tsy mety tia nefa te hitia mafy
1. Tynahti
(
23/09/2008 13:59)
o ry reto ah! mba apio za fa mahatsiaro mijaly mihintsy @ fiainana, tsy mety mifanena @ olona tiako mihintsy à nefa te itia sy mitsiriritra fitiavana be mihintsy.
Tsy nisy tantara taloha akory fa d @zao fotsiny, maha lasa adala mihintsy.
Omeo hevitre à, inona no ataoko? :-*

novalian'i xxx ny 26/09/2008 14:08
2. ni81
(
23/09/2008 14:21)
Raha azoko tsara dia misy olona ihany mamboraka fitia aminao fa tsy mitovy ny tadin-donkanga misy eo aminareo? sa ahoana?
3. belakely
(
23/09/2008 14:31)
de ahoana??????
aza mivaky loha fa ianao efa fitiavana feno :lol: :lol: :lol: :lol:

4. nomenjara
(
23/09/2008 15:30)
Tynahti:
o ry reto ah! mba apio za fa mahatsiaro mijaly mihintsy @ fiainana, tsy mety mifanena @ olona tiako mihintsy à nefa te itia sy mitsiriritra fitiavana be mihintsy.
Tsy nisy tantara taloha akory fa d @zao fotsiny, maha lasa adala mihintsy.
Omeo hevitre à, inona no ataoko? :-*
ilay hoe tsy mety mifanena amin'ny olona tiana ve...
- ianao mihintsy no tsy mety mahita na mifanena am olona sa
- ianao efa nisy nikoty fa olona tsy tinao ilay izy?????
5. vale
(
23/09/2008 16:09)
mbola tsy tonga ny fotoana hitiavanao oul angamba! dia in moa izany ny azo atao fa miandry an'izay fotoana izay kooo!... :roll:
7. xxx
(
23/09/2008 16:35)
tsetsatsetsa tsiaritra :) :
Ahoana kay zareo no mahatonga ny ps sasany : tsy afaka jerena ny momba azy. Nanandrana nijery ny momba an'i Tynahti manko za teo dia misy hafatra milaza fa tsy mpikambana hono io :? .
Efa betsaka no nahita an'ity tranga ity aho fa dia tsy haiko ny antony.
Hafatra ho an'i Tynahti : mahandrasa fa ho tonga foana izany e!

8. nomenjara
(
23/09/2008 16:42)
6. Mpandefa : xxx [ Valio ] 23-09-2008 18:35:19
Lohateny : Re : tsy mety tia nefa te hitia mafy
tsetsatsetsa tsiaritra :
Ahoana kay zareo no mahatonga ny ps sasany : tsy afaka jerena ny momba azy. Nanandrana nijery ny momba an'i Tynahti manko za teo dia misy hafatra milaza fa tsy mpikambana hono io .
hanokafy dinika any amin'ny momba ny serasera amin'izany mba
mahita ny pokona rehetra hoe ahoana marina e! :°)
mba malaky ny famalian'i hery azy.
9. booboo
(
23/09/2008 17:43)
Satria samy hafa ny " namana " sy ny " dinika " ( raha azoko tsara ny dinika efa bobaka² ihany momba an'io t@ zany fotoana zany )
11. xxx
(
23/09/2008 18:55)
xxx:rehefa tsy mameno ny momba2 azy ny namana dia io no misoratra ao
tsetsatsetsa tsiaritra :) :
Ahoana kay zareo no mahatonga ny ps sasany : tsy afaka jerena ny momba azy. Nanandrana nijery ny momba an'i Tynahti manko za teo dia misy hafatra milaza fa tsy mpikambana hono io :? .
Efa betsaka no nahita an'ity tranga ity aho fa dia tsy haiko ny antony.
12. Tynahti
(
24/09/2008 06:39)
zany hoe: ni81, nomenjara: misy olona foana mamboraka fitiavana amiko sy mba tia ahy fa tsy mety mahatsapa fitiavana mifamaly foana avy aty amiko.
za nefa dia efa nahazoazo taona ihany ry namana isany ka sahirana ny saiko.
Miala tsiny ary ra efa nisy io olana io fioana teto ka makaleo an'i booboo e!
Misaotra reto @ famaliana ny olako fa mangataka fiaraha-miasa foan aminareo foana zà a!
Misy ny mombamomba ahy re ao a!

14. ni81
(
24/09/2008 07:04)
zany hoe: ni81, nomenjara: misy olona foana mamboraka fitiavana amiko sy mba tia ahy fa tsy mety mahatsapa fitiavana mifamaly foana avy aty amiko.Misy ny olona sasany tsy mety tia olona iray satria nanana olana t@ zany ka toa heverina fa hanahaka an'iny avokoa ny ato aoriana rehetra izay miseho. Ny anao anefa dia tsy toy izany angamba, fa kosa sao dia diso sarotiny loatra ianao ka mitaky fepetra maro ahazoana mitia anao?
za nefa dia efa nahazoazo taona ihany ry namana isany ka sahirana ny saiko.
Amin'ny voalohany ange mety tsy tonga dia ho tiana ilay olona e (arakarany an), fa kosa rehefa mba misy kely @ zay ilaina azy aloha dia ekeo. Ohatra hoe: mety mba tianao ihany ny endriny, ny toetrany, fa ny fiakanjony no tsy dia azoazonao. Amin'izay fotoana izay dia mba atoronao izy (rehefa mba miaraka elaela) hoe: mba ataovy toy izao indray ny fomba fiakanjonao (lokony sns) fa hitako mety aminao zao zany.
Diniho ary ampilefero fa misy ambom-po kely ao aminao ao ka tsy mety hanaiky.
Misy namako manana bacc+5 (mipetraka aty france). Ny olona nitory fitia taminy anefa tsy nihoatra ny collège akory ny fari-pahaizany (ary angamba rehefa diso sarotiny loatra dia mitontona ao foana koa). Dia tsy mety hiaraka @ ilay olona izy (na dia hoe ny fanahy aza no maha-olona) na dia manana fidiram-bola afaka hahavelona an'izy ireo tsara aza ilay lehilahy. Dia niteny taminy aho hoe: indry oa mimenomenona fa tsy mahita vady, nefa io olona io lavin-dry!
15. myaina
(
24/09/2008 07:19)
manaiky ny hevitr'i Ni81 za, sao d be fantina loatra. Dia tiavo zay tia anao...dia ankino amin ilay Nahary ny zava-drehetra indrindra momba ny Fitiavana, fa dia avy Aminy io!!
16. Tynahti
(
24/09/2008 08:29)
ni81:
zany hoe: ni81, nomenjara: misy olona foana mamboraka fitiavana amiko sy mba tia ahy fa tsy mety mahatsapa fitiavana mifamaly foana avy aty amiko.Misy ny olona sasany tsy mety tia olona iray satria nanana olana t@ zany ka toa heverina fa hanahaka an'iny avokoa ny ato aoriana rehetra izay miseho. Ny anao anefa dia tsy toy izany angamba, fa kosa sao dia diso sarotiny loatra ianao ka mitaky fepetra maro ahazoana mitia anao?
za nefa dia efa nahazoazo taona ihany ry namana isany ka sahirana ny saiko.
Amin'ny voalohany ange mety tsy tonga dia ho tiana ilay olona e (arakarany an), fa kosa rehefa mba misy kely @ zay ilaina azy aloha dia ekeo. Ohatra hoe: mety mba tianao ihany ny endriny, ny toetrany, fa ny fiakanjony no tsy dia azoazonao. Amin'izay fotoana izay dia mba atoronao izy (rehefa mba miaraka elaela) hoe: mba ataovy toy izao indray ny fomba fiakanjonao (lokony sns) fa hitako mety aminao zao zany.
Diniho ary ampilefero fa misy ambom-po kely ao aminao ao ka tsy mety hanaiky.
Misy namako manana bacc+5 (mipetraka aty france). Ny olona nitory fitia taminy anefa tsy nihoatra ny collège akory ny fari-pahaizany (ary angamba rehefa diso sarotiny loatra dia mitontona ao foana koa). Dia tsy mety hiaraka @ ilay olona izy (na dia hoe ny fanahy aza no maha-olona) na dia manana fidiram-bola afaka hahavelona an'izy ireo tsara aza ilay lehilahy. Dia niteny taminy aho hoe: indry oa mimenomenona fa tsy mahita vady, nefa io olona io lavin-dry!
Zao ary e! mba ho fanampinareo ahy sady ho raisiko tsara daholo ny toro-hevitra: hambompo, faharetana, fivavahana.Fa sao mba misy sosok'olona kosa any aminareo any mba mi-comprendre ny cas-ko ka mba vonona ny hiaritra kely mandra-pitiako azy.
Somary mapmé sy mahasosotra anareo angamba fa tena marina izany an!!! (Mifona)
17. ni81
(
24/09/2008 09:27)
Somary mapmé sy mahasosotra anareo angamba fa tena marina izany an!!! (Mifonamba somary azavao fa tsy dia azoko ilay tianao ambara eto
18. nomenjara
(
24/09/2008 09:57)
Tynahti:
zany hoe: ni81, nomenjara: misy olona foana mamboraka fitiavana amiko sy mba tia ahy fa tsy mety mahatsapa fitiavana mifamaly foana avy aty amiko.
za nefa dia efa nahazoazo taona ihany ry namana isany ka sahirana ny saiko.
Miala tsiny ary ra efa nisy io olana io fioana teto ka makaleo an'i booboo e!
Misaotra reto @ famaliana ny olako fa mangataka fiaraha-miasa foan aminareo foana zà a!
Misy ny mombamomba ahy re ao a!
ka matetika koa anie ilay olona somary efa mahazohazo taona ireny ...ka amin'izay izy vao manomboka mitia dia otran'ny be kizitina be izany e!è
otran'ny hanany tsininy daholo izay rehetra mandalo ka io ianao ihany no mitondra azy....ny fitiavana dia reciproque kosa ka raha tsy mahazo valiny avy aminao izy dia eo ianao sy ny fitiavana tsy mifamaly hihihi
19. ni81
(
24/09/2008 10:13)
Angamba (angamba hoy aho fa ahitsio raha tsia) somary manana complexe ianao dia manahy hoe sao dia tsy tena tia ilay olona fa eo am-piandohana fotsiny izy no milaza fa tia...
20. ari.malala
(
24/09/2008 11:09)
ny anjara voatendrin'ny vintana hono tsy handositra anao fa andraso e! d mahaiza mitia :) raha namaky tsara ah d i Tynathi mints no olana, satria hoe mis olon amitory fitia ihany fa ianao no tsy mety tia an'ilay olona, avy any aminao ny olana ka diniho ny tenanao :)