entana matetika very

1. sakaizakely ( 29/09/2008 20:24)
nareo ve mahamarika entana very matetika na tsy hita intsony ?
nena sotrokely sy bakiraro very singany foana
:evil: :evil: :evil:
nareo kou ve ? :-P
novalian'i fijo ny 12/11/2008 23:06
2. ni81 ( 29/09/2008 20:29)
Sotrokely koa ny ahy :lol: fa angamba ilay izy manaraka ny fako rehefa mangorona ny latabatra raha ny fiheverako azy.
3. ssendra ( 29/09/2008 21:12)
ny ahy ndray ny kaviko ilany no matetika very anefa de mba kadô d'annif foana lay izy de refa very iny de otran'iny ihany no omena am manaraka de very de efa impiry nisolo zay :-D
4. ikaretsaka ( 29/09/2008 21:18)
aza mikavina intsony koa
5. ratonga ( 29/09/2008 21:25)
ika: :-D :-D :-D
nga tsy lamody tsony ko mo zao ny mikavin'ilà :°)
6. vale ( 29/09/2008 21:48)
sakaizakely> ny bà kiraro koa aloha ny anah tena ts'hita dol ny ilany e, tssss, mahakamo mihintsy!! :-D :-D :wink:
7. tslem ( 29/09/2008 23:08)
nenah ndray ny fihogo sy ny pince crabe manjavona foana,asa mihitsy hoe mankaiza????
8. ikaretsaka ( 30/09/2008 02:44)
mikaonty ve raha hoe ny ahy crayons sy gaoma? (amin'ilay zaho mpanao sary)
dia ny mahagaga anefa fa ny compas sy ny regles sns tsary very an
9. ainaheri ( 30/09/2008 04:58)
Misy Ovni nandalo tao aminareo,d iny itany mba mahafinaritra azy refa mankao aminareo izy,d iny fona no alainay !!!! Mety marina ve? :lol: :lol:
10. ssendra ( 30/09/2008 05:14)
3. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 29-09-2008 23:18:38
Lohateny : Re : entana matetika very
aza mikavina intsony koa


maty aho raha tsy hikavina tsony...



4. Mpandefa : ratonga [ Valio ] 29-09-2008 23:25:23
Lohateny : Re : entana matetika very
ika:
nga tsy lamody tsony ko mo zao ny mikavin'ilà


ka tsy kavina kely ireny izany fa lay kavina créole ireny de atao ahoana no manao kavin'ila anreny???? lay izy kavina volamena aloha diaizay no mampimenomenona fa sinon tsy dia ahoako.
11. ikaretsaka ( 30/09/2008 18:40)
d'eva kavina be ireny ve de mbola very ihany?
ary raha kavina tsary mitovy ro hanaovana
12. ssendra ( 30/09/2008 18:49)
ka ataoko anaty paosy ny kitapo de refa misitona fone ohatra de latsaka ny ilany de try hita trony....
azo manao kavina tsary mitovy fa sao lazain'i oul fa tsy norma hihih

ny ahy ireny boite fitehiriazana sakafo ireny no tena tsy hita miverina itsony refa tonga ny couz sy ny namana rehefa mifanasanasa iny dia mitondra mody de any de tsy miverina tsy hita, tsy manana ihany ny anarako
13. diamondra27 ( 01/10/2008 10:20)
ny ahy stylo , very foana satria fampiasa matetika any am-piasana dia rehefa avy manao transmission ecrite iny dia hajanona am latabatra ilay izy.
14. kelly13 ( 01/10/2008 11:38)
ny anahako ndray cd, d sotrokely! ny bas kiraro indray refa tsy mahay mampiaraka ny tokony ho izy ny tompony d aferany zay, hé hé hé
15. tovokely ( 01/10/2008 15:05)
Ny ahy indray Elo
16. booboo ( 01/10/2008 15:44)
ny ahy koa elo.
17. sakaizakely ( 02/10/2008 13:20)
hay samy very entana dol, noheveriko fa za irery no novangian'ny OVNI ato :-D :-D :-D

ny ahy manko ny bakiraron'ny kilonga singany dol sisa nefa lots 3-4 no ndray vidina isaky ny mihetsika, tsy hitako oe mankaia aby, otran'ny lanin'ny fanasandamba zany :lol:

ny sotrokely dia matetika lasa any am fako

de ny chouchou sy ny barety koa ry tslem :°)
sady nenay jejokely isany, rehefa tsy mifanaraka am ankanjo de tsa mety fa mivaralila oun, de manolo azy foana no sasatra

de otran'i sendra koa, ny boaty fitehirizana sakafo fa ny ahy ndray na tsy hita ny sarony na sarony tsisy boaty :lol:

ny kavinjaza koa, le faha2 kely mipetrapetraka iny njay no efa im7 nisolo kavina, de tsy mitovy zao ny kaviny any, ze kompran pa koman :^) :^) :^)

ny cd koa tsy oe very fa ampirimin'ny kilonga am boaty hafa de tsy mifanaraka am boaty, betsaka no tsy hita intsony fa aho leo mahavita mitady

fa za mbola tsy very elo :-P :-P :-P
18. Noue ( 05/10/2008 16:20)
ny ahy dia ny stylo :^) :^) :^) :^) :^) tsy satry ny mividy fa eeeeeeee :^) :^) :^) misy tongotra mahintsiny angamba fa dia manjavona foana eeee :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^)
19. endrika01 ( 07/10/2008 15:43)
sakaizakely:

nareo ve mahamarika entana very matetika na tsy hita intsony ?
nena sotrokely sy bakiraro very singany foana
:evil: :evil: :evil:
nareo kou ve ? :-P



Nenah njay,famataranora(montre) very na tsisy hita refa tadiavina de sasatra ny mividy sy manary :-P
20. tsiambaratelo ( 07/10/2008 16:14)
Ny ahy ndray,ny fanjaitra no matetika very aby,izy very tsy maninona mintsy fa le ho voatsindrona aniny,sady maharary be ndoza ny voatsindrona anreny. :-P ifampitadiavana mintsy ny andremby:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1511