fitiavana nitsiry teto?

1. xxx ( 24/09/2008 07:30)
Tsy haiko raha loha-hevitra efa nipoitra sy noresahina teto izy ity fa mba mahaliana ahy, indrindra ny fijoroana vavolombelon'ireo izay niaina na mbola miaina azy. Fa izay manan-kambara amin'ny ankapobeny ihany koa dia tsy sakanana mihitsy.

Ilay "teto" lazaiko dia ny tranonkala amin'ny ankapobeny fa tsy voatery ho serasera ihany an :D

Misaotra mialoha an'izay handray anjara.
novalian'i ni81 ny 08/10/2008 12:26
2. xxx ( 24/09/2008 08:31)
tsy azoko mahintsiny fa te ahafantatra ny fianan'ny olona ianao nefa miafina ? :^) :^) :^) :^) dia aleo koa aho mba miafina mametraka io fanontaniana io :-D :-D :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
3. xxx ( 24/09/2008 08:37)
Ny hoe fitiavana nitsiry tato kosa v dia efa nisy e!? nisy angamba fa tsy betsaka na vô andro vitsivitsy dia nisaraka angamba.
satria misy anie mananihany fotsiny ny olona ka manao izay haharepotra ny sasany fotsiny nefa tsy hanao zavatra akory.
Fa na izany aza malalaka be ny loha-hevitrao ka tsy ita zé tena andraisana azy.
4. nomenjara ( 24/09/2008 09:54)
ka raha efa nisy dia maninona???? tsara ve izany sa ratsy?????
5. ni81 ( 24/09/2008 10:23)
ka raha efa nisy dia maninona???? tsara ve izany sa ratsy?????
tsy ratsy kosa angamba izany raha misy e! mifankatiava ihany hoy ny hira :lol:
6. ari.malala ( 24/09/2008 11:01)
fa in klou ny interêt anle mahalala hoe nisy fitiavana niforona teto na tany am site hafa e!
7. simplex ( 24/09/2008 11:50)

http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=1002 :P
8. Noue ( 24/09/2008 14:06)
ari.malala:

fa in klou ny interêt anle mahalala hoe nisy fitiavana niforona teto na tany am site hafa e!
mahagaga tokoa aa


:^) :^) :^) :^)
9. ni81 ( 24/09/2008 14:11)
6. Mpandefa : simplex [ Valio ] 24-09-2008 13:50:29
Lohateny : Re : fitiavana nitsiry teto?
Jereo eto
:-D :-D :-D
10. tsiambaratelo ( 24/09/2008 14:30)
ni81:
6. Mpandefa : simplex [ Valio ] 24-09-2008 13:50:29 Lohateny : Re : fitiavana nitsiry teto? Jereo eto
:-D :-D :-D
He he he,misy hirahiraina njay io zany kou,refa mba miantso mantsy ny tary any @tanana de otsany wé,za tsy mahay tononkira.Vao tsa nisy ora 3 kory zay no nisy nihira hoany sekiré io :-D:-D:-D
11. ikaretsaka ( 24/09/2008 18:51)
ari.malala:

fa in klou ny interêt anle mahalala hoe nisy fitiavana niforona teto na tany am site hafa e!


misy olona interesse amin-draha hafa mihitsy ato an
12. nathie86 ( 25/09/2008 06:39)
Ny mifanktatia aloha mety maro fa ny tsy laitra hozongozona no vitsy eh.
Ie maro ny mananihany ftsny ato ka ra tsy zany v hiafina ny sasany :lol:
13. ari.malala ( 25/09/2008 08:55)
simplex hahahahahah ts nampoiziko le hira :-D :-D :-D :-D
14. xxx ( 25/09/2008 10:42)
Efa nisy teto amin'ny serasera ka, za tsy hiteny hoe iza fa efa nisy. Efa nivady mihitsy aza ry zareo.
15. ni81 ( 25/09/2008 10:55)
Efa nisy teto amin'ny serasera ka, za tsy hiteny hoe iza fa efa nisy. Efa nivady mihitsy aza ry zareo.
secret pro izany ilay izy ve? :lol: tsara izany fa ry zareo toa tsy mba nanao ilay fijoroana vavolombelona nefa zava-dehibe izany!
16. Tynahti ( 25/09/2008 12:41)
Mety nisy betsaka fa tsy sahy nijoro vavolombelona o! fa @zao anie otran'ny mora kely zany kosa lé mifakatia e! fa mapanotany tena oe maninn ny any sasany...??? no tsy mety raikitra.
Miseenn kah
17. poupousa ( 25/09/2008 13:42)
Mety nisy betsaka fa tsy sahy nijoro vavolombelona o! fa @zao anie otran'ny mora kely zany kosa lé mifakatia e! fa mapanotany tena oe maninn ny any sasany...??? no tsy mety raikitra.
Miseenn kah
Fa enao ve tena te ho raikitra @ ol ato @ serasera mitsiny fa enao mantsy milaza mijaly be tsy mahita olotina mitsy
18. ari.malala ( 25/09/2008 14:08)
k efa nisy nge e, za koa aza mahalala :) fa raha ny hevitro aleo zareo no mijoro vavolombelona raha tiany izany fa tsy isika indray no handeha hamoaka eto ny fianan'olona! toa izay mantsy ilay tanjon'ilay dinika raha ny fahazoako azy!
19. tsiambaratelo ( 25/09/2008 15:11)
poupousa:

Mety nisy betsaka fa tsy sahy nijoro vavolombelona o! fa @zao anie otran'ny mora kely zany kosa lé mifakatia e! fa mapanotany tena oe maninn ny any sasany...??? no tsy mety raikitra.
Miseenn kah
Fa enao ve tena te ho raikitra @ ol ato @ serasera mitsiny fa enao mantsy milaza mijaly be tsy mahita olotina mitsy



Iny njay no tsy arako :-P
20. xxx ( 25/09/2008 16:22)
Tsy dia hoe te hitsingoloka ny fiainan'ny olona akory aho sanatria fa mba te hahafantatra fotsiny hoe ahoana ny fandehany, ny nifankahalalana, ny nifanenana etsetra.

Mety amiko mihitsy ary raha xxx izay te hamaly :)

Ary tsy teto amin'ny serasera manokana no resahiko fa amin'ny internet iray manontolo, na site de rencontre na forum na tchat na blog.

Misaotra izay nandray anjara ihany aloha na dia tsy nisy nijoro ho vavolombelona aza

Tsy ratsy mihitsy ilay hiran'i Mahaleo entre pa
8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5895