Ankoatr'izay daka no mahazo anareo rehefa poakaty. Izay no hafatra azonareo tamin'ny Malagasy ary nifidianany izay tiany na nianatra na tsy nianatra sahala anareo. Izay lanin'ny vahoaka no filoha ry vendrana aaa :-D :-D :-D
Ka izay indrindra no antony hi-sensibiliser ny vahoaka indrindra ny ambany ravina rehetra any hoe, aza matikin ny mena miraviravy sy vary kapoka fa atoro azy hoe iza no manana fahaizana hahatafavoaka ny bolina, satria nahoana io olona io no hahatafavoaka ny bolina, inona ny antony, ahoana no mety ho vokany zay @ fiainany sy ny taranany. Tsy fiainana 1 sy 2 taona akory no jerena fa ny fiainan ny taranaka hifandimby. Ary saraho tsara aloha ny hoe voafidim-bahoaka sy ny hoe " natao izay hahalany azy" samy hafa reo. Misy marina ihany anefa ny anao hoe daka vody no azo rehefa vendrana, ohatra mibaribary t@ fifidianana mairie teo, vodaka ambavafo tsara ny TIM vendrana sy mpangalatra. Raha milaza ny zavatra tsy manjary sy tsy mandeha @ zay loniny, tsy midika fa mitady seza velively, fa Madagasikara tanindrazana hiombonana tsy miteny zay tsy mety izahay, aleo hazava tsara.Ny zavatra hita manko amin izao dia sady tsy misy niveau intellectuel ny filoha, tsy manana potentiel @ resaka fitantanana, leadership, tsy mahalala fomba ankoatr izay ( nandalovana io), nefa tsy refesy mandidy ihany koa. Ka io asak asakareo zay matim-bola sy voninahitra fa ny ahy manokana ny taranako tsy ho avelako tantanan olona tsy manana potential zany e!
Zay le fiainana ra-karavasy fa tsy entina @ hoe mpanambola dia tia ny vahoaka a!, raha tsy te-handroso dia tompoy ihany ny vendrana.
55. penguin
(
24/10/2008 15:19)
Raha ny vahoaka no lazainao vendrana dia vao mainka tsy ilain'ny vahoaka ianao. Tongava tenisany raha mahay f'aza variana milelaka ny an'ny vazaha any éééé
56. nanas
(
24/10/2008 18:43)
penguin:
Raha ny vahoaka no lazainao vendrana dia vao mainka tsy ilain'ny vahoaka ianao. Tongava tenisany raha mahay f'aza variana milelaka ny an'ny vazaha any éééé
o ra zanety penguin a! tsy omena tsiny ihany ianao @ lafin iray raha manao famaly botolona satria mitovy @ ilay voalazako teo aloha ihany : misy lack be le fomba fisainana vokatry le fahavendranana. Mandreraka be ny miady hevitra aminao fa tsy misy adi-hevitra miakatra mintsy miresaka aminao fa tsy maintsy midina level foana. Gidro nahalala internet aza hoa mbola intello kokoa. Ianao zao no milelaka vazaha any andafy any, sady tsy fahaizana no tsy fahalalam-pomba, mampitombo isa ny vendrana any antanin olona any, nde mody mba mileleka tsara an le8. zahay aty sady mampiasa vazaha no en plus mahavita zavatra hoan ny tanindrazanay.
57. naughtyboy
(
25/10/2008 16:00)
... =)) marina zany ry nanas ny tsisy hevitra ihany no mipopoaka ny vavany ,ny sainy nefa poakaty @ io ,na hazavaina aminy eo daoly aza izany tsisy takatry ny atidohanay babangoana =)) =)) fa aleo tahirizana ho any manatsaina ny adihevitra ,tsy manakana ny roplana anidina akory ny kivindro mivovo..
58. karavasy
(
27/10/2008 15:07)
Tenisany no an-dafy koa zay an-tanana tsy niala an-tanidrazana no lazaina vendrana lava eto. Lelafo ny an'ny vazaha dia raiso ny fitondrana raha favy. Ankoatr'izay tsy miady hevitra aminao fa mamono sigara no hainay.
59. naughtyboy
(
28/10/2008 14:55)
tsy mahagaga izany ,tena ngambany ry zanety de nateraka ho tsy ampy saina ka Anjanamasina ihany na borne 18 no mba hay =)) =)) =)) =)) =))