Crise financière internationale : ho olana ho an'i dago ve?

61. bazylou ( 28/10/2008 22:58)
be fialonana aloha le gasy any Mada e!! izay no hita , sy tsapa!! nefa anie tsy makaiza fa ny aty ihany no mbola tangolisany hamelona azy e!!! :-D :p :p
62. karavasy ( 29/10/2008 09:55)
Izay ilay tokony averina mazava fa ianareo andafy tsy mahavaha ny olanay aty antoerana ary tsy mahalala ny tombony hitanay na ny fatiantokay. Izay ahamamy ny an'ny vazaha lelafinareo any atao tsara.
63. naughtyboy ( 29/10/2008 12:39)
zanety izay maintsiny ry bazy a tsy voavahany any satria tsisy fantany ny miseho de ny hafa no ivovozana =)) =))
64. penguin ( 29/10/2008 13:55)
Ny samy Malagasy no mifandahatra eto ary aleonay aza vazaha miasa eto Madagasikara no miresaka nohon'ny Gasy an-dafy miseho milay nefa mitokona any ihany.
65. naughtyboy ( 29/10/2008 14:51)
asaivo itariny le8 kalo ny kominina anjanamasina sao tsy manakialofana eo ry zanety a de avy aiza ny kaly ary farany tonga de alaivo ny fitondrana fa enapo zao no efa any O.K
66. penguin ( 30/10/2008 15:47)
Izahay mankato ve no haka fitondrana indray ry marary saina sa ny mpamerimberin,a le8 le8 isaky ny mihetsika aaa? krizin'aretin'andoha mivadika adalana ny an'i notty ary olana ho an'ireo gasy an-dafy mitapitapy.
67. naughtyboy ( 30/10/2008 21:13)
:D tsy sitrampanafana ty aretiny zanety ty :D ..
68. tsimati ( 12/11/2008 07:58)
mahay owa i naughtyboy aary kely sisa dia izy indray no handimby an'i Obama ary ho filoha faha-45 moa sa firy izy izay?
69. naughtyboy ( 13/11/2008 12:40)
:-D
70. penguin ( 13/11/2008 15:14)
Kay lery no tena mihomehy tany vaky. naughtyboy voan'ny fantsy mbola milaza ho tompon'ny saina ihany. Ry nanas moa ny CEPE sy BEPCE no alahatra nefa ny "Nobel Prize"-ny mbola tsy re hatramin'izao. krizy ny fisehoana mahay no an'elah isany. Ipitsio.
71. naughtyboy ( 13/11/2008 16:16)
:-D ntsooo ..ny efa mipitsoka otrany pengy nga mila ipitsihana intsony fa efa vita matavy , efa resak' eto...a lava zao no resahina eto fa tsisy hainy pengy na ny momba an'i nanas na CEPE na Nobel price =)) na ko ny atao oe fomba fisainana arapolitika mitabataba otrany loha tapaka fotsiny :-$
72. tsimati ( 14/11/2008 15:19)
Apetrao eto kosa ho hitany sy ho tsapany ny tena maha-fatratra anao ra-naughty dia mangina izy e. Sao malaza tsy hinanana mantsy ka azon'ny sasany atao firesaka. Izahay aloha manaiky fa voavahan'i naughty na ara-tsosialy na politiky na ara-bola na ny fitiavana aza hidirany any ho any. Tsisy tsy voafehinao ka. =D> =D> =D> naughty oe oe
73. naughtyboy ( 16/11/2008 18:51)
:@ :@ phew..phew firy gony no laninareo teto =))
74. penguin ( 18/11/2008 14:12)
Marina ny anao ry leiry fa voafehin'io daholo na sehtra inona na sehtra ahoana. naughtyboy maro-sehatra sady hikoizana. =D> =D> =D>
75. naughtyboy ( 18/11/2008 14:57)
olompirenena aho ary manana zo sy sata ijeriny fitantanany mpitondra eo nefa tsy mandany andro @ olona ambany fisainana toy izao , henatra ho any malagasy sy ny tany amamonina..toy i le8 ihany
76. penguin ( 18/11/2008 15:54)
Esy ny Presida-nay ndray aloha tsy atakalonay anao ra-notti vendrana a. Mahazo tapaka lalan-drà eo ianao fa tsy omenay ny anay hatramin'ny farany. Mitapisa eo ihany =)) =)) =))
77. naughtyboy ( 19/11/2008 11:30)
fa iza no milaza ifanakalo, io ndray le porofony ny tsy fahampitsaina ananany ty ol ty mapiteniteny azy foana lava eto fa mitroatra :-@ mahonena..
78. penguin ( 24/11/2008 15:10)
Crise-naretinandohan'i naughtyboy ary olana ho an'ny mpanohatra tsy mahafaty baolina. :-P :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1582