Ny voninkazo sy ny voankazo

1. nomenjara ( 01/10/2008 10:06)
Mba tena gaga aho tamin'ity taona ity fa ny hortensia-ko maniry eo anjaridaina tsy nanome voninkazo mihitsy tamin"'ity taona ity, ny raozy aloha nnanome fa tena zara raha nivoaka , nalaky nalazo de tsy nanome vonikazo tsony..torak'izany koa ny paoma sy ny prune tsy nanome voany lmitsy tamin'ity taona ity
misy fotana angah hoe ity taona ity tsy mamokatra ohatra???
par contre ny voaloboka niroborobo be sy ne ngeza ny habeny no me mamy foana ny tsirony
novalian'i ora ny 17/07/2014 06:42
2. ni81 ( 01/10/2008 11:24)
Midira @ ty http://bakker.fr ity fa misy toro-hevitra omeny ao ka sao mahasoa
3. nomenjara ( 02/10/2008 05:55)
hay! misaotra ry ni ah! ;-) :-*
4. lasa ( 05/04/2009 16:12)
Somary mba manararaotra kely eto aho fa te hanontany,rehefa manondraka voninkazo ve de tsimaintsy atao mitete (zany hoe tateraka) any ambany mihintsy ny rano vao mety?Ary ny raviny ve tsimaintsy lemana isaky ny manondraka vao mety sa na dia ny fotony fotsiny aza no lena d'efa tsy maninona? Misaotra mialoha an'ireo zay hamaly. (l)
5. sarobidy ( 10/04/2009 12:01)
Zà aloha refa manondraka voninkazo de na tsy voatondraka aza ny raviny tsy de mampaninona fa ny fotony iany ny ahy no tondrahako de tena ataoko lonaka (tanteraka araky ny teninao).
6. lasa ( 10/04/2009 17:24)
Misaotra anao e! :*
7. Ratoa ( 07/05/2009 15:53)
Hevitra vaovao:

Sao mba mahalala ny fomba fanaovana micr-jardin ianareo? Tsy bonzai akory fa tena zaridaina saingy atao ambony latabatra velarina toîle en plastique dia hodi-mboanjo sy akofam-bary ary vatokely no anirian'ny anana sy léguma ary salade. Ny tokotaniko mantsy kely dia kely nefa ny olona tsy tena manoro marina ny fetra (proportion) an'ireo zavatra tsirairay ireo.
Misaotra é!
8. ora ( 17/07/2014 06:40)

Ratoa:

9. ora ( 17/07/2014 06:42)

ary zah tena mbola tsy nahita na naharé izany hoe vatokely sy akofa ary hodim-boanjo izany no hampaniriana anana sy legioma raha tsy vao izao an, mba mety ve izany??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8432