tsy mety tia nefa te hitia mafy

21. simplex ( 24/09/2008 11:34)

sao dia mba ny hevitr'ilay hoe "tia" mintsy no tsy mifankahazo? :P
na hoe sao dia ambony loatra ilay standard napetrakao ka tsy alehany doly ny ankamaroan'ny bandy "libre" rehetra :)
22. Noue ( 24/09/2008 14:08)
simplex:


Tynahti,

ahoana enao amiko fa amidiko ny taniko 8) :* :* ;-)
io misy valiny eee


:^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D :-D
23. tsiambaratelo ( 24/09/2008 18:43)
ni81:
zany hoe: ni81, nomenjara: misy olona foana mamboraka fitiavana amiko sy mba tia ahy fa tsy mety mahatsapa fitiavana mifamaly foana avy aty amiko. za nefa dia efa nahazoazo taona ihany ry namana isany ka sahirana ny saiko.
Misy ny olona sasany tsy mety tia olona iray satria nanana olana t@ zany ka toa heverina fa hanahaka an\'iny avokoa ny ato aoriana rehetra izay miseho. Ny anao anefa dia tsy toy izany angamba, fa kosa sao dia diso sarotiny loatra ianao ka mitaky fepetra maro ahazoana mitia anao? Amin\'ny voalohany ange mety tsy tonga dia ho tiana ilay olona e (arakarany an), fa kosa rehefa mba misy kely @ zay ilaina azy aloha dia ekeo. Ohatra hoe: mety mba tianao ihany ny endriny, ny toetrany, fa ny fiakanjony no tsy dia azoazonao. Amin\'izay fotoana izay dia mba atoronao izy (rehefa mba miaraka elaela) hoe: mba ataovy toy izao indray ny fomba fiakanjonao (lokony sns) fa hitako mety aminao zao zany. Diniho ary ampilefero fa misy ambom-po kely ao aminao ao ka tsy mety hanaiky. Misy namako manana bacc+5 (mipetraka aty france). Ny olona nitory fitia taminy anefa tsy nihoatra ny collège akory ny fari-pahaizany (ary angamba rehefa diso sarotiny loatra dia mitontona ao foana koa). Dia tsy mety hiaraka @ ilay olona izy (na dia hoe ny fanahy aza no maha-olona) na dia manana fidiram-bola afaka hahavelona an\'izy ireo tsara aza ilay lehilahy. Dia niteny taminy aho hoe: indry oa mimenomenona fa tsy mahita vady, nefa io olona io lavin-dry!
Mbola hoavy eo foana ny anjara e!Mahareta kely :-P
24. nathie86 ( 25/09/2008 06:44)
Tynahti:

zany hoe: ni81, nomenjara: misy olona foana mamboraka fitiavana amiko sy mba tia ahy fa tsy mety mahatsapa fitiavana mifamaly foana avy aty amiko.
za nefa dia efa nahazoazo taona ihany ry namana isany ka sahirana ny saiko.

Miala tsiny ary ra efa nisy io olana io fioana teto ka makaleo an'i booboo e!
Misaotra reto @ famaliana ny olako fa mangataka fiaraha-miasa foan aminareo foana zà a!

Misy ny mombamomba ahy re ao a!


Io aki i simplex an sao d mba

:} :}
25. thytijol ( 25/09/2008 10:26)
inona moa no tokony hampijaly amin'azany, sa ilay solitude ve? raha za lou enao tsy dia miasa saina loatra e!rehefa manana olon-tiana anie dia misy ny sakantsakana isan_karazany e, nefa zao enao libre tsara, afka manao ze tinao, zany hoe misy fotoana ny zava-drehetra e, so manko tafiditra eo ka enao ndray no leo :^)
26. orona ( 25/09/2008 10:56)
Ny lhl refa sasany ohatra anao zao dia kotikotiany any daholo -- dia mba andramo koa loa ny miaraka -- avy eo misaraka -- fa aza mifidy be -- eistein+jordan+brad pit+bill gate -- ny kilema misy foana eh -- anontanio nge nomenjara eh??? :-D :-D :-D
27. Tynahti ( 25/09/2008 11:35)
nomenjara:

Tynahti:

zany hoe: ni81, nomenjara: misy olona foana mamboraka fitiavana amiko sy mba tia ahy fa tsy mety mahatsapa fitiavana mifamaly foana avy aty amiko.
za nefa dia efa nahazoazo taona ihany ry namana isany ka sahirana ny saiko.

Miala tsiny ary ra efa nisy io olana io fioana teto ka makaleo an'i booboo e!
Misaotra reto @ famaliana ny olako fa mangataka fiaraha-miasa foan aminareo foana zà a!

Misy ny mombamomba ahy re ao a!



ka matetika koa anie ilay olona somary efa mahazohazo taona ireny ...ka amin'izay izy vao manomboka mitia dia otran'ny be kizitina be izany e!è
otran'ny hanany tsininy daholo izay rehetra mandalo ka io ianao ihany no mitondra azy....ny fitiavana dia reciproque kosa ka raha tsy mahazo valiny avy aminao izy dia eo ianao sy ny fitiavana tsy mifamaly hihihi




tsy izany mitsy, tsy azonao le resaka sy ny olana ra izany, tsy any @ zé kizitina sy reciprocité kou za ar tsy met miti.
28. Tynahti ( 25/09/2008 11:53)
ni81:

Angamba (angamba hoy aho fa ahitsio raha tsia) somary manana complexe ianao dia manahy hoe sao dia tsy tena tia ilay olona fa eo am-piandohana fotsiny izy no milaza fa tia...

Lé olona nge tia e! tena betsaka ny tena tia ary(apanetre-tena) tsy itako zé anaovana andry zareo, fa izaho mintsy no tsy mi-sentir fitiavana na ny kely fa mifanohitra ary we otran'ny voasazy zany à miaraka @ lé olona.Mahatsiaro tena ho tena mijaly ahy(na manoroka na miray).
Tena tsy lé noheritreretinao kah!

29. Tynahti ( 25/09/2008 12:14)
simplex:


sao dia mba ny hevitr'ilay hoe "tia" mintsy no tsy mifankahazo? :P
na hoe sao dia ambony loatra ilay standard napetrakao ka tsy alehany doly ny ankamaroan'ny bandy "libre" rehetra :)

Tsy any lé izy simplex a! sipa tena tsotra, tsotra loatra ary à, fa na izany aza aloha tsy d we "mpitarika posy" kosa no iantefan'ny fitiavako tampoka ka inoako ho ilay fitiavako an!

30. Tynahti ( 25/09/2008 12:22)
ni81:

Somary mapmé sy mahasosotra anareo angamba fa tena marina izany an!!! (Mifona
mba somary azavao fa tsy dia azoko ilay tianao ambara eto

Lé oe: "itadiavo sosok'olona avy any aminareo afaka iaritra kely mandra-ptiako azy"
Za anie efa tena manao ezaka fa matoa za efa tonga aty @ besim de tena efa very hevitra e!

31. naughtyboy ( 25/09/2008 12:29)
oay le zany v tsy efa discrimination,fa nahoana no avahanao ny mpitarika posy
za zao anisany io mpitarika posy io asa antselika fanaoko io(part time),ny ol mintsiny no tokony enaranao tiavina ny mahaizy azy fa tsy ny asa ataony na ny zv ivelany araky ny itiavanao azy,anisany olana ilainao vahaolana zany..
-mila fotoana sy iananarana ny " mitia " sy ny " tiavina " fa tsy tongatonga oazy eny ka asakasakao :D
32. Tynahti ( 25/09/2008 12:32)
Sa sô nisy namosavy r'eto a!????????
33. ganakely ( 25/09/2008 12:45)
Raha ny heritreritro manokana dia efa tena mitady olona tena tia anao sy tena tinao ianao, nefa ts mbola nifanojo @ eritreritr'ao; satri ianao hoy ianao, somary efa lebebe. Hoy aho aminao: andramo mitia olona somary zandriny noho ianao de harao tsara ny filing-ny, hitanao tsara refaveo fa miady tsara ny tadindokanganareo roa. Andramo ange!
De bon chance eh!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
34. poupousa ( 25/09/2008 13:32)
ra za manokana alo efa nahita tranga mitovy @zany fa zao zavatra matetika miseho:
Na ianao olona diso nibôsy be lôtra de varina tsy mba nitia ol na niaraka t@ ol fa tsy de tena serieux lôtra le fiarahana fa mbola mihevitra fa mbola ny fianarana alo no tokony atao de zao ianao vô mianatra mitia nefa ny olona mitovy taona aminao efa nanambady daholo ny ankamaroany na tsy tian'ol mitovy taona aminao enao
Eo @zay le olana satria ianao efa zokinjokiny iany de ny bandy kely ko mety matahotra na tsy tinao ny miaraka @reny nefa araka ny tenin'i ganakely hoe zandriny ndray hiarahana mety marina zany fa matetika zany fôna no ataon reny sipa zokiny ireny tsy mahita vady ireny satria ireny no mbola mety mitovy aminy mianatra mitia indray
Asa alo fa eritrereto ihany
35. tsiambaratelo ( 25/09/2008 14:42)
Tynahti:
Sa sô nisy namosavy r\'eto a!????????
Zany kou ve de inoana.Ra-Malagasy manko mazana,raha tara kely @taona heveriny tokony hanambadiana le vhv na lhl de lazainy fa lany Zara e,nasiany sasany ny tsatoka e(mosavy)nefa anié isika (Malagasy)ihany dia milaza fa misy ny Anjara,ny Lahatra ny Vintana.Dia mbola tsy Anjarany matoa mbola tsy Ok,fa tsy wé lany Zara na nisy nanisy tsatoka,na namosavy!Nefa kou lou ny gasy sasany misy bebefialonana de tena misy mahavita izany,wé rehefa tsy tia ahy de tsy avelako hoany hafa fa avelao ho antitra am-pitsanganana eo.Ny ratsy fanahy angamba no mety ahavita izany :D
36. tsiambaratelo ( 25/09/2008 15:01)
naughtyboy:
oay le zany v tsy efa discrimination,fa nahoana no avahanao ny mpitarika posy za zao anisany io mpitarika posy io asa antselika fanaoko io(part time),ny ol mintsiny no tokony enaranao tiavina ny mahaizy azy fa tsy ny asa ataony na ny zv ivelany araky ny itiavanao azy,anisany olana ilainao vahaolana zany.. -mila fotoana sy iananarana ny \" mitia \" sy ny \" tiavina \" fa tsy tongatonga oazy eny ka asakasakao :D
Tandremo fa misy ireny mpitarika posy ireny ,nandrato fianarana ambony,fa tsy wé mpitarika posy de wé bandy nôfa be.Nisy bandy zay avy eto Tana,nanao 2Anneé tao @ medecine léry,ny namany tao @Droit.Tsy naharaka tsony ny sôsy de nijanona.De lasa nitarika posy tany Antsirabe,itako tampoka de gaga aho,zah tsy nahalala fa izy no nahatadidy satry mpijery course teny Bevalala.Nahavidy vala firy ao Antsirabe ao izy zao,manana posiposy hoazy mahaleotena,nahavita trano,mody be malabary sy mikapa fingotra,satroka rovidrovitra fa manana ny maha izy azy,ny tanjony manaraka hono ividy mini bus,ny fitiavana tsy mifidy ninoninona izany!:-P
37. naughtyboy ( 25/09/2008 18:29)
tsiambaratelo> fa in ndray :lol: za ko de manamafy anzay...arakaraky le ol io
Tynahti > enao zany efa milaza fa efa miezaka ihany,efa izlay zay .
nefa misy zv kely tsy ampy zay mila esorina ao antsainao aloha fa takon\\\'ila ny fijerinao @ zao...fijeriko manokana ity
ny lafiny voalohany efa fantatrao izao de nifanena t@ reo ol tia anao enao manga ny lanitra nosembanandrahona tampoka fa tsy nisy akony tsara ho anao satria tsy nifamaly le fitia eto ary tsy zay no tedavinao
ny faharoa de le tadiavinao efa any andalana any nefa aza manahy b loatra ,na tsy misy mahalala ny ao ambadiky ny ampitso dia aza miasa saina loatra @ oe mijaly b loatra , aleo mihomana sy mino fa efa itsena anao any andalana any le ila tsy ampy ao aminao(le olotianao)
andramo nge e,ra ekenao izay de efa tombondalana ahazoana fahatokisantena ,avy eo mampitombo ny fanantenana zay ilainao de ny faharetana kely sisa de ianao no ahalala ny tohiny sy ny farany.
38. ari.malala ( 26/09/2008 05:25)
tokony manamboatra fijery alou i Tynathi ra zany ko! ny oul tiavina am mahaolona azy fa tsy izay fianarana nataony na izay asa ataony! d aza mampijaly tena sy mamitaka olona izany koa! (le hoe mahatsiaro voasazy refa manoroka na miray) fa sitraponao no nanaiky hiaraka amin'ilay olona fa tsy nisy nanery anao :)
39. kelly13 ( 26/09/2008 05:38)
ny aza hitako aza mahita d ahita oul tinao b enao d le oul indray no tsy d tia anao! :(
40. ni81 ( 26/09/2008 05:43)
ny aza hitako aza mahita d ahita oul tinao b enao d le oul indray no tsy d tia anao!
io no tena ho loza tokoa raha sendra an'izay!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.089