tsy mety tia nefa te hitia mafy

41. nomenjara ( 26/09/2008 13:17)
Ka tsy tojo ilay tena tiana ssy amin\'ny gout nao izany ianao fa aiza izany rehefa tojo ilay amin\'ny tena tinao dia mahereza izany mahità ny tadiavina...
Raha izaho manokana, raha miresaka amiko fotsiny ilay olona dia efa fantako hoe mety na tsy mety amiko ity fa tsy endrasana ho tianao ilay olona vao hita hoe tsy miady amiko izy izany.
Izany hoe efa haiko ny kriterako na toetsaina io na ny toetra, ny fomba fiainana, ny fihetsika ny bika sy ny endrika ....
42. xxx ( 26/09/2008 13:24)
sy ny trano sy ny tomobil sy ny matos... :-@
43. nomenjara ( 26/09/2008 13:35)
Izaho manana ny tranoko sy ny tomobil-ko sy ny matos ataoko inona izany :-D :-D :-D :-D
44. tiss ( 26/09/2008 13:41)
45. ni81 ( 26/09/2008 13:43)
:roll:
46. xxx ( 26/09/2008 13:46)
kritera aby zany, hoe hoe :-@ :-@
47. nomenjara ( 26/09/2008 13:52)
o^o =)) =)) =)) =)) hadino ny nanao xxx dia vaki-barara
bah ny kriterako io izany matos tomobil trano et alors!!!!!!!!???????
48. xxx ( 26/09/2008 13:58)
et alors mba honety fa mody toetra a toetra :-@ :-@
49. nomenjara ( 26/09/2008 14:01)
misy lasa adala ato marina =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
50. xxx ( 26/09/2008 14:04)
mampime be hahaha
51. ni81 ( 26/09/2008 14:05)
tandremo fa sao dia voan'ny kirampy @ fihomehezana loatra e! :lol:
52. xxx ( 26/09/2008 14:08)
voan'ny kirampy manao taibo =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1145