Joyeux anniversaire

1. tianalove ( 23/09/2008 06:01)

Amin'izao tsingeritaonan'ny nahaterahako izao dia mizara ny hafaliako aminareo aho eny fa na dia mitombo aza ny taonako manakaiky ny fahanterana 8O .

Ho fenoko tsiky ity tontolo andro ity mba hanamarika izay ary dia mba manasa anareo koa hanao toy izay.

Tsiky dia ampy.
novalian'i thiel ny 03/10/2008 07:25
2. ari.malala ( 23/09/2008 06:30)
Bonaniversera zan ndry e! za ky ts tafiditra karajia mints androan fa mirary sou wandry za a :) d kiss mamy d itondra soa s fanambinana hoandry amizay rehetra atoandry :)
3. ftma ( 23/09/2008 09:12)
Bon anniversaire akia cherie dia mirary ny soa indrindra, tsy miova akory njy mbola ho ela vao ho antitra :) aza adino za rehefa mihinana fen'ankoho njy
bisou de la part de Ni sy Fab koa
:-* :-*
4. fahamarinana ( 23/09/2008 09:18)
:arrow: arahaba tratry ny fety dia mirary soa ho anao... (l)
5. nikah ( 23/09/2008 09:58)
Dia faly miarahaba anao izany eee!Dia ho tratry ny taona mitsingeringerina in-1. :* :* :*
6. ravatorano ( 23/09/2008 09:59)
bonaniverisera elah less top10 amin'ny fen'akoho an :-* :-* :-*
mirary soal sy fahasalamana ary fanambianana lalandava ho anao e
=D> =D> =D>
^:^ ^:^ ^:^
7. Bita ( 23/09/2008 14:11)
Dia mirary soa izany fa mitovy anniversaire @ ilay cousine -ko izay koa. Andefaso creme na gateaux kely fotsiny e! Bizoooooooooo an
8. fanaina ( 23/09/2008 17:09)
dia joyeux anniversaire dia faly koa ny tenako izany mitsiky anao sy miara mitsiky aminao :-* :-* :-* :) :D :D
9. mbaliana ( 23/09/2008 17:29)
arabaina fa tratry ny fetinao ary ianao e :-D
10. sipagasy ( 23/09/2008 18:30)
tratry ny fety e!!!!

dia ahoana injay izany resaka fen'akoho izany hhmmmmm
11. diamondra27 ( 24/09/2008 06:33)
!kiss be aloha ndry de bon annif akia dia mangataka poeme kely aloha za e :* :* :* :*
12. tianalove ( 24/09/2008 07:46)
D misaotra anareo rehetra miarahaba e, d ho tratrin'ny mitsingerina daholo koa nareo.

Ilay resaka fen'akoho de zao, za rehefa misy fihaonana d anà foana ny feny fa tiko b le mitolona azy.

Hummm, iny mantsy no tena b nofony hihihihihi
13. nathie86 ( 25/09/2008 07:15)
somary tara fa tsy koi, joyeux annif njy. Aza adino ny voeux :-* :-*
14. glou ( 25/09/2008 14:37)
oups!!! tara zah fa tsy koi aleo tara toy izay tsy misy ,bonne annif ianao eh dia bisous takolaka roa , dia @ excursion ny fen' akohonay sy ny gateaux à la creme zany,dia mahazahoa izay irina de tsatsa antitsa otsanay :lol:
glou_
15. fijo ( 25/09/2008 21:13)
ô ravato an,oka nama le sary kely le.hihihi tratran'ny tsingerintaona nahaterahana ihany aloha i sipa kely e
16. endrika01 ( 28/09/2008 04:18)
tianalove:
Amin\'izao tsingeritaonan\'ny nahaterahako izao dia mizara ny hafaliako aminareo aho eny fa na dia mitombo aza ny taonako manakaiky ny fahanterana 8O . Ho fenoko tsiky ity tontolo andro ity mba hanamarika izay ary dia mba manasa anareo koa hanao toy izay. Tsiky dia ampy.
zoaéza Annif ary e!(l) de ho tratra antitra e:D
17. Zozoro ( 28/09/2008 14:07)
Amin'ny teny vitsivitsy : Mitombo ny andro ahavelomana, dia mitomboa koa ny Fitiavana. Horoka mamy :-*
18. vale ( 28/09/2008 15:54)
JOYEUX ANNIVERSAIRE tinalove!!! bisoussss sy tsiky!! :-* :D :-* :-* :-*
19. tianalove ( 29/09/2008 08:41)
Mbola misaotra anareo foana amin'ny firariantsoa e!!!!

Ny tiko zao d ts mihetsika am'io taonako io tsony. hihihihihi!!!!
20. ANARIM ( 02/10/2008 07:21)
mirary soa be dia be akia! :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3625