Ny famoronana sy ny fivoarana

1. niryna ( 30/09/2008 17:51)
Rehefa nitoriteny ity rangahy iray dia nisy olona nitsatsaingoka niteny fa isika dia avy amin'ny rajako no niandohana .Dia hoy ilay rangahy nitoriteny hoe aza miala hianao fa rehefa avy eo aho hividy akondro dimy ho anao =)) =))

_________________________________________

Ny famoronana na creation sy ny fivoarana na evolution no hilazako azy, ahitsiho raha tsy izay ny dikany e:D

ohatra alaiko dia ny rano izay fitambaran'ny hydrogene sy ny oxygene e
ary dia fantatr'izy ireo mikaroka ny fivoarana izany fa saingy tsy azony verokoa hoe avy taiza no niavian'ireo hydrogene sy oxygene ireo ka nahatonga ilay rano

1- ny fivoanana na ny fiovana dia fanazavana ny nahatonga ny tontolo misy antsika.
Ny fomba fijerin'ny io "fivoarana " io dia nankininy amin'ny filazana hoe "tsy nisy olona na izay nahary " fa noheveriny hoe "ny fisian'izao zavatra rehetra izao dia avy amin'ny zavatra nitranga nifanesisesy tao anatin'ny taona maro (billion years)
ahoana ny eritreritrao ?


(l) niryna
novalian'i niryna ny 17/10/2008 04:00
2. ikaretsaka ( 30/09/2008 18:19)
Rehefa nitoriteny ity rangahy iray dia nisy olona nitsatsaingoka niteny fa isika dia avy amin'ny rajako no niandohana .Dia hoy ilay rangahy nitoriteny hoe aza miala hianao fa rehefa avy eo aho hividy akondro dimy ho anao


raha izaho no tao ny namaliako azy back de nataoko hoe ok ary fa akondro nandalo evolution entina fa efa hiandry ihany ! :wink:
3. menalamba ( 30/09/2008 19:11)
Fintsa vé zany??? :roll: :°)
4. rabilabila ( 30/09/2008 21:26)
Vao manomboka ny siozé dia efa diso daholo .

Tsy ao anatin'ny théorie de l'évolution mihitsy na kely aza ny filazana hoe : " ny olona dia avy amin'ny rajako" .
Ny akaman-dry Palin no mpamaly tsaho ohatran'izany ,raha ny amin'izao fotoana izao ,na koa ireo izay tsy mbola namaky ,na indray mandeha aza , ny darwinisme .
5. niryna ( 01/10/2008 03:30)
ikaretsaka:

Rehefa nitoriteny ity rangahy iray dia nisy olona nitsatsaingoka niteny fa isika dia avy amin'ny rajako no niandohana .Dia hoy ilay rangahy nitoriteny hoe aza miala hianao fa rehefa avy eo aho hividy akondro dimy ho anao


raha izaho no tao ny namaliako azy back de nataoko hoe ok ary fa akondro nandalo evolution entina fa efa hiandry ihany ! :wink:



:D toa tsy mampihomehy ka :D
6. niryna ( 01/10/2008 03:31)
menalamba:

Fintsa vé zany??? :roll: :°)


an,an,akondro ka,lazain'i lery fa avy amin'ny rajako no nihavian'ny olona ,ny razambe koa nahoana no mbola misy foana ny rajako k'ty
:D
7. niryna ( 01/10/2008 03:33)
rabilabila:

Vao manomboka ny siozé dia efa diso daholo .

Tsy ao anatin'ny théorie de l'évolution mihitsy na kely aza ny filazana hoe : " ny olona dia avy amin'ny rajako" .
Ny akaman-dry Palin no mpamaly tsaho ohatran'izany ,raha ny amin'izao fotoana izao ,na koa ireo izay tsy mbola namaky ,na indray mandeha aza , ny darwinisme .


hi,hi, manontany aho koa lazainao ho diso ny sujet-ko =))
ny fanontaniana tsy mahadiso ry rabila =))
8. niryna ( 01/10/2008 03:57)
Dia ho tohizako ihany.Raha araka ny fampianarana ara-tsiansa sy eken'ny fampianarana dia ny fivoarana no fototra hiorenan'ny fisiana eto amin'izao tontolo izao.
Ny fampianarana ny fivoarana anefa dia tsy tena fampianarana ara-tsiansa marina.Ara- tsiansa dia ny zavatra dia voaporofo ary tsy azo lavina fa marina foana ,marina tanteraka .
raha miteny isika hoe avy tamin'ny potipotika vato ny fasika,na vato no nahatonga ny fasika,mety ny rano nikoriana dia namotika ilay vato ohatra.Na dia fiteny aza ny hoe izay mitambatra dia vato fa izay misaraka dia fasika,tsy mety hiverina ho vato velively ny fasika.(fanoharana fotsiny io). sa tsy mety izany ?
Raha miresaka ny rano aho etsy ambony dia toy izany koa mahafantatra ny rehetra ny hoe inona no fitambaran-javatra nahatonga ilay rano saingy tsy fantany hoe avy aiza,taiza ,ahoana no nahatonga izany :roll:
Noho izany ny fivoarana dia tsy voaporofo ara tsiansa fa izy ireo dia manana finoana fa ity no zava-misy dia izao sy izao no nahatonga an'io fa tsy tonga any amin'ny hoe taiza,avy aiza ?
Izay mifanohitra ny fivoarana dia Atra no namorina an'izao tontolo izao
Gen 1:21 Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany.

Gen 1:24,25Ary dia mbola nanao ny zava manan'aina sy ny biby fiompy koa Izy sns http://baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&Toko=1&andininy=24&dika=
http://baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&Toko=1&andininy=25&dika= ary eo anatrehan'Atra ny arivo taona indray andro ary ny indray andro arivo taona :roll:
Ary ny soratra masina koa dia manambara izany ao amin'ny Heb 11:3 Finoana no ahafantarantsika fa tenin'Andriamanitra no nanaovana izao tontolo izao, ka dia tsy izay zavatra miseho no nanaovana izao zavatra hita izao
ahoana ny hevitrao ?
9. rabilabila ( 01/10/2008 08:43)
Aleoko tsy ampiana resaka ,fa na hanazava amin'i Niryna ny théorie de l'évolution aza tsy hiditra ao anatin'ny sainy akory fa ny ny genesisy no tanisainy eto .

Tsy mahadiso tokoa ny manonontany fa rehefa miteny aho hoe : tsy marina fa avy amin'ny rajako ny olona satria ny darwinisme tsy milaza an'izany nakely aza ;dia mba manàna saina mikitikitika fa tsy izay lazain'i Sarah Palin rehetra akory dia marina daholo.

Noho izany ny fivoarana dia tsy voaporofo ara tsiansa


Raha izaho i Niryna dia tsy mihinana fanafody intsony ,satria ny fikarohana rehetra amin'io sehatra io dia miala avokoa amin'ilay "fivoarana tsy voaporofo".Santionany fotsiny ny fanafody fa betsaka ny sehatra ara-pikarohana nivoaka tao .......................

Manarak'izany dia hadiadio kely aloha ny famaritana ny atao hoe siansa fa ianao toa affirmative amin'ny zavatra "diso"

Raha araka ny fampianarana ara-tsiansa sy eken'ny fampianarana dia ny fivoarana no fototra hiorenan'ny fisiana eto amin'izao tontolo izao.


Tsy ny fampianarana no manaiky an'io fa ny communautés scientifiques .




10. xxx ( 01/10/2008 11:59)
rabila a! lazao ary ny marina hoe avy aiza ny olombelona e! aiza le chaînon manquant e !

Ny olana anie, na i darwin na i planck izay ni-s'inspirer-ny, fa indrindra indrindra ireo momba azy dia tsy manana courage mi-assumer ny theorie-ny akory e!

hita eto , fa raha vao critiquer-na ny tsy mpino, @ zavatra hinoany, ny darwinisme izany, izay nasolony ny finoana, dia tsy misy firy ho lazaina.

11. ikaretsaka ( 01/10/2008 14:01)
Aleoko tsy ampiana resaka ,fa na hanazava amin'i Niryna ny théorie de l'évolution aza tsy hiditra ao anatin'ny sainy akory fa ny ny genesisy no tanisainy eto .

Tsy mahadiso tokoa ny manonontany fa rehefa miteny aho hoe : tsy marina fa avy amin'ny rajako ny olona satria ny darwinisme tsy milaza an'izany nakely aza ;dia mba manàna saina mikitikitika fa tsy izay lazain'i Sarah Palin rehetra akory dia marina daholo.


misaotra tompoko o....

io tsy fananana saina mikitikitika io koa aloha de.......
12. xxx ( 01/10/2008 14:51)
miala tsiny aho fa diso, lamarck no tiako ho tenenina etsy ambony fa tsy planck; izy no ni-s'inspirer-ny darwin.

Ka le hoe tsy darwinisme no niteny hoe: avy @ singe ny olona, je veux bien, fa dia izao:


raha evolution no resahina dia: de homidé à l'homme inona ary? aiza le chaînon manquant;

nisy intervention exterieur sa saut dans la vide?

raha izay dia tsy evolution intsony ny anarany .

assumer-vo hoa le hoe evolution: dia lazao ny chaînon manquant e!
13. rabilabila ( 01/10/2008 15:14)
Mahavariana sy mahatalanjona ihany ireto mpino iringiriny ireto ; ny fanenjehiny sy ny fankahalan'ny siansa dia efa hatrin' ny ela no nampiariny .Ireo philosophes grika ohatra izay sahy nilaza -2 500 taona lasa izay- fa azo fantarina amin'y alàlan'ny saina ny zava-misy ( volana ,masoandro sy kintana ....)sy ireo tranga samihafa nampatahotra azy ( tahakan'ny varatra , rivo-doza ...) dia ...nohenjehina , natao sesitany na nomelohin'ireo mpanompo an'i Zeus ho faty mihitsy aza ny sasantsasany taminy ( na i Anaxagore izay nilaza fa afo mirehitra ny ao anaty masoandro fa tsy ..." dieu " akory na ry Socrate izay nampianatra ny mpiara-belona aminy handinika ny manodidina amin'ny alalan'ny fitsikerana -indrindra ny finoanoampoana dia ...dia voahelok'ireo mpino an-jambany ).
Ny anton'izany fankahalana izany ?
Manozongozona izay rehetra voalaza fa FAHAMARINANA ny foto-pisainana vohizin'ireny mpandinika ireny , nandiso ny fanambaran'ireo mpitarika fivavahana ny voka-pikarohan'ireny olona ireny ( Copernic izay halan'i Luther mainty , i Galilée izay nomelohin'ny tribunal d'inquisition izay niova anarana taty aoriana :congrégation pour la doctrine de la foi ) ka...ny kardinaly Ratzinger izay lasa lehiben'ny kristianina katolika rehetra eto an-tany no nitantana azy vao tsy ela akory .
Etsy andanin'izany dia hita mivandravandra any USA ny faharomotan'ireo protestanta créationniste mikasika ny fikarohana siantifika indrindra izay rehetra mikasika ny zava-manan'aina ( biologie ) na izay mety ho vinavina mikasika ny fomba niforonan'izao tontolo izao .Topazo maso fotsiny ireo ady any amin'ny tribonaly federaly amerikana nitorian'ireo mpino iringiriny izay rehetra mampianatra ny biologie moderna , niatomboka tamin'ny fikarohana sy ny voka-pikarohana natsangan'i DARWIN , fanenjehana izay nanomboka tamin'ny 1925 (" procès du singe " tany Dayton ) ka hatramin'izao fotoana izao ( procès de Dover vao telo taona lasa izao ; tsara ny mana-marika ny fanambaran'ny tribonaly ara-pomba ofisialy ny TSY MAHA-SIANSA ny "sciences créationnistes " izay mitombona amin'ny...BAIBOLY sy ny TSY MAHA-SIANASA ny Intelligence Design izay nambarany fa endrika vaovao hanafenana fotsiny ny foto-kevitra créationniste ( 6 000 taona izao no niforona'izao tontolo izao , i Adama sy Eva no olombelona nisy voalohany ...)

Ny mpandray anjara eto dia endrika sadasada na mpara-driandrano fotsiny an'ireo créationniste amerikana ireo .

Ny olana anie, na i darwin na i planck izay ni-s'inspirer-ny, fa indrindra indrindra ireo momba azy dia tsy manana courage mi-assumer ny theorie-ny akory e!



Ny fanambarany hoe "...na i darwin na i planck izay ni-s'inspirer-ny..." dia mitory TSY FAHALALANA tanteraka na ny mikasika an'i DARWIN ( biolojia ) izany na ny momban'ny PLANCK ( fizika ) sy ny foto-keviny
-i Planck dia efa ho 30 taona taty aorinan'i Darwin ary ny sehatra nosahaniny dia tsy misy ifandraisany amin'ny foto-kevitra sy fomba -fikarohana nahorin'i Darwin ; i Planck no vy nahitana ny THEORIE DES QUANTA >>> izay nanome ny MECANIQUE QUANTIQUE >>> anisan'ny vokatr'izany ny afahantsika mifanakalo hevitra eto ohatra ; i Darwin moa dia nanavao sy nampiroborobo ny THEORIE DE L'EVOLUTION izay tsy tambo isaina ny vokatra nentiny na eo amin'ny fitadiavana fanafody izany na koa eo amin'ny fanarahana ny fivoharan'ny bactérie na ny mety ho mutations ny virus isan-karazany .

hita eto , fa raha vao critiquer-na ny tsy mpino, @ zavatra hinoany, ny darwinisme izany, izay nasolony ny finoana, dia tsy misy firy ho lazaina.


Ny fanambarana hoe FINOANA ny darwinisme dia mitory :
- ny TSY FAHAFANTARANA ny siansa : ny fomba fiasany ; ny foto-kevitra ijorony ary indrindra ny TSY FAHALALANA ireo voka-pikarohana aman'arivony hita eran'ireo gazety siantifika fanta-daza era-tany mamoaka an'izany ( NATURE , JOURNAL OF THEORETICAL BIOLOGY ,PALEOBIOLOGY , COMPARATIVE PRIMATE BIOLOGY ...)
-ny fanangarona ny siansa sy ny finoana

rabila a! lazao ary ny marina hoe avy aiza ny olombelona e! aiza le chaînon manquant e !


Ny tsy fahafantarana ( tanteraka ) amin'izao fotoana izao ( 1 oktobra 2008 ) ny nihaviana na ny fomba nipoiran'ny zava-manan'aina ...dia mbola mitory ihany koa ny FANAOVANA TSINOTSINONA ireo fikarohana sy ny asan'ireo olona mampiasa saina andro aman'alina izay ....hany làlana nitondra antsika olombelona hatramin'izao amin'ny FAHALALANA ny zava-misy eny na mbola bitika dia bitika aza izany ( raha ny hevitrin' ny olona tahakan'xxx no narahin'ny olombelona dia mbola ...niaiana tao anatin'ny aizina tanteraka zanak'olombelona ka ...tsy afaka nanoratra eto akory i ...xxx sy ireo créationnistes namany ).

Inona no nolazaiko teto ?

Diso ny filazana hoe : Avy amin'ny Rajako ny olombelona ,izay fotsiny , tsy misy zavatra hafa .


Farany :fakafakao hoy aho ny famaritana ny atao hoe "siansa" aloha.


14. rabilabila ( 01/10/2008 15:21)
Tsy misy tsiny fa na dia izany aza ....dia tazomiko ny remarque-ko hafa !!
15. naughtyboy ( 01/10/2008 18:18)
ozy rabila
\\\"Ny anton\\\'izany fankahalana izany ?
Manozongozona izay rehetra voalaza fa FAHAMARINANA ny foto-pisainana vohizin\\\'ireny mpandinika ireny , nandiso ny fanambaran\\\'ireo mpitarika fivavahana ny voka-pikarohan\\\'ireny olona ireny ( Copernic izay halan\\\'i Luther mainty , i Galilée izay nomelohin\\\'ny tribunal d\\\'inquisition izay niova anarana taty aoriana :congrégation pour la doctrine de la foi )\\\"

mitovy hevitra aminao aho eto fa nisy fankahalana na fanozongozonana ny mpitarika ny finoana arapanahy sasany,ra ny fivoarany siansa no resahina dia
taonjato faha 16 vao tena nanomboka izany(scientific revolution)na de efa nisy ela aza t@ androny egypsiana ka atr@ aristotle sy reo mpikaroka hafa,sorikevitra heliocentrism(Aristarcus 270 BC,zay mihevitra fa ny masoandro no eo afovoany solar system ary ny tany miodina ao anatiny stationary sun /zay mifanohitra @ geocentrism)no niatombohany http://en.wikipedia.org/wiki/Image:Geoz_wb_en.jpg#filelinks
tsy nety nazava nefa ny fanavahana ny solar system sy ny universe ra tsy efa tonga ny siansa moderna zay natsarainy Nicolaus Copernicus,ao antiny bokiny \\\" De Revolutionibus\\\"nivoaka ny 1543 de nandefa ttsy izy ho any Pope Paul 3 nilaza ny vokatry ny fikarohany zay aramatematika ranoray fa tsy natao ilazana ny marina zay tsisy nojereny reo antokompivavahana nefa siansa na fikarohana fotsiny fa tsy natao isongona fahefana na andrafy ny fivavahana
de nampiany Martin Luther King (alema)zay raibeny fivavahana Protestant no nanova fiangonana(church reformer) nilaza fa sy namely tsy ampandinihana tsara ny fikarohana mety ho vitany siansa
\\\"There is talk of a new astrologer who wants to prove that the earth moves and goes around instead of the sky, the sun, the moon, just as if somebody were moving in a carriage or ship might hold that he was sitting still and at rest while the earth and the trees walked and moved. But that is how things are nowadays: when a man wishes to be clever he must . . . invent something special, and the way he does it must needs be the best! The fool wants to turn the whole art of astronomy upside-down. However, as Holy Scripture tells us, so did Joshua bid the sun to stand still and not the earth.\\\"
dikanteny ho anze liana..
\\\" efa misy resak\\\'ireo mpanandro(astronomer)indray any mitady anaporofo fa ny tany miodikodina eo @ toerany masoandro sy ny volana,otrany oe misy ol manosika ao anaty fitanterana na sambo mijanona ary ny ambiny rehetra no mihetsika ny tany ,hazo.zany mo zvmisy @ zao fotoana ka refa te ho fetsifetsy ny ol 1 de mamorona zv tsy manatsahala ary ny anaovany izany de tsy maintsy
lafatra,ary reo adala de te ampifangaro voraka ny astronomy.Na izany aza araky ny lazainy soratra masina antsika sy Josoa de ekeo ny masoandro no mijoro tsy mihetsikafa tsy ny tany \\\"
zany oe fifandonana nisy teo @ cosmologist(mpikaroka aratsiansa) sy mpitarika fivavahana sasany io fa tsy fifandonany tena finoana arapanahy sy ny siansa zay mitovy zotra ampndroso ny zanak\\\'olmbel.
16. naughtyboy ( 01/10/2008 18:34)
ny tiko ambara fotsiny de zao ny fikarohana @ fiforonan'izao tontolo izao de nofeheziny fotoana sy ny tantara ary ny fiandohana arampivavahana dia tsy voafehiny lalanany zao tontolo izao fa samy hafa fiavina reo fanjakana 2 ..
-fanjakany olmbel de ijanona eto antany ihany(na ny vatantsika aza hody vovoka ihany)
-fanjakany lanitra de tsy mijanona fotsiny any andanitra fa mipaka atraty antany ny Heriny ary te izara sombiny @ zany eto sy ny tohiny avy eo
finoako manokana izay de mino aho fa tsy fanamafisana akory oe marina satria tsy za no tompony marina..
17. niryna ( 02/10/2008 03:51)
xxx:

rabila a! lazao ary ny marina hoe avy aiza ny olombelona e! aiza le chaînon manquant e !

Ny olana anie, na i darwin na i planck izay ni-s'inspirer-ny, fa indrindra indrindra ireo momba azy dia tsy manana courage mi-assumer ny theorie-ny akory e!

hita eto , fa raha vao critiquer-na ny tsy mpino, @ zavatra hinoany, ny darwinisme izany, izay nasolony ny finoana, dia tsy misy firy ho lazaina.





:D :D
18. niryna ( 02/10/2008 03:52)
ikaretsaka:

Aleoko tsy ampiana resaka ,fa na hanazava amin'i Niryna ny théorie de l'évolution aza tsy hiditra ao anatin'ny sainy akory fa ny ny genesisy no tanisainy eto .

Tsy mahadiso tokoa ny manonontany fa rehefa miteny aho hoe : tsy marina fa avy amin'ny rajako ny olona satria ny darwinisme tsy milaza an'izany nakely aza ;dia mba manàna saina mikitikitika fa tsy izay lazain'i Sarah Palin rehetra akory dia marina daholo.


misaotra tompoko o....

io tsy fananana saina mikitikitika io koa aloha de.......


toi a ,tsss
:D
19. niryna ( 02/10/2008 03:53)
rabilabila:

Mahavariana sy mahatalanjona ihany ireto mpino iringiriny ireto ; ny fanenjehiny sy ny fankahalan'ny siansa dia efa hatrin' ny ela no nampiariny .
ndryyy ,nisy niteny teo hoe mankahala siansa ny mpino =))=)) :cry: :cry:
20. niryna ( 02/10/2008 03:54)
xxx:

rabila a! lazao ary ny marina hoe avy aiza ny olombelona e! aiza le chaînon manquant e !


hmm.aiza hianao rabila2?


:roll: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0382