mba mahagaga ihany kle
1. bazylou
(
25/09/2008 21:17)
www.webcast.un.org
Mba mhagaga ihany fa olona ohatr'ireny ve tsy mamofona kolikoly no nahazoany io sezany io. NAny kabariny aza beuuurk, ny fiteniny koa moa , manginy fotsiny , lolllll, prezda ..... ny anareokle :-D :-D

novalian'i penguin ny 06/10/2008 11:48
2. bazylou
(
25/09/2008 21:33)
http://webcast.un.org/ramgen/ondemand/ga/63/2008/ga080923am2-orig.rm?start=01:23:01&end=01:39:23
rahatsy mety le teo aloha io dia ity jerena , fa misena be!!! :-D :-D

3. kidoropamba
(
26/09/2008 11:54)
Vitan-dramarisely koa ny filoha hajaina Ravalomanana sanA....
- azo ekena aloha mazana ity filoha ity raha hanao tsianjery sy mamaky. Na dia misy mivilambilana aza tsindraindray. Fa kosa, ny nampalahelo ahy dia ny nanaovan'izany @ teny firantsay kanefa izaho efa niandro "hello", "bye" sahala amin'izay fanaovany @ monina any ambanivohitra eto madagasikara.
- Mifanohitra, anefa, ny zavatra lazain'i baina ka lasa natory ingahy baoNgo sy ny ekipany: Hita fa tena mitomany mangata-bola ny filoha @ ity OMD ity, ary mitalaho mafy mba ho tonga ny "famatsiam-bola". Io "financier, bailleurs, plan marshal, etc.." io no tena mampiaka-peo azy @ izay mba henon'ireo vozongo io teny ireo ka taitra hanome vola ny antsika. KINANJO, ilay fidokafantena sy fanomezana lesona ny afirikAna fa hoe efa "mivoatra i Madagasikara" satria 1 miliona hono efa niala ny fahantrana DIA NANOSIKA ny mpamatsy vola TSY HANOME vola intsony satria anjaran'ireo 1 miliona lasa mpanankarena indray no manome vola ny fanjakAny fa tsy mbola miandry ny vozongo ihany.
Tapina teo ny daomy.
Ary miha-tapina ihany koa ny daomy raha nilaza i baina fa hoe "tratran-tsika io tanjon'ny OMD io @ 2015 raha omenareo vola izahay". Erotra be ny an'ingahy baoNGo sy ny ekipany natory satria efa hita mivandravandra loatra fa tsy ho tratra io tanjona io. Tratra ary ilay lainga no sady sirika ilay hafetsena "hisokirana ilay volan'ireo vozongo".
HENATRA!
Fehiny: Kay ny hangata-bola avy @ fametsifetsena mikasika ity OMD ity sy ny filAzana fa nandroso be i madagasikara satria 1 miliona izao ny mpanankarena vaovao (kanefa lahatra menaka ampahefan-tsotro kely no misy ato)...no nandaniantsika vola sy solika t@ raopilinanina sy ny fitsangatsanganana any ivelany?
Raha izay ihany, nilaina ve ny nanaovana kabary eo imason'izao tontolo izao fa "mpangataka sy mpandainga gaigy lahy" isika malagasy ka nomehezan'i afirikAna no sady nofiran'ireo vozongo?
Ramarisely indray hoa no tao ambadik'iny.
Aleo omanina ny dia any kaoMaoro fa tena tsy lasa izy izany... 8O 8O 8O 8O

4. karavasy
(
26/09/2008 12:45)
Rehefa tsy zaka ny moly dia aza hanina fa tssss. Efa hoe vonoy ny baolina raha vendrana ny adva fa aza laozana mitady tatitra etsy sy eroa. Mba raiso raha mivoraka sa nareo no tena mipotsaka atidoha? =)) =)) =))
5. kidoropamba
(
26/09/2008 17:30)
hin!hin!hin!hin!
Mba efa nodinihan'i filoha hajaina ve ahoana ny paika raha tsy tonga ilay vola?
Mahafinaritra ahy ny mahita ny hafalian'i filoha hajaina raha mamaky ny teny hoe "miliara, financement, bailleurs..." hita fa tena ao ny fo-ny. dray dray dray....
Ramarisely indray hoa iny namalan-kira iny. 8O 8O 8O

7. bazylou
(
29/09/2008 23:03)
naughty, installeo realplayer, dia tsindrio ilay lien faharoa etsy ambony.
8. nanas
(
30/09/2008 16:59)
Tena marina fa de mahamenatra, zay ilay hoe mba olona au niveau apetraka eo @ fitondrana fa tsy zao fakofakon olona rehetra zao dia azo atao filoham-pirenena akory. Ny fahaizana mampiasa ny saina maranitra no maharangahy fa tsy ny vola akory, mila hampafantarina ny vahoaka madinika izany @ fifidianana manaraka.
9. bazylou
(
30/09/2008 21:58)
mbola lavitra ezaka be io ry nanas. Ny vahoaka mbola feno no tsy mahay mamaky teny sy manoratra.
10. kidoropamba
(
02/10/2008 07:52)
Mahay mivarotra kosa aloha ny filoha Ravalomanana na dia izany e. Indrindra fa ny "vita gasy" aloha dia tena hainy ny mivarotra azy: sheritt, QMM, exxon, total sy ny sisa aza tonga nividy ilay entana Madagasikara.
Io ny filohantsika mbola miady varotra amindry zareo BanquiE amin'ilay trosa tsy misy farany. Mitovy varotra akondron-drazozefina izy io e: Raha tsy mitrosa dia mivarotra fanAnana satria ilaina ny endrikendrika ety ivelany. "Mila fantatr'izao tontolo izao izany hono ny tanjona e".
Asa ahoana ilay PilAN marsialy tadiavin'ingahy filoha ity fa raha ny tombatombana dia 72 miliara de dolara isan-taona izany hono no omena an'i afirika vao ho tratra ity OMD ity @ 2015. Ireto vazA mena sofina ireto angamba manana an'izany vola izany omeny maimaim-poana antsika.
Ra...valomanana 8O 8O 8O 8O

13. rafitia
(
04/10/2008 04:51)
:evil: izay mangataka no mahazo ary zay mitady dia ahita noho izany de fotoana hanararaotana eo @ sehatra iraisampirenena ireny e. aleo manao an'izay toa zay manao tatibolana sy mitaraina lava toy lay fiarandalamby haingampandeha. Ramalagasy be fivoarana koa anie tsy hita ihany e lay iraika lahy taloha manampahaizana nefa ireny tsy tian'ny ramalagasy ireny rehefa tonga indray ny mpandraharaha dia lazaina fa fakofakon'olona. ka na iza na iza ho tonga de zay foana ve?.
14. bazylou
(
05/10/2008 21:04)
TSY misy tsara nohon'ny olona be fianran sy be diploma , fa ireny na mamadiak tanidrazana aza mbola misy ranony kely hajanony ihany , par simple galanterie ( loool); TSy ohatran'ny itony tsy mahay rahatsy hangataka lava etsy sy eroa , esoan'ny olona amin'izao langue sy niveau scolaire izao.
Hafa i deba , hafa i le8 . FA raha samy alika aleo i deb atoa izay le8.
:-D :-D
HAFA FOANA NY OLONA NIANATRA RY TSAMY e, fa tsy olona tolorana diploma sinoa sandoka ary.

16. penguin
(
06/10/2008 11:48)
tairo marina zay tairina ra-bazylou f'aza variana manao loha tapaka a. Tsy ho aiza fa hitairaina ka inona no hilain'ny vahoaka anao sa resak'etotra?