fitiavana nitsiry teto?
21. ikaretsaka
(
25/09/2008 16:46)
ny tsy azoko de hoe mampanina moa na hijoro vavolombelona izy na hipetraka ho vavolomaty?
mampitombo ny kapoa bary handrahoina angaha sa mampidina ny vidin'ny solika sy ny frais ana taxi be ny fahalalana hoe i Ranona sy ranona pezy teto?
mampitombo ny kapoa bary handrahoina angaha sa mampidina ny vidin'ny solika sy ny frais ana taxi be ny fahalalana hoe i Ranona sy ranona pezy teto?
22. ni81
(
25/09/2008 16:55)
ny tsy azoko de hoe mampanina moa na hijoro vavolombelona izy na hipetraka ho vavolomaty?:-D :-D ka izao kosa e: mba te hanontany i xxx angamba fa mba nahita olon-tiana teto na t@ internet, dia somary maka toky izy hoe ahoana sy ahoana no nataon'ireo olona efa nanana traik'efa t@ io sokajy io.
mampitombo ny kapoa bary handrahoina angaha sa mampidina ny vidin'ny solika sy ny frais ana taxi be ny fahalalana hoe i Ranona sy ranona pezy teto?
24. ari.malala
(
26/09/2008 05:13)
hita hoa ry ika!! manandràma dia mahita e! tsy ny nitranga tamin-dRakoto akory d voatery hihatra amin-dRabe, raha nety sy naharitra ny an'i A sy B mety ho anio nihaona d rapitso d rava ny an'i G sy J ohatra!
26. xxx
(
26/09/2008 07:35)
ikaretsaka> mba mahery fiteny koa ianareo zany an!
Ni81> misaotra fa ianao irery ihany no nahazo an'ilay izy, tsy nazava tsara koa angamba ny fomba fitondrako ny resaka.
Aleo faranana eto ary fa ohatran'ny manafintohina ny sasantsasany. Misaotra ny mpandray anjara.

28. ni81
(
26/09/2008 08:15)
Aleo faranana eto ary fa ohatran'ny manafintohina ny sasantsasany. Misaotra ny mpandray anjara.aza kivy fa samy manana ny teny ambarany, fa ny mamy atelomy ary ny mangidy aloavy e:)
30. fetrakens
(
26/09/2008 13:57)
Salut ra-xxx, mety enao koa angamba nahazo fitia tato matoa manafina pseudo an!!! mafnartr e! :*
31. tsiambaratelo
(
01/10/2008 15:20)
xxx:ié,misy namana serasera tato,nitsiry tao @madalove tao ny fitiavany:-P :D
Tsy haiko raha loha-hevitra efa nipoitra sy noresahina teto izy ity fa mba mahaliana ahy, indrindra ny fijoroana vavolombelon\'ireo izay niaina na mbola miaina azy. Fa izay manan-kambara amin\'ny ankapobeny ihany koa dia tsy sakanana mihitsy. Ilay \"teto\" lazaiko dia ny tranonkala amin\'ny ankapobeny fa tsy voatery ho serasera ihany an :D Misaotra mialoha an\'izay handray anjara.
32. xxx
(
03/10/2008 09:58)
za vavolombelona...
tena efa nisy, naharitra ihany fa tsy vitan'ny resadresaka saingy... misy ambadika tsy hita pesipesenina ny an'ny ankilany, zany no tena hoe miverina zéro ianao fa @fomba tsy neritreretinao mihintsy no ahalalanao ny marina... tena in-1 000 000 mihoatra noho izay heverinao hoe mety zavatra sarotra efa hitanao no mitranga. ao anatin'izany anefa dia izao no grave : tsy misy azonao atao fa dia miala moramora fa izay no fanaja-tena. mandritra io fotoana io tsy hainao na mbola manohy mandambolambo olona hafa ho fitahina eto io olona io na ahoana, fa dia torohevitra no atsipiko, io tsy vitan'ny hoe manomboka eto dia tohizana amin'ny tena fihaonana sy etsetra fa dia INCONNU TOTAL re rankizy ny ao anatin'izany a, ka mba mahina!!!!

33. ainaheri
(
03/10/2008 10:05)
Za zao andalam-pitadiavana ato ,d tena tsy fantatro ny lohany sy ny vodiny,seriezy aby ve ny sipa ato sa manal'azy fotsiny??
34. fahamarinana
(
03/10/2008 10:08)
:arrow: :) ,mety misy ilay roa,tsara fotopotorina tsara zany angambany,mila mihaona sy midinika elaela.Amiko sahala amin'ny mifankahita na ato amin'ny sera na aiza dia tandremana daholo dia jerena tsara fa tsy hoe hisy miova na tsia.Koa na any an-dalana anie na toerankafa ka mety ho pire koa e... (l)
35. xxx
(
03/10/2008 10:25)
ari.malala:
fa in klou ny interêt anle mahalala hoe nisy fitiavana niforona teto na tany am site hafa e!
Ny expérience angamba no tiany horesahina fa tsy ny détails mpiainan'ilay olona kosa e
Mba mahagaga koa ilay fomba famalinareo azy
36. xxx
(
08/10/2008 12:21)
:-D :-D :-D :-D zà zao nahita vady teto am serasera efa ela ela iany zay, de efa misy bénef de...
tsy miala am serasera zany eee :-D :-D
tsy miala am serasera zany eee :-D :-D
37. ni81
(
08/10/2008 12:26)
zà zao nahita vady teto am serasera efa ela ela iany zay, de efa misy bénef de...=D> =D> =D>
tsy miala am serasera zany eee