Maninona moa raha mba alain'i holiwoudy ny akitera gasy Ra8?
1. kidoropamba
(
22/09/2008 17:58)
Fitiavana an'i filoha hajaina Ravalomanana dia miangavy anareo izay mba any zamerika mba hanosika ny filohantsika mba ho lasa akitera ao holiwoudy.
Mila dipilaoma ve ny fidirana ao sa mila ilAna hankingana sy afetsifetsena fotsiny?
Ho hitantsika eo fa hisy sary vaovao indray hivaoka atsy ho atsy mikasika ny filohantsika ery ambony pilopitran'i z'ONU izay hameno ny alibaoman-dry zareo ao Iavoloha ka haparitaka.
Sao mba misy filma sahaza ny filohantsika ao holiwoudy ao ka antso no alefa amin'ireo izay mba tsy lavitra loatra an'i zamerika.
'saotra tompoko. 8-) 8-) 8-) 8-)

novalian'i kidoropamba ny 26/09/2008 17:43
2. simplex
(
22/09/2008 18:35)
efa manana honoris causa le izy fa tsy mila diplaoma ambanin'zay tsony a :lol: :lol:
4. kidoropamba
(
23/09/2008 07:48)
Ho sarotra ny fanarAna ny dian'i filoha Ravalomanana satria hita amin'izao gazety izao fa tena ilay Mosesy lery ka nahita didy folo: http://www.madagascar-tribune.com/13-voyages-en-deux-mois,8981.html
Dray dray dray! tena tsy misy somon,ga mihitsy izy ity fa tonga dia "Ny didy folo" no lalaovin'ny nedala.
^:^

5. xxx
(
23/09/2008 09:04)
Fa inona no tena fikan'ity filoha ity e? akotran'ny fi-considereny an'i gasikara tahaky ny orinasany izany an. Dia mieritreritra ve izy fa ho eo mandrakizay sa manararao-paty fa misy ambadika izao any ho any?
6. kidoropamba
(
23/09/2008 10:29)
hin!hin!hin!hin!hin!
Ela ihany ny niainako fa tsy mbola nahita kaofy boay tahaka ity Ravalomanana ity aho, marina e.
Lasa any Bronx izany hono lery: miomana @ Madmax hoa ity akitera gasy ity e.
Inona koa izany sisa tavela mbola tsy nandalovana hanaovana toury dE monDy? Miami sy pamela anderisAony? Tena manararaotra lery e. Marna ny azy satria raha rava tampoka eto ity fianana bilingy bilingy ity dia mety any bolgary no mitontona ka tsy misy an'io intsony.
Ravalomanana..... 8O 8O 8O

7. penguin
(
23/09/2008 15:34)
Ny fikanao havoaka raha hinananay hanina. Ankoatr'izay vao mainka tsy dikany. Mba mirotsa ho filoha ary miteteza avy eo f'aza be fialonana nefa mangataka sy mitanatana vava etsy sy aroa ihany.
8. kidoropamba
(
23/09/2008 16:00)
Hitety aiza moa e? ny solika rehetra efa lanin'ingahy filoha @ fitsangatsangana ka raha izay hisolo azy eo ange ka handeha sarety fa tsy misy vola intsony hividianana solika e.
Ho lasa filma kaofy boay hoa raha mitohy ity madamx an'i filoha ravalomanana ity.
Ravalomanana .... :roll:

10. penguin
(
24/09/2008 13:31)
Ny petrole aza efa vokarina koa solika lany ahoana? olivody ny anao. =)) =))
11. kidoropamba
(
24/09/2008 13:54)
Mbola mitaky pilan marisaly hoan'i Afirika ny filoha hajaina Ravalomanana @ ilay hata-bola lava. Mba misy mihaino ihany ve sa sy ramarisely no mamingana sy manipy hoditra akondro ato ambadika?
Tsy mitazona ny pirOmesy izany mantsy ireo vozongo hangatahan-tsika vola. Izahay ato dia mbola miandry 4L okaZion avy any ivelany sy firizidEra hoan'i fianakaviana gasy iray arak'izay voalaza tery @ tirezy mey.
filaharana menaka tapa-tsotro sy vary ampahefa-kapaoka aloha no ady isan'andro.
Ny antsika dia mbola varina mitsangatsangana amina raopilany tsy andoavany vola io ihany. Marina ny azy e.
Ravalo..manana 8O 8O

12. nanas
(
24/09/2008 22:47)
kidoropamba:

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. karavasy
(
25/09/2008 15:22)
Tsy omena ianao na miandry aza. Miasa dia mividiana ary harisio ny olona hiasa dia mividy fa tsy hanaovana resaka mandany andro.
14. kidoropamba
(
25/09/2008 15:29)
izay mihitsy no efa nolazaiko tamin'ireo namako TIM raha sendra nivory izahay t@ zoma hariva tao @ Magro: Tsy hisy vazA hanome vola atsika izany intsony eo. Efa maro izay nomeny izay fa ny mpitarika antsika no mananihany.
Fantatry ny filoha Ravalomanana izany. Kanefa mbola iny izy mihaodihaody any ivelany any mitady vola hono. handeha any Indonezia koa izy ato ho ato ka asa inona indray ny "zavatra" ho resahina ato ho ato?
Ra...valomanana 8O 8O 8O

15. karavasy
(
25/09/2008 15:32)
Aza variana mangarobod avy eo mangidihidy vava raha kidoropomba a. Hany ka manao resaka mpahana. =)) =)) =)) =))
16. kidoropamba
(
25/09/2008 15:37)
dray!dray!dray! ô ry karavasy ô! mba mahalala menatra fa hajanony ity mangarombody amina vava ity e. Mahamenatra izany rey olon'ô. Io ary ilay efa nolazaiko: Mbola vao roa herinandro monja ny nanaovana ny maligAsiZasion dia efa mangarombody amina vava ny sasany.
Loza.
Ra...valomanana 8O 8O 8O
Loza.
Ra...valomanana 8O 8O 8O
18. kidoropamba
(
26/09/2008 17:43)
Raha mangarom-body izany r'angahy mba amina tondro faharoa no anaovana azy. Tsy izay ny an'i karavasy fa dia vavany no laefany any. tssssss! tena taizan'i ambohitsirohitra marina. Io ange tsy handehanako any ambohitsirohitra e. Tsy mazavazava ny zavatra vokarin-dry zalahy ao.
Ra...valomanana 8O 8O 8O
Ra...valomanana 8O 8O 8O