Crise financière internationale : ho olana ho an'i dago ve?
21. badboy
(
11/10/2008 07:54)
Azfd : tsy 3ème GM fa ème GM!! Fa ohatry ny prémonitoire ilay 3ème GM!!!! ;-) ;-)
22. vetsoko
(
11/10/2008 23:24)
crise io ry akama a! de sur le plan financière,de à l'échelle international,tsy épargné @ io akory i dago,ça ne peut pas être sans conséquence,lava be raha itarina
23. nathie86
(
13/10/2008 10:59)
Ny firenena izay manantena ny financement avy @ firenena matanjaka aloha d eh, tsy hisy intsony, tsy maintsy ny tenany iany aloha noho vonjenay toy izay oe ny antsika aty @ tany madinika
24. penguin
(
13/10/2008 14:34)
Ary ny reni-tohatra ahoana? =)) =)) =)) . Mahay ny anay reo saingy tsy mbola nahavita inoninona fa variana mikonetaka an. =)) =)) =))
25. nanas
(
13/10/2008 22:19)
Nikonetaka tany andranonareo angaha izy ry penguin, tssss, aleo tsy misy toy izay hikonetaka any amin -dry penguin mpihinana trondro masiso. Na ny vavany aza masiso, jereo @ fomba fanehony hevitra hevitra eto, sy ny kabary ataony rehefa miverina mitsangatsangana any ivelany. Efa hanangana orinasa fanaovana sakafo-biby izao ny debanareo fa asa na hanao sakafo masiso hoa ny penguin. Ny vahoaka ihany aloha hatreto no tsy hanamboarana hanina fa ny biby ihany hono.
27. naughtyboy
(
15/10/2008 17:52)
....tsss i penguin no itako mihaantitra @ adalany ko :-D :-D :-D mapalelo ihany penguin fa ataony ol any ambilany atsy ho atsy..
28. nanas
(
15/10/2008 19:42)
naughtyboy:
....tsss i penguin no itako mihaantitra @ adalany ko :-D :-D :-D mapalelo ihany penguin fa ataony ol any ambilany atsy ho atsy..
Ny vatany efa ao ambilany ry naughty fa ny lohany sisa no manarangarana eny ivelany. Mbola tsy nampiretin ny olona ny afo dia mbola mizesta minananana eto aloha izy hoe "jereo fa ny lohanay mbola tafavoaka"
29. penguin
(
16/10/2008 12:05)
Raha mitsovaka ny aty iza no mitaraina sy minanas-ka ? Sao tsss ny aty no mi-nanas-ka fa nareo be toreo ? Ts avela miteny zay é, gadrana zay é, sns :-D :-D
30. naughtyboy
(
16/10/2008 13:42)
olatra @ fianjerany fanatontoloina io krizy io notarihiny bekintana sy ny tandrefana...
Efa nolazaiko tany aloha tany fa ny 2 karazana reo fifandraharahana @ tsenambarotra erantany/economic process (varotra malalaka natao ho any reo zay ampitombo ny vokatra ahondrana ary ampihena ny afarana manala reo haba sy hajia iraisampirenena/free Trade Organisation oh.SADC,AGOA..zay marihina fa mahatsara ny fitomboany harinkarena ny firenena 1(economic growth), ary ny faharoa de ny fanatontoloina ny misy Ireo ekonomista tandrefana sy mpiaradia aminy de mihevitra fa solika ampiasaina ny fanatontoloina ary dingana entina ialana @ fitokotokoana aratoekarena @ endrika marobe indostrialy(manufacturing)sy fitomboany vahiny mamatsy vola ivelany famokarana marolafy(multi-corporation) ary fampiasana na fampindramambola(fibaikona sy fanjanahana ny toekareny hafa@ alalany vola kiraina atao jono/credit market)
Amerika atsimo ra vao niova ankavia ny maridrefy politika taorinany fanovana rafitra politika erantany oh.Venezuela itovizako hevitra tsara @ Pdt. Chavez ny fijeriny momba fanotolotoloina katsahiny bekintana(globalisation)fa ny fanjakana no angovo manodina ny toekarena fa tsy Washington na ireo mpamatsy ny tsena iraisampirenena toy ny International Monetary Funds zay mitady hibaiko ny rehetra,toy izany ko ny eropeana sy ny World trade Organisation ..ra jerena ndray reo firenena manaraka reo manankarena zay efa manana ny tanjany toa any Sina,Brazily,Korea atsimo,Zapone de lalana ifanakalozana haingana @ sandambola erantany sy lasitra nalainy tahaka ampitomboana ny famatsiambola any ivelany ny fantontoloina aratoekarena..
etsy ambany ny tohiny..

32. naughtyboy
(
16/10/2008 15:22)
t@ 1990 no tena nibaribary ny tavany fanatontoloina/globalisation refa nipoitra ny IMF @ alalany reo volavolandalana mifehy azy tsy miankina @ governemanta(taxation/hetra,regulation/fepetra),maporisika ny fanalalahana ny tsenambarotra..io le antsoina oe klepto captalism
niparitaka be fanalalahana t@ io fotoana io,raisiko oh. i Thailand ny fandrosoany aratoekarena de nitombo haingana @ alalany fifandraharahana @ IMF ---->findramambola(naniry toy ny anana ny trano manakandanitra/skyscrapper,tratrany ny fetra enjehiny @ fepetrany IMF) 7 taona taty aorina niova hevitra reo vahiny mpamatsy vola tao ka nositominy daoly ny vola nampiasain\'izy reo,foana ny stock market thai nianjera ny toekareny)nitovy @ io ko no nahazo an\'i Korea atsimo refa nindrambola t@ US treasury,iray taona taorinan\'io de nivoaka ny fampindramambola hafa miaraka @ zanabola sy hetra miakatra be anafoanana ilay krizy(nihanitombo zany ny trosa $95 million bailout)mody nanao samaritana tsara fanahy ny IMF :°)
ra i Rosia ndray de teo ko no noraisina vao nijabaka niditra t@ fanatontoloina ekonomika t@ 1991(taorinany nianjerany firaisana sovietika)zay notarihiny B.Eltsine, notantaniny fanjakana kominisma ny sehatry ny toekareny(financial sector) ary noalalahana ny fandraharahana arabarotra(free trade/IMF) de nitombo million maro2 reo sovy nihanahantra ny ankabeazany indostria sovy lasa privatizena ny 3/4 alohany fampiharana ny lalanaketra ary tonga ny mpanotra IMF nanome $70 billion azy reo,lalana hafa no nosafidiany ny sovy anavotana ny fahavoazana ny fanadiovambola(money laundry ao Nauru- Bahamas/@ reo kompany Nauru Group of Corporation)
nihaniakatra ny arikarenany @ zao fotoana noho ireo solika sy metallurgy production ananany etsy andaniny ary nialany mazava ny globalisation fa nitondra fahavoazana ekonomia/blackhole economy..
ny zvmisy de zao US no firenena b trosa indrindra @ zao fotoana ary bankiropitra @ fifanakalozambarotra/trade deficit, 85% vola kiraina/capital avy any eropa sy atsimo atsinanana de miditra ao amindry zareo ,salany misy2 @ io no nampidiriny bekintana tao @ subprime mortgage zay nahavoa azy eto,
ny sinoa nefa de nitombo ny fivoarany aratoekarena ary anisany manana vola fiandry (lifeguard/filet de securite) matanjaka indrindra,fifandraharahana arabarotra nahomby/succesfull trade
i Sina no oh.tsara nahay nampiasa ny fanalalahana varotra, fifaninana fampitombony ny vokatra ahondrany t@ alalany fanajariana ny fambolena zay mipaka mivantana @ mpamboly ny vokany,ary ny fanjakana no mifehy ny sehatra mamokatra sy ny fampiroboroboana izany ary ny banky sy firenena hafa te iaramiasa aminy de miankina @ habetsany vola ampiasainy nefa 50% farafahabetsany azony ampidirina,zany oe nijanona ao aminy daoly ny vola kiraina/capital market sy fiandry/reserve market..

34. nanas
(
16/10/2008 23:25)
naughtyboy:
nanas>efa feno v ny 18 sa tafatsoaka tany ity penguin ty =)) =))
mety tafatsoaka tany angamba izy io ny tena marina ry naughty dia mampiseho ny hakondranany eto
35. penguin
(
17/10/2008 14:56)
Tafatsoaka avy any marina ary ny samy avy any mifampantsiaro. Efa manazava fanantonoloina izany rehefa avy tany @ 18 vé? Mi-nanas-ka marina. Mba le hinanankanina ho an'ny mahantra ventesina ary ééé :-D :-D :-D
36. naughtyboy
(
18/10/2008 13:16)
zao nge le lazaiko oe tafatsoaka tany i penguin e..
" Mba le hinanankanina ho an'ny mahantra ventesina ary ééé "
fa manina mo no tsy anotaninao an'io le filohanareo le8 ty ,izy nge zao no oe filoha eo izy zany no tokony amaly anao eto :D aza mihafahafa mintsiny fa tonga de teneno aminy daoly oe aiza @ zay le ihinanakanina...nefa zao ko aza adino ny manotany fa raovina vao alehibiazina ny 18 fa sao lasa tsy manakialofana i penguin manohana azy,ary mbo ento any ny hafatro oe mila amafisina tsara ny fiambenana @ reny toerana reny fa lasa mipitsika daoly ny miptsoka reta otrany pengy =)) =)) aoka zay i nanas fa efa mba misy vahaolana reo amahana tsy zakany lohany toi, mahasoa reo ka eritrereto ihany ry pengy :-$

37. rahiratra
(
20/10/2008 15:57)
Ilay filoha kosa ve no naka tsirony nampiteraka ny vadinao. Ianao no mifaly ary ianao no misahirana mamelona. Aza tolorana saina miandry ny hafa ny olona.
38. naughtyboy
(
20/10/2008 18:23)
fa impiry mo zanety no tenenina oe nda makany iavoloha mangataka an'i le 8 analehibeazana ny anjanamasina an ialokalofanao ,ary resaka vady ny aty tsy mbola any @ zany fa ny vadinao omena azy amboariny any e fa mety bisexual ko lery ka =)) =)) fa ra oh. ka alefany aty ny zananay vavy de tsy olana zany amiko fa lazao izy :-$ :-@ :-@
40. naughtyboy
(
20/10/2008 18:39)
ZANETY > maivakitsaka tsisy hevitra ary valio ito ra misy atokona ra tsisy de pov kon'
"fa manina mo no tsy anotaninao an'io le filohanareo le8 ty ,izy nge zao no oe filoha eo izy zany no tokony amaly anao eto aza mihafahafa mintsiny fa tonga de teneno aminy daoly oe aiza @ zay le ihinanakanina...nefa zao ko aza adino ny manotany fa raovina vao alehibiazina ny 18 fa sao lasa tsy manakialofana i penguin manohana azy,ary mbo ento any ny hafatro oe mila amafisina tsara ny fiambenana @ reny toerana reny fa lasa mipitsika daoly ny miptsoka reta otrany pengy " =)) =)) =)) =))
i notty tsy laninao na iodikavia na avanana fa aza tsapatsapaina aleteho ao anaty sokatry misy ny sainao izay mandrapahafaty ,jerena ihany atr@ zay fa tsisy atokona fa manao vavany pitaty rakena fotsiny =)) =))