Ankamantatra???

1. mahell ( 30/09/2008 09:52)
Inona ary no mampitovy ny fimailo sy ny maggi?
novalian'i Fanjaibe ny 06/12/2008 05:25
2. Simpona ( 30/09/2008 10:00)
Biby 1 isaky ny fonosana :-D :-D :-D
3. menalamba ( 30/09/2008 19:18)
Samy mahita ny tsy fahitan'ny olona rehetra... :^)
4. xxx ( 30/09/2008 21:39)
Ngaha moa tsy mitovy ihany izany ? :roll:
5. neo83 ( 01/10/2008 06:46)
hahahahahahhaa !hahahahahahahahaha.

samy misy omby iray isaky ny fonosany v, sa samy mtahiry tsoka.

hahahahahahah
6. tsiambaratelo ( 01/10/2008 16:48)
mahell:

Inona ary no mampitovy ny fimailo sy ny maggi?



Tsa mahay agnay:-P
7. nathie86 ( 02/10/2008 07:26)
Simpona:

Biby 1 isaky ny fonosana :-D :-D :-D



=)) =)) =))
8. rova30 ( 02/10/2008 08:05)
mahell:

Inona ary no mampitovy ny fimailo sy ny maggi?



Kely fa dadany! :-P Angamba ? Asa ?!? Iza no nahita ?
9. tsiambaratelo ( 02/10/2008 08:52)
nathie86:

Simpona:

Biby 1 isaky ny fonosana :-D :-D :-D



=)) =)) =))



mitovy angah ny halehibenilay ao anaty fonosana.:-D:-D:-D
10. kelly13 ( 02/10/2008 16:23)
fa inn le fimailo klou fa tsy fantatro?
11. fasaly ( 02/10/2008 16:52)
preservatif aky io ry madame vazàh ah! :wink: :-P :-D
fa lay maggi ndray no tsy haiko! lay cube matsiro rony ve?
12. ni81 ( 02/10/2008 16:54)
preservatif aky io ry madame vazàh ah!
fa lay maggi ndray no tsy haiko! lay cube matsiro rony ve?
ie le cube io
13. kelly13 ( 02/10/2008 16:57)
fasaly>ahhh lol, maty aho, tena tsy fantatro oe zay le fimailo hihihi d le maggi io lazaindry io mintsy (quoique je prefere le kub'or, lol)

14. ssendra ( 02/10/2008 17:27)
kelly13:

fasaly>ahhh lol, maty aho, tena tsy fantatro oe zay le fimailo hihihi d le maggi io lazaindry io mintsy (quoique je prefere le kub'or, lol)



zà kou taloha tsy nahay fa tany madà am pub ireny no nahalalako ny hoe fimailo hihihih

15. ssendra ( 02/10/2008 17:29)
ka in aza izao no mampitovy ny fimailo sy ny maggi :roll: :-w
ny maggi manome tsiro
ny fimailo fiarovana d in klou ny infadraisany e!????
16. Falyiarivo ( 02/10/2008 18:18)
ssendra: Misy pub maggi mande any dago hoe fonosana iray = omby volamena 1
Zay no mahatonga ilay valiny etsy ambony hoe samy mitahiry biby iray.
17. ssendra ( 02/10/2008 18:52)
ah ok! misaotra reh ry falyiarivo :-* :^)
18. nathie86 ( 03/10/2008 11:40)
misy olona intelo kely mintsy ko ato @ ty site ty an, manapa tsinay mintsy :-D :-D jerevo za fa menamena kouely
19. MMS ( 04/10/2008 11:55)
samy mety fonosana daholo reo e!
20. ganakely ( 06/10/2008 11:08)
:D :D :D :D :D :D :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3037