isika vehivavy...

1. tsikiowa ( 27/09/2008 06:41)
Mba mila hevitra kely aminareo namana vehivavy ato amin'ny serasera...
Possible ve raha olona miaraka mifankatia vao enim-bolana dia mangataka sahady ilay lehilahy hoe andao hiaraka hipetraka...?
Na dia ataoko aza hoe mifankatia be , tsy aloha loatra kosa ve izany fangatahana izany???? aloha loatra amin'ny jery rehetra.
Indrindra fa ilay vehivavy tsy libre.
novalian'i arialy ny 09/10/2008 09:00
2. ni81 ( 27/09/2008 06:51)
Mba mila hevitra kely aminareo namana vehivavy ato amin'ny serasera...
Possible ve raha olona miaraka mifankatia vao enim-bolana dia mangataka sahady ilay lehilahy hoe andao hiaraka hipetraka...?
Na dia ataoko aza hoe mifankatia be , tsy aloha loatra kosa ve izany fangatahana izany???? aloha loatra amin'ny jery rehetra.
Indrindra fa ilay vehivavy tsy libre.
Tsy tokony hisy olana mihitsy raha ireo rehetra ireo. Fa ny indro kely: ilay vehivavy tsy libre mba azavao. Mbola tsy vita divorce ve? Sa ahoana?
3. tsikiowa ( 27/09/2008 06:58)
Ilay vehivavy mbola tsy divorcée ka! fa mbola misalasala miady saina hoe: hiala ve sa hijanona....ny hialàna fantatra ny toetrany fa ny hivantanana mbola tsy hay satria mbola vao 6 mois no niarahany.
4. ni81 ( 27/09/2008 07:02)
Ilay vehivavy mbola tsy divorcée ka! fa mbola misalasala miady saina hoe: hiala ve sa hijanona....ny hialàna fantatra ny toetrany fa ny hivantanana mbola tsy hay satria mbola vao 6 mois no niarahany.
ka io ange rehefa tapa-kevitra dia izay e! Raha efa tsy nety intsony ilay teo an-tanana dia tsy maintsy raisina izay safidy hoe hiainga aho sa hijanona. Sa ilay vehivavy no nandeha nivoaka ny vala mialoha na dia tsy nisy olana aza tao @ tokan-trano?
5. diamondra27 ( 27/09/2008 11:06)
de asaivo mieritreritra tsara izy ko, araka io voalazanao io we fantanao ny ialanao fa tsy fantanao izay ho eo
6. caprio ( 27/09/2008 13:03)
Fa tandremo tsara fa ny vhv anie ka tena fetsy, sady aza dia matoky vhv loatra fa efa hatrany ambohalohany ny vhv no efa mpamitaka,ohatra fotsiny ny namitahan'i Eva an 'i Adama ,de ny namitahan'i Dalila an' i Samson.....sns koa tandremo tsara sy mandiniha fa mbola mitohy mandraka ankehitriny io fitaka io,de saika adinoko fa ahy koa moa mbola nisy ny famitahan'i Cecilia an'i Sarko :lol: :lol: :lol: :lol:
7. kelly13 ( 27/09/2008 14:09)
k aleo zany nareo lhl samy lhl no hiaraka ry caprio fa zay vhv fetsy sy mpamitaka kou :lol:
8. nomenjara ( 27/09/2008 14:43)
kelly13:

k aleo zany nareo lhl samy lhl no hiaraka ry caprio fa zay vhv fetsy sy mpamitaka kou :lol:

:-D :-D :-D
9. sakaizakely ( 27/09/2008 15:58)
kelly13> :-D :-D :-D :-D :-D

marina mits akia

de omankomany ny deriera ary ry caprio ouille ouille ouiiiiiiiiiiiiiiiille :{ :{ :{
10. Soaary ( 27/09/2008 19:38)
Somary aloha loatra aloha raha handray decision amin izany 6 mois izany e, inona koa anefa no nahazo ilay vehivavy miaraka aman olona nefa mbola tsy libre e, raha mbola tsy libre de aza hapetraka ny fanontaniana fa hiaino tsara ny fiarahana amin olon kafa, ny novadiana sy nekena ary mbola eo, raha ilaina ny fiarahana amin olon kafa hampandry saina sy handalanjalanjana hoe hatraiza ny fitiavana ilay ao an trano de ataovy fa jereo ihany ny fetrany, ekeko fa sarotra ny tokan trano fa ianao ihany no antony, raha mitady zavatra ivelany ianao dia tadidio fa te hitady zavatra hafa foana hanakonana ny ao an tokantrano fa dia mahereza e,
11. caprio ( 27/09/2008 19:39)
De tsy menatra ve nareo vhv we fa manina no miaraka ny lhl samy lhl? Tena mba tongava saina fa efa fanaovana tsinotsinona anareo vhv mintsy anie ireny lhl samy lhl miaraka ireny e,zany we efa tsy ao ntsony ilay fahatokisana anareo vhv.Fa zany we aleo caprio hiaraka @ vhv hiany fa manjary raha hiaraka doly ny lhl samy lhl de iza ndray zany no mba........anareo vhv :^) :^) :^)
12. kelly13 ( 27/09/2008 19:45)
inn no tokony hahamenatra anay ra te hiaraka ianareo lhl samy lhl? premiere nouvelle, hay fanaovana tsinotsinona anay vhv ny mahatonga anareo lhl samy lhl miaraka? iny ndray no tsy hitako marina! d mahagaga anefa fa toa mifikitra @ vhv zato ianao ry caprio! tandremo fa mpamitaka ny vhv an, tsy ilaozan'izany ny vhv miaraka aminao :°)
13. ratonga ( 27/09/2008 20:00)
sakaizakely :
de omankomany ny deriera ary ry caprio ouille ouille ouiiiiiiiiiiiiiiiille :{ :{ :{

=)) =)) =)) dé omano ko ny kousy fa tsy ho ela dé tsy hitana tsony ny sfenktera :-D :-D :-D
kelly> ny ah aleoko vhv ihany na mamitaka aza:-P
14. sakaizakely ( 27/09/2008 20:16)
De tsy menatra ve nareo vhv we fa manina no miaraka ny lhl samy lhl?

inn no hahamenatra an zany ? 8O 8O 8O 8O 8O
anjaranao sy ny sfenkteranao zany ko inn no idiranay vhv am zany :roll: :roll: :roll: :-D :-D :-D :-D

caprio:
Fa tandremo tsara fa ny vhv anie ka tena fetsy, sady aza dia matoky vhv loatra fa efa hatrany ambohalohany ny vhv no efa mpamitaka

ny reninao zany ve namitaka andrainao koa ? dadabenao koa voafitak'i nenibe ??? :lol: :lol: :lol:
tsy voatery mitovy aminareo menakavy dol kosa ny oul rehetra ka :°) :°) :°)

15. sakaizakely ( 27/09/2008 20:20)
ratonga:
dé omano ko ny kousy fa tsy ho ela dé tsy hitana tsony ny sfenktera
=)) =)) =)) =)) =))

kou zany oun kou, leo vhv izy fa voafitaka lava

de mbola tsy fay fa mbola mitady ihany

caprio:
Fa zany we aleo caprio hiaraka @ vhv hiany

de efa fantany zany ny miandry azy kou inn njay :-D :-D :-D
16. caprio ( 28/09/2008 19:00)
Ary toa taitra doly ny vhv vao mba niditra teto caprio!ka io efa voalazan-dratonga io we aleo vhv hiany na dia mamitaka aza,ary raha ny momba ny mamabenareo sy ny mamanareo ndray ,ahoana moa no fomba amantarantsika an-zany we efa mba nangalam-pihinana tany ambadika tany ve ry zareo saaaaa? de raha ny momba ahy ndray aleoko vhv fa zany we mila mailo fotsiny
17. rastafarai ( 28/09/2008 23:32)
:roll: Na le ialana zany na le idirana mbola misy fanahina kou...Ary tsy mety angaha ra maka saina irery mitsy alou ? ialana mitsy izy roa d mitady fahatelo? :-D
18. tsikiowa ( 29/09/2008 15:52)
ni81:

Ilay vehivavy mbola tsy divorcée ka! fa mbola misalasala miady saina hoe: hiala ve sa hijanona....ny hialàna fantatra ny toetrany fa ny hivantanana mbola tsy hay satria mbola vao 6 mois no niarahany.
ka io ange rehefa tapa-kevitra dia izay e! Raha efa tsy nety intsony ilay teo an-tanana dia tsy maintsy raisina izay safidy hoe hiainga aho sa hijanona. Sa ilay vehivavy no nandeha nivoaka ny vala mialoha na dia tsy nisy olana aza tao @ tokan-trano?

Ka izy aza tsy mety tapa-kevitra, atoro hevitra tsy mihaina anefa miemenomenona be.
Ny vadiny tia azy tanteraka mampiadana azy, izy koa toa hitako hoe mbola ti an'ilay vadiny, fa ilay iray no tena manadàla azy ny fahitàko azy.
Sady hain'i lay bandy ny mandangolango azy dia sononoka be ilay vehivavy tsy mahavita mieritreritra tsara fa mitady hanao adalàna e!
Izany hoe fitiavana vaovao angamba dia mamy tokoa.

19. ni81 ( 29/09/2008 16:07)

Hay ve e! Izy koa kay mila raharaha koa! Indraindray ange ny fakam-panahy na somary manalavitra aza dia ny vehivavy mihitsy no miantsy azy e! Ka raha ireo lehilahy rehetra mahay miresaka eto ambonin'ny tany ireo no ho henoiny daholo rehefa handangolango azy tsy ho very eo izy? Anaro izy fa tano ny azo hono hoe fa sarotra ny mila e!
20. kelly13 ( 01/10/2008 11:34)
tsy i caprio no mahataitra fa le fomba fisainan'i caprio milaza fa mpamitaka dol ny vhv nefa caprio mifikitra @ vhv
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5818