Tasy amin'ny tarehy

1. skouskou ( 01/10/2008 12:25)
Taloha aho nanao "mpandalao" vidiana amin'ny farmasia any an-tanàna fa hoe manadio fiodirana. Dia tena hitako tsara tokoa, nanao isan-kalina nandritry ny taona maro nisesy.
Tamin'iny taona 2006 dia nidiran-doza fa feno tasy ny tarehy :evil: ary tsy afaka intsony na inona na inona zavatra nolazain'ny dokotera sy ny esthéticienne aty sy any. Efa roa taona no nikaroka, tsy manao maquillage intsony, sao vao maika manasarotra.
Raha misy efa tratra ka nahita ala-olana dia mba zarao amiko fa homeko ba mamy be (l) (l) (l) (l) (l)
Raha handatsa kosa dia tazomy ho andry :twisted: fa ny ahy ny hevitro dia hoe "mihinambary aza misy latsaka".
Misaotra mialoha :lol: !
novalian'i ni81 ny 27/10/2008 08:25
2. ni81 ( 01/10/2008 12:38)
Ntsooo, tena efa maro no tratran'io olana io e! Vao t@ herinandro teo aho no niteny t@ rahavaviko any dago hoe aza mihosotsosotra ireny menaka ireny fa be no voa mafy, fa dia mafy loha kely izy fa hoe tsy maninona hono fa be ny olona manao, ary ilay zaobaviny aza hono efa firy taona zay no nanaovany fa tsy misy maninona. Ka ilay izy ange oa tsy izao fa rehefa afaka taona elaela vao miseho e!
Fa ny olana @ ireny menaka ireny dia misy fanafody tsy azo hihosorana ela hono hoy ny Dr aty (diprosone, celestoderm sns...) dia io no manimba ny tarehy. Ilay maquillage angamba mety ho azo atao ihany mba hanarontsaronana azy e! Mba andramo indray mandeha @ HOMEOPHARMA fa nisy olona niresaka an'izay tamiko t@ herinandro! Dia aza kivy e :-*
3. fahamarinana ( 01/10/2008 12:45)
:arrow: ié,homeopharma koa reko misy produit tsara...ny olana any dago koa ange dia na te hividy hafa dia na lafo be na tsy mahita.Ireny yves rocher ireny aza lasa toa luxe fa tsy ho araka raha hividy hanao traitement :? (l)
4. ni81 ( 01/10/2008 12:54)
Afaka manafatra eto, ary afaka manoratra @ ry zareo koa hono
http://www.madagascar-homeopharma.com/
5. ainaheri ( 01/10/2008 13:29)
fahamarinana:

:arrow: ié,homeopharma koa reko misy produit tsara...ny olana any dago koa ange dia na te hividy hafa dia na lafo be na tsy mahita.Ireny yves rocher ireny aza lasa toa luxe fa tsy ho araka raha hividy hanao traitement :? (l)


Sarotra beu ilay izy raha any @ firenena mahatra otrantsika,satria tsy fantatra oe io yves rocher sy ny garnier sy ny tariny ireny hita any @ firenena afrikanina ireny ve dia tena izy ny ankabeazany?? Tsy mbola eo andalana ny hisivana ny tena izy ny foska tsika,na ny eto lafrantsa aza mbola miady mafy fa mbola misy ihany no tafaporitsaka!!
Ny tiako tenenina d mailo refa manosotrosotra zvtr @ taré otr'reny,Efa nandé reportage taty finda io,misy mivarotra ireny produits ireny @ ireny mpanao volo maizina ireny d noraran'ny fanjakana,fa lasa mitsovaka sy pandapanda izany ilay taren'ilay oul refaveo!!


6. ni81 ( 01/10/2008 13:36)
Taloha tao dago nisy YVES ROCHER fa efa nijanona izy izao.
7. booboo ( 01/10/2008 13:54)
Nisy fotoana ny tarehin'ny mamako feno tasy beee mihitsy nandritra ny 3 taona angamba. Efa ela izy no nihosotra menaka fatao @ tarehy fa izay atoron'ny dermato an'azy ihany no ho sorany. Dia rehefa nadihadihan'ilay dermato izy dia tsy ny crèmes fanosony @ tarehy no nahatonga ilay tasy fa événement teo @ fiainany tsy zakany ( vao nipoitra ilay événement dia ny andron'iny ihany dia feno tasy² ny tarehiny ).
Dia @ zao rehefa milamina ny sainy sy ny fony dia madio beeeeeeeeeee ny tarehiny, fa rehefa misy raha kely mankarary ny fony dia mipoitra aby indray ny tasy :^) :^) :^) :^) .

Nanome ilay taona 2006 i xxx dia ouz-ko hoe sao nisy événement bee tsy zaka t@ io no nahatonga ilay tasy² @ tarehy ihany koa.

Misy² ihany ny olona manko rehefa ohatra ireny dia ny tarehy no feno tasy, na lasa be volo fotsy tampoka, na ny vatana no feno tasy²....

Piste tsara jerena ankoatra ny resaka hoditra tsy mahazaka ilay crème....
8. simplex ( 01/10/2008 14:47)

zany hoe mila manao falifaly foana zany ra te ho manja an :P
:arrow: ala-olana: :* :* :*

;-)
9. ainaheri ( 01/10/2008 18:14)
simplex>> mlay kou ilay hvtr an :-D :-D :-D :-D :-D
10. vale ( 01/10/2008 22:33)
ainaheri: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :wink:
tena marina reto io voalazan'i booboo io a, zà koa misy fotoana stressée de lasa misy tasy ny tarehiko, na ny volofotsiko mialasa bedebee, fa rehefa milamina de mijanona dol le izy! tena marina!! :)
11. diamondra27 ( 02/10/2008 11:38)
ka tsiky dia ampy ange e
mahazo 10 ans mihintsy ianao rehefa mitsiky lava sady tsy misy volofotsy :wink:
12. sakaizakely ( 02/10/2008 13:24)
za ry diams talou nitsiky lava fa voan'ny kirampy ny takolako a !
aleo ihany mimotomototra tsy mamizaka :-P :-P :-P :-P :-D :-D :-D :-D
13. skouskou ( 03/10/2008 23:45)
Misaotra betsaka ny rehetra fa tena "sympa" daholo (':-*') tsy nisy nandatsandantsa fa nihezaka nanome hevitra('(l)').
Tsy stress aloha ilay izy fa tena ilay crème ela nosorana sady tsy nisy pause (ohatran'ny contraceptif hiany hoy ny dokotera : mila mijanona indraindray) ('(l)')
Lesona iny aloha. Dommage fotsiny : ny fiainana mandalo haingana be, ny nenina aty ampara, sns... Ny azo atao dia ny manafatra sahala ny lazain'i ni81 ny hafa hoe TANDREMO.
Dia izaho koa nanao produit Yves Rocher fa nihemotra kely fotsiny ilay izy tamin'ny voalohany dia niato tanteraka avy eo ny fiatsarana. Rehefa riririna aty no tena mandanginina (contraste ) (':evil:') fa ny été mba mahazo masoandro dia tsy manaitra be ilay marron-marron.
Simplex an, mitsiky indray dia 0K., ny vadiko mampiomehy foana, tsy olana. Fa na dia izany aza, ny vehivavy te ho tsara noho ny tsara foana (':-P')(':-D')... Fantatr'indry hiany io.
Fisaorana manokana @adiresy Homeopharma.
PS. Tsy miditra amin'ny ala-olan'ny Afrikana sy Antillais aho fa tsy misy garantie ny fanafodiny na aty Frantsa aza. Ary ny reportage dia mikasika fanafody hafa hampiasainy fa tsy ny Pandalao raha ny hitako .
Ba mamy be daholo (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) :* (l) (l) (l) (l) :{
14. vale ( 04/10/2008 21:41)
sakaizakely: :-D :-D :-D :-D :-D :-D aza mampmé eo njy!!! tsss :lol: .... :wink:
15. vale ( 04/10/2008 21:47)
diam: mandalo anie le problème fa tsy oe miferinaina lava ndry e.amin'iny ndry fa tonde mahazo 10ans mintsy koh :lol:
16. nikah ( 06/10/2008 10:09)
Za de be tasy @ tarehy foana,fa tena marina ny voalaza etsy ambony,refa misy prblm aho de vao maika mipoitra ilay tasy,ary in-1-1 aza miaraka mirotandrotana be zany ilay izy.Ny tsapako de ty,refa misy olana aho de tsy mahavita mikarakara tarehy fa ohatry ny variana miasa saina fotsiny.Nisy namako nanoro ahy hoe mazotoa misotro rano,refa tsy mahavita mikarakara tarehy.Dia nataoko ilay izy ,tsy hoe afaka akory lay tasy an!Fa mba en bonne mine foana .
17. ni81 ( 06/10/2008 11:16)
Ity ilay resaka pandalao ry skouskou a! Miala tsiny fa @ teny frantsay izy io.

Toute femme se veut belle et attirante. La Mahoraise, au même titre que toute femme moderne, n'hésite pas à se servir des nouveaux produits cosmétiques pour entretenir son corps. Une large panoplie de produits est accessible, des boutiques spécialisées jusqu'aux vendeurs du marché. Mais là on touche au corps et certaines crèmes sont détournées de leur usage premier… Attention car la dangerosité de certains produits est prouvée !

Pandalao, Diproson, Rico, GG, Bio claire… Ces produits se vendent comme des petits pains sur notre île. "Ils seraient très efficaces pour lutter contre les boutons", informent certaines consommatrices. A Mayotte, nous avons pourtant les produits traditionnels ? "Oui mais ça ne suffit plus vraiment. Pour avoir un teint uni, une peau sans tache, comme les noirs qu'on voit à la télé, il faut se servir d'autres produits", explique une femme rencontrée au marché de Mamoudzou. Elle achète des tubes de Diproson, à l'étalage des vendeurs à la sauvette. Le tube de 30 g coûte 2 euros au marché de Mamoudzou, il est à la portée de toutes.
"Attention, le Diproson n'est en aucun cas un produit cosmétique. Il s'agit d'un dermo-corticoïde. Il peut être prescrit par un médecin contre l'eczéma et il est accessible uniquement par ordonnance. Les produits que l'on trouve au marché peuvent être des contrefaçons. Attention donc aux charlatans", met en garde Alain Daniel le directeur du CHM.
Du coté des pharmaciens, le raisonnement est le même que celui d'Alain Daniel : "nous ne procurons pas le Diproson à la demande. Mal utilisé, ce médicament peut avoir des effets secondaires multiples. Il affine la peau, la pigmente. Elle devient comme un papier de cigarette. Et ainsi augmente les infections. La personne qui utilise régulièrement ce produit, à long terme, ne peut même plus s'exposer au soleil", rapportent inquiets des pharmaciens qui ne comprennent pas que, malgré les mises en garde, certaines femmes noires continuent à utiliser ces produits.


La peau noire la plus foncée est sujette à beaucoup de mépris


En pharmacie, le tube de 30 g est vendu 3 euros de plus qu'au marché. Les bénéfices ne sont pas négligeables pour les commerçants. Sur la facette du tube de Diproson vendu au marché de Mamoudzou, une publicité vante les mérites de ce produit miracle : "pour une peau saine". La photographie d'une belle métisse indienne appuie la pochette. "Tu vois mademoiselle, si tu appliques le produit tous les jours sur ton visage, tu seras aussi belle que cette jeune femme", flattent les vendeurs à la sauvette.
"Madame, vous y croyez vous ?" "Je ne sais pas", répond timidement l'acheteuse. "Ce n'est pas la première fois que vous en achetez ?" Aucune réponse. La jeune femme dénie les questions. Sur l'achat et l'utilisation de ces produits, même prises la main dans le sac, les femmes n'admettent pas s'en servir. "Elles achètent pour des copines…" Mais les visages dépigmentés témoignent d'eux-mêmes.
Des chansons en dénoncent pourtant les méfaits : "plus tu appliques le Pandalao, le Diproson, le Rico sur ton visage, plus tu agresses ta peau, toi jolie femme couleur d'ébène. Le noir source d'Amour", chantent de nombreux groupes de Mayotte et des îles voisines. Le but des femmes qui utilisent ces produits est avant tout esthétique : "j'ai des boutons noirs sur le visage, je veux les enlever et avoir une peau saine et belle", déclarent les femmes interrogées.
Derrière ces affirmations, il est connu que dans la diaspora noire la peau la plus foncée est sujette à beaucoup de mépris. Les femmes noires de couleur très foncée sont souvent tournées en ridicule. Elles sont même souvent traitées de laides : "tu ne vois pas comment tu es toute noire. C'est moche. Va acheter du Pandalao et mets en sur ton visage", conseillent les critiqueuses. A Mayotte, tout comme sur les îles voisines ou encore en Afrique et dans toutes les communautés noires, on chante ici comme là-bas l'éloge de la femme noire à la peau plus claire.


Les femmes noires, claires de peau, attirent plus les regards


Symboles de métissage, mais surtout dans la zone signe d'un mélange avec un sang arabe jugé pur, les femmes noires, claires de peau, attirent plus les regards dans la communauté noire. Celles à la peau plus foncée finissent-elles par rentrer dans un système de dévalorisation de soi ? "Durant longtemps j'ai résisté pour ne pas appliquer ce genre de produit, mais quand je suis avec des copines plus claires de peau, je vois bien que les hommes s'intéressent plus à elles qu'à moi. Même les belles-mères respectent plus celles qui sont claires de peau que nous autres", explique Fatima, une jeune femme rencontrée dans une boutique de cosmétique spécialisée pour la peau noire. Elle achète à 5 euros une boite de 30 ml de produit Bio clair. 5 euros une boite de 30 ml, 8 euros la boite moyenne. 10 euros la plus grande boite.
Aujourd'hui, les magasins ne proposent plus un seul produit, mais toute une gamme. Crèmes, savons, lotions… Et ce ne sont pas les marques qui manquent. Certains laits éclaircissants peuvent coûter jusqu'à 30 euros. C'est cher ? "Oui, mais il faut souffrir pour être belle", rigole-t-elle insouciante face aux risques.
A base d'hydroquinone, de cortisone, de corticoïdes, de stéroïdes… ces produits sont un véritable danger pour la peau. Un médecin qui a préféré garder l'anonymat nous informe sur la menace : "nous assistons à une véritable compétition entre les dermo-cosmétiques et les dermo-corticoïdes. C’est-à-dire que vous avez d’une part des produits destinés à soigner une peau normale et d’autre part des médicaments destinés à traiter des maladies de la peau".
En utilisant certains produits, ces femmes harponnent surtout le côté "dermo-corticoïdes avec leur cohorte d’effets secondaires. Parmi ces effets secondaires, il existe un effet indésirable devenu effet désirable : l’éclaircissement de la peau", interpelle le médecin.


Ces jeunes femmes, si elles continuent, c'est au cancer de la peau qu'elles s'exposent


Le blanchiment ou l’éclaircissement de la peau est l’effet indésirable pour lequel ces produits sont utilisés. C'est pourtant l'effet recherché par les utilisatrices. Et malgré les mises en garde, leur emploi ne cesse de s'accentuer. Sous le m'sidzano se camoufle une belle couche de pommade Rico à base d'hydroquinine "pour être encore plus belle", précise la publicité. Ces femmes ignorent que les risques encourus peuvent être encore plus néfastes pour leur santé.
"Au niveau de l’épiderme, ces produits provoquent une atrophie cutanée, c’est-à-dire que la peau devient fine, on la compare au papier de cigarette et, à travers cette peau, se dessinent les vaisseaux sanguins. Cette situation est très dangereuse. En effet, cet amincissement de la peau conjugué à la diminution de la couche d’ozone et à la restriction de son action filtrante augmentent la vulnérabilité d’une personne aux rayons nocifs ultraviolets A et B du soleil", précise notre médecin.
Des produits comme le bio éclaircissant, considéré comme le "number one" par ces femmes, affichent nettement une contre-indication : "attention à l'exposition solaire". "Ces jeunes femmes, si elles continuent, c'est au cancer de la peau qu'elles s'exposent. Mais aussi à la cataracte, à l'inflammation de la cornée, à la conjonctivite, sans compter le vieillissement prématuré... Les dermo-corticoïdes sont pro-infectieux. Ceux qui les utilisent sont exposés aux infections au niveau de la peau. Ces produits favorisent la gale, les mycoses, les abcès et l’infection sévère qu’on appelle l’érysipèle de la peau", énumère le spécialiste.
Ainsi donc, la peau étant devenue fragile, au moindre traumatisme la plaie constitue une porte d’entrée pour un microbe donné. "Ce microbe va migrer au niveau de la peau et provoque cette infection grave appelée l’érysipèle de la jambe. Sans compter que les dermo-corticoïdes provoquent l’allergie aux corticoïdes."


Diabète, hypertension, ulcère de l’estomac


Et comme si on n'en finissait pas avec la liste des inconvénients de l'usage de produits éclaircissants, le médecin rajoute : "Ces produits pénétrant dans le corps provoquent aussi, en plus d’effets secondaires locaux, des effets systémiques qui favorisent le diabète, l’hypertension, l’ulcère d’estomac et surtout provoquent une freignation hypotalamo-hypofuso-surrénalienne. C’est-à-dire que cela provoque des problèmes au niveau des glandes surrénales qui ne vont plus sécréter les hormones. Sachez que quand une glande ne sécrète plus, c’est sa mort, et la mort de celle-ci entraîne la mort de l’individu".
Ces risques périlleux auxquels sont exposées les pratiquantes du blanchiment de la peau sont bien trop souvent ignorés d’elles, consciemment ou inconsciemment. La situation est loin de s'estomper. Chaque jour de nouvelles boutiques poussent un peu partout sur cette île. Les commerçants du marché qui reviennent de leurs florissants voyages des pays asiatiques ou arabophones sortent de leurs bagages, à chaque arrivage, une nouvelle boite de Pandore. Reste à savoir le danger qu'elle contient pour toutes ces femmes ?

D. Marie Harouna
18. Noue ( 06/10/2008 12:09)
:^)
19. skouskou ( 06/10/2008 12:21)
[quote=ni81]

Ny hitako aloha dia tena mahafinaritra be i ni81.
Hankafihiziko tanteraka ny fomba fitantantanao ny olana mipetraka.
Pb fiaraha-monina marina no votoatin'ilay izy.
Ianao ve nahita ilay docu t@ TV5 hoe "Noirs. La question noire" t@ 29 sept farany teo ?
Hampizotra ny resaka - satria resaka ihany ilay izy fa efa voalazan'ny dokotera sy psy ary sociology daholo ny @io - :-* - dia hitako fa mikasika io fiodirana io dia ny vehivavy hiany no toa voa mafy.
Ary ny mampalahelo dia any @ tany nahaterahany izy no tena voahitsaka.
Fa rehefa en diaspora, rehefa mainty dia mainty, na fotsy kokoa noho i Fatima na mainty kokoa noho i Voahangy aza. Mainty fffffffoana fffffffoana.
Dia tsy Malagasy intsony ve izaho raha miteny hoe TSY MARINA fa "ny lehilahy tsy mba ratsy" ?
Izany rehetra izany mahatonga ahy tezitra @ tenako fa mafy loha loatra taloha. Mijinja ny nafafy ê.....
Fa ny vadiko zatra mahita ahy mipentipentina dia izy indray no mampiomehy ahy rehefa mijery fitaratra aho. Ilay hoe "Skouskou" dia avy amin'ny hoe "Tsikoko" izay tsy hainy tononina (lazainy fa "be tsikoko" hono ny tarehiko).
Bâ mamy be hoa n'i ni81, vehivavy tena manan-tsaina, tsy azo lavina izany (évidence)
:-* :-* ....
20. ni81 ( 06/10/2008 12:36)
:-* Tsy nahita izany doc t@ TV5 zany aho ka! Mba zavatra hitako teto @ aterineto io dia nozaraiko @ tsika rehetra fotsiny fa dia :-* :-* skouskou e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3817