hono hoa...

1. xxx ( 30/09/2008 08:15)
Manahoana daholo! naik ahanontany aho azafady, ahoana kay ry reto ny fandraisanareo an'izany hoe reny tsy madio fo amin'ny zanaka izany? zanaka nateraka fa tsy hoe zana-bady a! dia inona no tokony atao raha izany no mitranga?
novalian'i endrika01 ny 08/10/2008 03:54
2. ssendra ( 30/09/2008 08:46)
ampio fanazavàna hoe ny amin'ilay hoe reny tsy madio, inona ilay atao hoe tsy madio????
3. ssendra ( 30/09/2008 08:48)
sinon, tsy misy afa tsy ny mifampiresaka ihany hoe inona no antony mahatonga anao tsy madio amiko dia hita eo raha misy raha tsy mazava...
moa raha toy izay mihintsy ilay reny dia akory atao, anjarani'lay zanany no mandray decision na tsy hivaky loha koa izy an ahoana :-P
4. xxx ( 30/09/2008 14:36)
ssendra, misaotra manome velin-teny, fa efa tsy misy possibilité intsony ny resaka! tena hita miharihary tokoa ilay tsy fahadiovam-po... mampalaelo be ny tantarako, nefa tsy sahiko borahina eto fandrao hisy hitsara ahy ho maivan-doha ka hanala baraka ny reniko! fa io no azo amintinana azy, tsy matio fo amiko izy ary tsy tia ahy, asehony amin'ny fihetsika! fahotako angamba ny naha zazavavy ahy satria ilay zandriko lahy dia tiany tokoa par rapport amiko ka raha sendra tsy mifankahazo aminy io anadahiko io dia marary ery ny fony, fa rehefa izaho no misy tsy tiany aty amiko dia eny tsy misy miresaka, efa 1 volana mahery izao no efa tsy niresaka intsony izahay mianaka! izany hoe miresaka fa rehefa eo lay zndriko dia miresaka izy fa rehefa lasa io zandriko lahy io dia miverina ny avonavona sy ny lanja loha sy ny esonteny :snif: reny niteraka ve hahavita izany!!! mba niteraka iany ny tena fa tsy mahavita izany amin'ireo zaza ireo!!! ny mampalahelo dia izaho no mahasorena azy dia ny zanak ono analàny vonika, indrindr ailay voalohany! dia eo no ilàko fanampiana satria izy sy dadanay ef nisaraka, izaho izany no tena manohana azy amin'ny lafiny rehetra. Efa nanapa-kevitra ny hiala iany ny tenako, hoe tsy miara mipetraka aminy intsony satria ny havan-tiana tsy iaraha-monina, fa tsy nanaiky ny zandriko.... saihrana ny saiko! Ekeko aloha hoe tsy ny zandriko no mandidy saingy raha ny teniny farany izay dia sarotra ho ahy ny hiala! nandrahona mantsy ilay zandriko fa hitondra ny mangidy io reninay io raha izaho no tafasaraka amindry zareo fa tsy foiny aho sy ny zanako! tsy fantatr'i zandrinay anefa ny fisian'ilay hoe ts madio fo amiko neninay... tsy hitako izay atao!
5. ni81 ( 30/09/2008 15:23)
ssendra, misaotra manome velin-teny, fa efa tsy misy possibilité intsony ny resaka! tena hita miharihary tokoa ilay tsy fahadiovam-po... mampalaelo be ny tantarako, nefa tsy sahiko borahina eto fandrao hisy hitsara ahy ho maivan-doha ka hanala baraka ny reniko!
Ny olona tsirairay dia samy manana ny fiheviny ka aza alefa lavitra ny sainao. Matoa ianao nitantara eto dia mitady vahaolana fa tsy sanatria hanala baraka ny fianakavianao akory.
Ka angaha tsy mety raha izy sy io anadahinao io no miara-mipetraka raha toa ka mahay mifankatia tsara ihany ry zareo? Ahatonga olana maro samihafa mantsy ny mbola fiarahanareo mipetraka ao foana. Izany akory tsy milaza fa tsy hiraharaha azy ianao, fa aleo miala dia mifanaja e!
6. tsidina ( 30/09/2008 16:24)
Problem toy anie no mahatonga ny vazaha rehefa feno 18ans le zaza de efa tokony tsy hipetraka @ Ray amandreniny.
F'efa firy taona kay zao ny zanakao raha tsy mahdiso? Satri mieritreritra hoe, tsy mety ve raha rahonana police izy raha toaka efa feno taona? Fa tokony ho fantatrao mazava tsara aloha ny fiatombohany zany tsy fahadiovana zany , sao sanatri avy aminao tokoa le izy saingy tsy tsaroanao?
Fa ny tena tsara aloha dia tokony hiala tsy hiara-mipetraka aminao intsony izy rehefa feno taona e, satri mandreraka anao ao fotsiny.
F'izy ve lahy sa vavy? satri raha lahy izy de anaovy demande ho militaire de any afaka tsara ny hadalany @'zay.
Dia mahareza.
7. endrika01 ( 30/09/2008 17:46)
xxx:
ssendra, misaotra manome velin-teny, fa efa tsy misy possibilité intsony ny resaka! tena hita miharihary tokoa ilay tsy fahadiovam-po... mampalaelo be ny tantarako, nefa tsy sahiko borahina eto fandrao hisy hitsara ahy ho maivan-doha ka hanala baraka ny reniko! fa io no azo amintinana azy, tsy matio fo amiko izy ary tsy tia ahy, asehony amin\'ny fihetsika! fahotako angamba ny naha zazavavy ahy satria ilay zandriko lahy dia tiany tokoa par rapport amiko ka raha sendra tsy mifankahazo aminy io anadahiko io dia marary ery ny fony, fa rehefa izaho no misy tsy tiany aty amiko dia eny tsy misy miresaka, efa 1 volana mahery izao no efa tsy niresaka intsony izahay mianaka! izany hoe miresaka fa rehefa eo lay zndriko dia miresaka izy fa rehefa lasa io zandriko lahy io dia miverina ny avonavona sy ny lanja loha sy ny esonteny :snif: reny niteraka ve hahavita izany!!! mba niteraka iany ny tena fa tsy mahavita izany amin\'ireo zaza ireo!!! ny mampalahelo dia izaho no mahasorena azy dia ny zanak ono analàny vonika, indrindr ailay voalohany! dia eo no ilàko fanampiana satria izy sy dadanay ef nisaraka, izaho izany no tena manohana azy amin\'ny lafiny rehetra. Efa nanapa-kevitra ny hiala iany ny tenako, hoe tsy miara mipetraka aminy intsony satria ny havan-tiana tsy iaraha-monina, fa tsy nanaiky ny zandriko.... saihrana ny saiko! Ekeko aloha hoe tsy ny zandriko no mandidy saingy raha ny teniny farany izay dia sarotra ho ahy ny hiala! nandrahona mantsy ilay zandriko fa hitondra ny mangidy io reninay io raha izaho no tafasaraka amindry zareo fa tsy foiny aho sy ny zanako! tsy fantatr\'i zandrinay anefa ny fisian\'ilay hoe ts madio fo amiko neninay... tsy hitako izay atao!
Angamba enao no mahavita koukou anlay reninao,dia mba marary ny fony,mieritreritra wé,le zandrinao tsy manana hatolotra nefa enao manana.Entiny hampaherezana ilay zandrinao ny hitiavany azy bebekokoa,mety angamba ianao nieboebo wé zah no mahavita azy!@fihetsikao na tsy tononony vava aza,dia nampiova ny reninao.Ary mety efa nifampiresaka lay reninao sy ny anadahinao ny @fanampianao azy ireo,matoa ny anadahinao nanakana ny hevitra narosonao. :D
8. ikaretsaka ( 30/09/2008 18:43)
za koa aloha mitovy hevitra @ ssendra @ le hoe tsy misy afa tsy resaka e...
tsy misy mahadiso ny milaza ny hoe "fa maninona kay no ..." sy ny hoe "tsapako fa... ka ahoana ny heritreritrao?"
9. xxx ( 01/10/2008 05:25)
miarahaba indray, misaotra daholo @ valin-teny!

endrika01, sanatria ahy ny hieboebo ka hitanisa ny izao no nataoko sy ny izao no nataoko! amiko dia fahasambarana ho ahy ny mahita ny ankohonako sy ny mpiara-belona amiko mahazo soa na dia kely monja aza avy amiko!

Ny antony tsy nandehanako dia nandrahona mafy le zandriko fa hahita faisana ny reninay raha mandeha aho, satria ilay zandriko aza efa mahatsapa ilay disadisa taloha. Ny tena mahasorena dia rehefa eo zandrinay d miresaka tsara izy fa rehefa lasa ilay zandriko dia miavonavona be sy manao eson-teny sns neninay tena mahavaky fo e! izaho anefa minia mihintsy tsy miteny na dia tsy zakako aza ilay vava be sy latsalatsa lava ao antrano!

tsidina, tsy misy azoko ny tianao ambara, iza no rahonana police? fa maninona no rahonana police? reniko niteraka ahy iny tiako na dia tsy tia ahy aza, tsy toy izao aho raha tsy izy ko maninona izy no horahonako police?

ikaretsaka, efa nandramako ihany anie ilay miresaka e! fa tsy miteny izy, vava be no asetriny ahy! sahirana ny saiko... Efa tsy misy fika iresahana intsony mihintsy! tena aigrie be loatra mihintsy izy e! ilay resaka hoe masika atsy ambadika atsy mihintsy no ataony, ilay mahay vava @ ts yantony, milamila kisa sns... tsy hitako e! very hevitra aho!
10. Noue ( 01/10/2008 05:57)
xxx:

Manahoana daholo! naik ahanontany aho azafady, ahoana kay ry reto ny fandraisanareo an'izany hoe reny tsy madio fo amin'ny zanaka izany? zanaka nateraka fa tsy hoe zana-bady a! dia inona no tokony atao raha izany no mitranga?
tsy aiko aloha fa dia mba hanome ny hevitro aho. Asa aaa ! hoy aho hoe maninona izy no tsy tia anao tahaka izao? maninona izy no tsy madio fo aminao? zanany naterany zao?
Efa mba nemetram-panontaniana ny tenanao ve ianao? ohatra zany hoe nisy zavatra tsy nety nataonao ka tsy zakany?
amiko manko matoa izy manao izao toetra izao dia mety hoe azy foana ve ny fahadisoana? sao dia ianao kosa no nanao fahadisoana?
(mampatsiahy ahy ity tantara iray ity manko izao fandehan-jazavatra sy mahazo anao izao!
3 mianadahy ry zareo dia aiza ve na mety na tsy mety ny zavatra hataon'ireo zoky dia tsy maintsy hoe ilay zandry farany foana no manao hadisoana? dia io zandry io foana no bedesina @ tsy misy antony?
Mba nametraka fanontaniana t@ tenany ve ireo zoky hoe mety daholo ve ny zavatra nataonay no ilay zandry foana no bedesina lava zao?)

Ka izay no tiako lazaina hoe sao sanatria (sao sanatria hoy aho) nisy zavatra tsy nety nataonao kosa dia izay no mahatonga azy manao izao fihetsika zao aminao?
Tena mampalahelo kosa aloha raha reny niteraka zao no manao zao toetra @ zanany zao eeee ! dia tena ataony am-pahibemaso anao zao hoe misy preférence be @ nareo dahy!
dia mba ahoana hoy ny vadinao @ zao fihetsiky ny reninao izao?zakany ve zany?
raha izaho aloha no eo @ toeranao dia iny aho sy ny vasiko sy ny zanako mifindra lavitra mahintsiny raha azo atao fa tsy hanaka kosa na hanapaka ny fanampiana azy izany aaa! mahereza eeeee!


11. endrika01 ( 01/10/2008 05:59)
xxx:
miarahaba indray, misaotra daholo @ valin-teny! endrika01, sanatria ahy ny hieboebo ka hitanisa ny izao no nataoko sy ny izao no nataoko! amiko dia fahasambarana ho ahy ny mahita ny ankohonako sy ny mpiara-belona amiko mahazo soa na dia kely monja aza avy amiko! Ny antony tsy nandehanako dia nandrahona mafy le zandriko fa hahita faisana ny reninay raha mandeha aho, satria ilay zandriko aza efa mahatsapa ilay disadisa taloha. Ny tena mahasorena dia rehefa eo zandrinay d miresaka tsara izy fa rehefa lasa ilay zandriko dia miavonavona be sy manao eson-teny sns neninay tena mahavaky fo e! izaho anefa minia mihintsy tsy miteny na dia tsy zakako aza ilay vava be sy latsalatsa lava ao antrano! tsidina, tsy misy azoko ny tianao ambara, iza no rahonana police? fa maninona no rahonana police? reniko niteraka ahy iny tiako na dia tsy tia ahy aza, tsy toy izao aho raha tsy izy ko maninona izy no horahonako police? ikaretsaka, efa nandramako ihany anie ilay miresaka e! fa tsy miteny izy, vava be no asetriny ahy! sahirana ny saiko... Efa tsy misy fika iresahana intsony mihintsy! tena aigrie be loatra mihintsy izy e! ilay resaka hoe masika atsy ambadika atsy mihintsy no ataony, ilay mahay vava @ ts yantony, milamila kisa sns... tsy hitako e! very hevitra aho!
Ny olana zany dia ilay fiatsaram-belatsihy atao ny reninao! io no makarary sy mahalasa saina anao.Ny torohevitra naroson i ikaretsaka efa natao hoy ianao.Mba azo atao ary ve alou ny mba mahalala sationany kely t@ le conversation-nareo mianaka e,tsy wé miditra lalina @raharaham-pianakaviany i xxx fa ahalalana wé aiza zany no misy lay fahabangana :D
12. ni81 ( 01/10/2008 06:01)
Ary raha mifanatrika ianareo 3 mianaka dia miresaka mivantana indray e!
13. tsiambaratelo ( 01/10/2008 10:49)
Noue:

xxx:

Manahoana daholo! naik ahanontany aho azafady, ahoana kay ry reto ny fandraisanareo an'izany hoe reny tsy madio fo amin'ny zanaka izany? zanaka nateraka fa tsy hoe zana-bady a! dia inona no tokony atao raha izany no mitranga?
tsy aiko aloha fa dia mba hanome ny hevitro aho. Asa aaa ! hoy aho hoe maninona izy no tsy tia anao tahaka izao? maninona izy no tsy madio fo aminao? zanany naterany zao?
Efa mba nemetram-panontaniana ny tenanao ve ianao? ohatra zany hoe nisy zavatra tsy nety nataonao ka tsy zakany?
amiko manko matoa izy manao izao toetra izao dia mety hoe azy foana ve ny fahadisoana? sao dia ianao kosa no nanao fahadisoana?
(mampatsiahy ahy ity tantara iray ity manko izao fandehan-jazavatra sy mahazo anao izao!
3 mianadahy ry zareo dia aiza ve na mety na tsy mety ny zavatra hataon'ireo zoky dia tsy maintsy hoe ilay zandry farany foana no manao hadisoana? dia io zandry io foana no bedesina @ tsy misy antony?
Mba nametraka fanontaniana t@ tenany ve ireo zoky hoe mety daholo ve ny zavatra nataonay no ilay zandry foana no bedesina lava zao?)

Ka izay no tiako lazaina hoe sao sanatria (sao sanatria hoy aho) nisy zavatra tsy nety nataonao kosa dia izay no mahatonga azy manao izao fihetsika zao aminao?
Tena mampalahelo kosa aloha raha reny niteraka zao no manao zao toetra @ zanany zao eeee ! dia tena ataony am-pahibemaso anao zao hoe misy preférence be @ nareo dahy!
dia mba ahoana hoy ny vadinao @ zao fihetsiky ny reninao izao?zakany ve zany?
raha izaho aloha no eo @ toeranao dia iny aho sy ny vasiko sy ny zanako mifindra lavitra mahintsiny raha azo atao fa tsy hanaka kosa na hanapaka ny fanampiana azy izany aaa! mahereza eeeee!






Marina be le voalazan i Noue,ndraindray ny zanaka manao teny tsy tsaroana izay,de mahatohina ny fo.Avy eo izy tsy nihevitra fa nandratra lay teny mou lay olona naratra tsy sahy ilaza wé zao lay teny nandratra ahy na tsy zakako,satria vao maika handratra azy fanindroany. :-P
14. Noue ( 01/10/2008 11:21)
tsiambaratelo:

Marina be le voalazan i Noue,ndraindray ny zanaka manao teny tsy tsaroana izay,de mahatohina ny fo.Avy eo izy tsy nihevitra fa nandratra lay teny mou lay olona naratra tsy sahy ilaza wé zao lay teny nandratra ahy na tsy zakako,satria vao maika handratra azy fanindroany. :-P
izay indrindra manko eeeee! ny ankizy na zanaka mihevitra foana hoe tsy rariny izao atao amiko izao nefa mba nandinin-tena ve aho ary nametraka fanontaniana hoe fa inona re no zavatra tsy nety nataoko no tsy misy fo amiko ny reniko ?????? sady ny reny zany aaaaaa ! amiko aloha io eeeee ! raha tena mahavesatra @ ilay reny ny zavatra nitranga matoa izy manao izao fihetsika izao ! na kosa hoe dia tena ilay no reny ratsy angamba????? ilay reny tena hoe tsy tia zanaka ireny aaaaa ! fa tena misy io eeee!


15. Noue ( 01/10/2008 11:24)
dia raha izaho no eo @ toeranao ry xxx nanao ny dinika dia ao eee ! manaova carte sur table ianareo mianaka ! marina eeeeeeee ! dia ny tena tsara koa raha manatrika an'io ilay anadahinao!
16. ni81 ( 01/10/2008 11:27)
dia raha izaho no eo @ toeranao ry xxx nanao ny dinika dia ao eee ! manaova carte sur table ianareo mianaka ! marina eeeeeeee ! dia ny tena tsara koa raha manatrika an'io ilay anadahinao!
io koa no nolazaiko tery ambony hoe mifanatrika izy 3 mianaka lehibe.
17. xxx ( 01/10/2008 12:00)
misaotra hatrany @ valinteny fa hiezaka hanao carte sur table izany izahay!
18. fijo ( 01/10/2008 21:21)
mety fomba fahitanao tokoa io,(tsy manamaivana ny adintsainao akory sanatria)fa tsara raha avy dia mivantan ahoe ,toa tsapako fa toa izao ny fifandraisantsika ka asa izay hevitr'ineny???
19. tsiambaratelo ( 06/10/2008 11:10)
fijo:

mety fomba fahitanao tokoa io,(tsy manamaivana ny adintsainao akory sanatria)fa tsara raha avy dia mivantan ahoe ,toa tsapako fa toa izao ny fifandraisantsika ka asa izay hevitr'ineny???



Raha ny tena mateti-pitranga a,de wé ny zanaka no mahafoy Ray aman-dreny.:D
20. endrika01 ( 08/10/2008 03:54)
Ento mora é (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0842