O ry rahona misosa mora, mandalo fotoana sy ora......

1. darax ( 16/09/2008 17:06)
Salama daholo,

Iza kay no mihira an'io hira tsara be io fa mba tiako ho fantatra ? hira efa elabe io.

Misaotra
2. ni81 ( 16/09/2008 17:42)
Salama daholo,

Iza kay no mihira an'io hira tsara be io fa mba tiako ho fantatra ? hira efa elabe io.

Misaotra
Raha tsy diso aho dia Nary Arthur no mihira an'io.
3. darax ( 16/09/2008 18:52)
ni81>misotra fa toa tsy Nary Arthur zany raha tsy diso aho
4. ni81 ( 16/09/2008 18:54)
ni81>misotra fa toa tsy Nary Arthur zany raha tsy diso aho
somary efa nisalasala ihany aho teo mantsy fa efa tsy tadidy intsony e! :)
5. arn ( 17/09/2008 09:09)
sao de mba mamy & lala kosa e?
6. ikalamako ( 17/09/2008 09:35)
izaho koa toa manao hoe Mamy Andy Lala izy io.
7. arn ( 17/09/2008 10:12)
ô ry reto a vao avy nijery ny hiran'i nary arthur à fa toa ohatry ny genre-ny mihintsy io rahona misosa mora io an.
8. arn ( 17/09/2008 10:17)
ô ry reto a vao avy nijery ny hiran'i nary arthur à fa toa ohatry ny genre-ny mihintsy io rahona misosa mora io an.
9. ni81 ( 17/09/2008 10:26)
ô ry reto a vao avy nijery ny hiran'i nary arthur à fa toa ohatry ny genre-ny mihintsy io rahona misosa mora io an.
mitovitovy @ ilay hirany manao hoe hafatra mihitsy oa io rahona misosa mora io, ary ny gadona aza dia misy itovitovizany mihitsy!
10. ni81 ( 17/09/2008 10:29)
Henoy eto ange fa misy fitoviany e
http://www.dailymotion.com/relevance/search/nary%2Barthur/video/x1aeqm_nary-arthur-hafatra
11. darax ( 17/09/2008 14:19)
ni81>to tsy ireo ka
Ary sao dia misy mahalala hoe aiza no ahitana a'io hira io ?

Misaotra
12. ni81 ( 17/09/2008 14:45)
ni81>to tsy ireo ka
Ary sao dia misy mahalala hoe aiza no ahitana a'io hira io ?

Misaotra
ilay hira aloha tsy izy io nataoko eo io e, fa handrenesana ilay feo fotsiny hoe toa somary mitovy @ feon'ireo vehivavy nihira ilay ô ry rahona... Any dago any angamba no mety ahitana an'io hira io (radio RNM sa inona moa no anaran'ilay ao Anosy zao?)
13. darax ( 17/09/2008 15:05)
ni81>fantatro ny hiran'i Nary arthur fa tsy azy io ka.

merci.
14. tsiambaratelo ( 18/09/2008 16:15)
Mbo ataovy eo aloha ny tononkira iray manontolo e,fa izy hono wé ka tsy
15. ni81 ( 18/09/2008 16:17)
Mbo ataovy eo aloha ny tononkira iray manontolo e,fa izy hono wé ka tsy

izy hono hoe ka tianao
satriny foana e, ho eo anilanao
izy hono hoe ka tsy manadino
ireo dina izay natao...
tohizon'i tsiambaratelo @ zay :)
16. arn ( 19/09/2008 14:09)
vaovao farany : hehehe : hiran'i Andy Sound's Group hono io e ( tena confirmé io an) ka de tadiavo ny tonony de mba meo à
17. tsiambaratelo ( 19/09/2008 20:11)
ni81:

Mbo ataovy eo aloha ny tononkira iray manontolo e,fa izy hono wé ka tsy

izy hono hoe ka tianao
satriny foana e, ho eo anilanao
izy hono hoe ka tsy manadino
ireo dina izay natao...
tohizon'i tsiambaratelo @ zay :)



Miangatra a,kefa wé zah tsy mahay kou! Eo mou e tohizo fôna :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0647