T@ izay fotoana izay vao fantatro fa mampirafy ahy ny sipako

1. Bita ( 23/09/2008 10:21)
Nanana sipa aho ary izaho mihitsy no nidiverse azy, niaraka 3 taona izahay ary azoko natao taminy daholo izay natao rehetra anehoako ny fitiavana aminy. Tsy nanda mihitsy izzy ary fantatro fa tena hafa-po amin'izay ataoko izy. Nisy vakansy nataony tany Frantsa tany ary dia nifampiantso sy nifanoratra ary nandehatany @ cyber-cafe izahay mba hihaona arka izay azo atao. Rehefa tafaverina izy dia lasa niova be izy nihetsiketsika sy nanao izay rehetra naha sexy azy. Taitra aho saingy noheveriko fa ho ahy ny nanaovany izany. Rehefa niaraka nirevy izahay dia teo aho vao gaga, nety toy ny taloha ihany izy saingy izy indray no nivadika namirevy ahy t@ zavatra tsy ary nataony tamiko mihitsy fa izaho foana aza no nampirevy azy. Sambatra aho saingy lasa fanontaniana ahoana no nahaizany izany rehetra izany kanefa maontinabe izy no niala teto amiko.
Nandinika azy foana herin'andro vitsivitsy ary nahatsapa fa tsy sambatra toy ny taloha intsony izy raha vao tsotra fotsiny ny hitiavako azy fa tsy maintsy mifamadibadika 66 na 69 na izay mety ataon'ireny film ireny.
Teo aho vao tonga ssaina hoe namadika ahy izy tany ampanaovana vakansy tany. Ny nahajamba ahy dia izaho nahandry ny fihaviany ary ny tsy nahalalako koa fa namadika ahy izy dia izy tsy tonga nanome fa tonga dia notofany izao orkoroka sy revy be aho ary tsytadidiko hoe nampiasainy ve ny fanany tany.
Nisaraka taminyaho ary aleoko nandeha nivoyage aloha ary teo vao tsapako fa kay tsy fitiavana intsony ny azy fa tena lalao sisa.... Satria tsy nitady ahy akory izy fananindry aza indray no nataony. Aza voany toy izany ianareo ry akama ary metaro ihany rehefa miala aminareo ny sipanareo dia ho hitanareo eo na ilay mbola izy nialataminareo na tsia..... :roll: :roll:
novalian'i andrywui ny 10/12/2008 14:01
2. ainaheri ( 23/09/2008 11:04)
D mahay mionona mou zany,ka atao akory,mba nampiasa ny fananany izy!!!!!
Aza mba diso matoky an'ireny veh ireny,eny ee misy iany no mba azo itokisana fa saingy ny 10 isanjatony angamba lol
3. sakaizakely ( 23/09/2008 12:23)
Nanana sipa aho ary izaho mihitsy no nidiverse azy


inn zany nidiverse ? :roll:

D mahaiza mionona mou zany,ka atao akory

zay mits

Aza mba diso matoky an'ireny veh ireny


mbola zay mits ihany, lhl ihany atokisana am sisa ;-)
4. nathie86 ( 23/09/2008 12:25)
ainaheri:

Aza mba diso matoky an'ireny veh ireny,eny ee misy iany no mba azo itokisana fa saingy ny 10 isanjatony angamba lol



Aiza ndray ty 10% eh
5. ni81 ( 23/09/2008 12:39)
Aza mba diso matoky an'ireny veh ireny,eny ee misy iany no mba azo itokisana fa saingy ny 10 isanjatony angamba lol
tsy manaiky an'io kosa izahay e! mbola misy maro no azo antoka.
6. vale ( 23/09/2008 12:43)
hita oà, ny lhl aza no tena mpampirafy koooo! :-D
7. sakaizakely ( 23/09/2008 12:44)
mba nivoatra niova filamatra izy ry ann fa tsy voatery hoe niaraka tamn'oulnkafa a ! de ho pozichion de missionera mandrampahafaty kosa ve :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
8. sakaizakely ( 23/09/2008 12:44)
iza no mahay ny dikan' le oe nidiverse e ?
10. ni81 ( 23/09/2008 14:25)
Tena mba hafa indray izany fomba famalinao azy izany an! Natao an-tsary mihitsy. :)
11. belakely ( 23/09/2008 14:45)
voa agnao e!!!!!
12. nomenjara ( 23/09/2008 15:36)
zaranao aza izy nahay nampirevy anao sy mba nanova ny amin'ny mahazàtra anareo eo amin'ny lafin'ny fiatiavana.
13. sakaizakely ( 23/09/2008 15:49)
Bita> de inn amn' io tolampaty io zany nidiverse zany ?
14. vale ( 23/09/2008 16:29)
:-D :-D :-D :-D sakaizakely, le miakatsa be io koh!!! :-D :-D :-D :-D :°)
15. kelly13 ( 23/09/2008 16:42)
kay misy taolana izy io?
16. nomenjara ( 23/09/2008 16:44)
ny in aky ry kelly13 no misy taona??? :-D
17. nathie86 ( 24/09/2008 10:26)
taolapaty aiza eh :lol:
18. nathie86 ( 24/09/2008 10:28)
fa ngah tsy vody hazo io :roll:
19. lehmm ( 24/09/2008 11:04)
mino aho fa zay koa enao vao nanao 69 efa nanandrana an! matsiro ve? :-D :-D :-D
20. lehmm ( 24/09/2008 11:07)
fa sao de efa nampiasainy marina aza ny anazy tany hoa ny e?mba broussio tsara rise ny nify a de kobano ihany koa ny vava ataovy imbetsaka :^) :-D :} :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6847