entana matetika very

21. sakaizakely ( 07/10/2008 16:25)
ny ahy koa ry endrika very efa 2 volana zay ny famataranandroko de tsy mety hitako intsony 8-)
22. sakaizakely ( 07/10/2008 16:27)
tsiambara3> aza mba mivahiny any aminjy any fa sodé tafapetraka ambony lohampanjaitra :-D :-D :-D :-D
23. tslem ( 08/10/2008 07:44)
Dia ny chargeur-ana-téléfôna koa ry zareo ny ahy no matetika tedavina fôna hatraiza hatraiza a,vao avy nitady mihitsy zah io,hihihih

Dia zah koa kay very cd matetika ôtran'i kelly,dia iny ndray tena tsy hita hatram ny fatiny mintsy an,ny tranony sisa no eo fa tsisy nininn tsony ao anatiny.
24. fijo ( 08/10/2008 21:09)
le bas kiraro tokoa mahagaga fa matetika tsy hita ny ilany.tsy hiteny aho hoe very satria fantatro fa any ihany fa tsy itako rehefa le hilako azy iny.
25. ikaretsaka ( 08/10/2008 22:29)
ny tena misenina le ho an'ny mpanao solomaso de le manao hoe nankaiza ny solomasoko teo...nefa efa eny @ tena :-D :-D :-D
26. tslem ( 09/10/2008 07:27)
Dia vao eo koa zah zao nitady télécommande, iny koamatetika tsy hita mihitsy,manoatra noho ny manana tongotra.
27. fahamarinana ( 09/10/2008 07:57)
:arrow: ny ahy ny elo no very na adino foana any amin'izay lalana alehako dia nividy ireny ngoda be ireny aho fakana mpianatra fa tany an-tsekoly ndray nentin'ny sasany nody fa tota be no navelany sisa ho ahy dia farany dia nividy raglan fa iny no sur fa tsy ho adino... (l)
28. ni81 ( 09/10/2008 08:36)
ny ahy ny elo no very na adino foana any amin'izay lalana alehako dia nividy ireny ngoda be ireny aho fakana mpianatra fa tany an-tsekoly ndray nentin'ny sasany nody fa tota be no navelany sisa ho ahy dia farany dia nividy raglan fa iny no sur fa tsy ho adino...
:lol: :lol:
29. sakaizakely ( 09/10/2008 09:03)
tslem:
Dia zah koa kay very cd matetika ôtran'i kelly,dia iny ndray tena tsy hita hatram ny fatiny mintsy an,ny tranony sisa no eo fa tsisy nininn tsony ao anatiny


io tokoa tena mahasosotra an
le kamo mampirina vo avy mahavita, fa nenà ny kilonga tia mampirina de taloha tsy mahay mijery boaty de mifamadika aby ny raha
de refa iny tsaroako oe nde hampirina efa tsy eo intsony

fijo> iiiiiiiiie

tsy very ané le izy fa ratsy mpirina e,

ika> nenà tokoa tadiavina eraky ny trano nefa eo am voloko ihany

fahamarinana> ny elo, tsy apetrapetraka fotsiny no fanafodiny
zay ihany ny solution hitako
30. fijo ( 12/11/2008 23:06)
le ba kiraro io tena mandreraka be rehefa hitady ny ilany izay,de indraindray ny ilany voassa nyilany tsia
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1005