Mofo laisoa

1. ni81 ( 30/09/2008 14:17)
Raha toa ka efa misy nahay an'ity dia tsara, fa ho an'ireo tsy mbola mahay azy kosa dia toy izao ary zany:
Zavatra ilaina:
- laisoa (fotsy)
- levure
- voatabia
- tongolo (échalottes na oignons)
- sira
- menaka
- rano
- lafarinina
- vilia jobo sy sotro
- sakay kely ho an'ireo tia azy

Alaivo ny vilia jobo, dia arotsahy ao ny lafarinina. Asio rano tsikelikely ary kapohy hifangaro tsara. ( Aza atao betsaka aloha fa mitera-drano ny zavatra hafa hifangaro ao)
Rehefa izany dia teteho madinika ny laisoa toy ireny hatao lasary ireny, dia arotsahy ao koa. Toy izany koa ny voatabia sy tongolo teteho madinika dia afangaroy ao. Asio sira sahaza, levure iray tsongo dia avelao hilona kely mandritra ny adiny iray.
Dia endaso toy ireny manao mofo sakay ireny. Dia mazotoa homana o!
novalian'i bonita ny 07/01/2009 12:42
2. booboo ( 30/09/2008 15:57)
hu...hafa kely indray izany " mofo laisoa " zany. Merci nizara :)
3. rsoa ( 30/09/2008 16:33)
Tsy saro-devonina ve izany ? Laisoa manta be iny , mety mahabe rivotra ?
ni81:

Raha toa ka efa misy nahay an'ity dia tsara, fa ho an'ireo tsy mbola mahay azy kosa dia toy izao ary zany:
Zavatra ilaina:
- laisoa (fotsy)
- levure
- voatabia
- tongolo (échalottes na oignons)
- sira
- menaka
- rano
- lafarinina
- vilia jobo sy sotro
- sakay kely ho an'ireo tia azy

Alaivo ny vilia jobo, dia arotsahy ao ny lafarinina. Asio rano tsikelikely ary kapohy hifangaro tsara. ( Aza atao betsaka aloha fa mitera-drano ny zavatra hafa hifangaro ao)
Rehefa izany dia teteho madinika ny laisoa toy ireny hatao lasary ireny, dia arotsahy ao koa. Toy izany koa ny voatabia sy tongolo teteho madinika dia afangaroy ao. Asio sira sahaza, levure iray tsongo dia avelao hilona kely mandritra ny adiny iray.
Dia endaso toy ireny manao mofo sakay ireny. Dia mazotoa homana o!




4. ni81 ( 30/09/2008 16:44)
Tsy saro-devonina ve izany ? Laisoa manta be iny , mety mahabe rivotra ?
Tena tsy maninona mihitsy fa masaka izy rehefa voaendy ao anaty lafarinina ao. Vao antoandro teo zà zao no nanamboatra. :) Efa fanaonay tany dago io fa tsy nisy be rivotra aloha e!
5. haritianah ( 30/09/2008 16:52)
Efa nanao an'io koa zà fa tsara bé, masaka tsara ny laisoa kà, laisoa manta aza anie atao lasary ka tsis mampiditra rivotra zany mits.
Mikarepoka tsara mits lé izy ka.
6. ni81 ( 30/09/2008 17:13)
Ilay laisoa atao lasary io koa tena tsara fa mba fanaoko koa. Fa zà aloha tsy mbola tratran'izany hoe mihinana sakafo izany dia be rivotra e! Raha mihinana tsaramaso aza dia tsy mba maninona mihitsy (satria ny oul betsaka no mandefa baomba @ izy ireny :lol: )
7. kalazagasy ( 30/09/2008 20:07)
Nenah lé mbola ande hiantsena sy hikarakara azy no tsy vitako.
Raha mba mahafantatra Ni hoe aiza ho aiza eto Tana no misy mivarotra masaka azo hohanina avy hatrany dia mba atoroy ana, tsy koi fa andehanako taxibe raha lavitrabe.
Raha tsy mahita d invité-o za. :lol:
8. ni81 ( 30/09/2008 20:13)
Nenah lé mbola ande hiantsena sy hikarakara azy no tsy vitako.
Raha mba mahafantatra Ni hoe aiza ho aiza eto Tana no misy mivarotra masaka azo hohanina avy hatrany dia mba atoroy ana, tsy koi fa andehanako taxibe raha lavitrabe.
Raha tsy mahita d invité-o za.
avia ary aty zao dia zao e :-D :-D mbola misy ambiny mantsy ilay mofo laisoa nataoko anikeo teo. :lol:
9. kalazagasy ( 30/09/2008 20:21)
Enao kosa e! zao efa alina be zao ve dia hahita taxibe tsony?
10. ni81 ( 30/09/2008 20:24)
Rahampitso vao maraina ary rehefa misy taxibe e! :D
11. kalazagasy ( 30/09/2008 20:35)
Mba zay ahay. Mba alefaso mailaka hoanà ary oe taxibe nomerao firy lay andehanana e.
12. ni81 ( 30/09/2008 20:46)
Mba zay ahay. Mba alefaso mailaka hoanà ary oe taxibe nomerao firy lay andehanana e.
:-D :-D :-D Ilay mandalo eny Manakambahiny iny ihany e! :lol:
13. kalazagasy ( 30/09/2008 20:52)
Raikitra ary e, dia mba asio ronono 1 baolina sy vache qui rit 5 fotsiny moa miaraka aminy e.
14. ni81 ( 30/09/2008 20:57)
Raikitra ary e, dia mba asio ronono 1 baolina sy vache qui rit 5 fotsiny moa miaraka aminy e.
eka ozy :-D :-D
15. fahamarinana ( 01/10/2008 12:20)
:arrow: ni : andefasan'ny kalaza rivotra eo njy an...ka hoe mahabe rivotra hoe (l)
16. ni81 ( 01/10/2008 12:28)
ni : andefasan'ny kalaza rivotra eo njy an...ka hoe mahabe rivotra hoe
=)) =)) =)) =))
17. ssendra ( 02/10/2008 17:41)
ni81:

Raha toa ka efa misy nahay an'ity dia tsara, fa ho an'ireo tsy mbola mahay azy kosa dia toy izao ary zany:
Zavatra ilaina:
- laisoa (fotsy)
- levure
- voatabia
- tongolo (échalottes na oignons)
- sira
- menaka
- rano
- lafarinina
- vilia jobo sy sotro
- sakay kely ho an'ireo tia azy

Alaivo ny vilia jobo, dia arotsahy ao ny lafarinina. Asio rano tsikelikely ary kapohy hifangaro tsara. ( Aza atao betsaka aloha fa mitera-drano ny zavatra hafa hifangaro ao)
Rehefa izany dia teteho madinika ny laisoa toy ireny hatao lasary ireny, dia arotsahy ao koa. Toy izany koa ny voatabia sy tongolo teteho madinika dia afangaroy ao. Asio sira sahaza, levure iray tsongo dia avelao hilona kely mandritra ny adiny iray.
Dia endaso toy ireny manao mofo sakay ireny. Dia mazotoa homana o!




misaotra aky ah! tena mampilendalenda mitsy io!
tsy izany fa misy specialité-nn'ny allemand izay otran'ny mofo sakay fa ovy na laisoa no ataony fa tsary manome sopapa ry zareo

18. rose4u ( 19/10/2008 10:25)
HELLO
I AM Rose IN SEARCH OF A MAN WHO UNDERSTANDS THE MEANING OF LOVE AS TRUST AND FAITH IN EACH OTHER RATHER THAN ONE WHO SEES LOVE AS ONLY A WAY OF FUN BUT A MATURE MAN WITH NICE VISSION OF WHAT THE WORLD IS ALL ABOUT AND AFTER READING YOUR PROFILE I TOOK INTEREST IN YOU SO REPLY TO ME WITH THE (roselove42000atyahoo.co.in)forum.serasera.org
19. Choupette94 ( 05/12/2008 11:32)
Matsiro mihintsy izy izany. Rahampitso ihany aho dia hanao an'io. Mmmmiam mmmmiiââââmmmm !!! Misaotra nanome recette é
20. bonita ( 07/01/2009 12:42)
Tena tsara mihitsy lay izy, mikarepoka tsara, fanaon'ny sinoa na ireny vietnamien mpivarotra nem si beignets de crevettes ireny izy io, ho anareo zay any afrika (abidjan en particuleir). Miammm!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3083