Salut dol!!
mba manontany aho raha misy andefa fiara lehibe any Dago ,izaho mantsy manana moto 2 ny iray cross dia ny iray roadster .
Raha toa ka mahalina anao dia hifanamboarana ny fret .Marihina fa moto azo demontena tanteraka ka ity ny phone-ko 0685628092 .Ny tena tiako dia mifanaraka alohan'ny 22 Sept 2008 izao isika .
Merci e!!
Hono ho aho! enao ve mahita fika andefasana anireny sa mande voie normale? fa tokony misy fiara lehibe avy any alefa makaty dago fa tsy hitanay izay atao, mba valio mail ra azo atao azafady manou_toutoun@hotmail.fr.
ny moto dia efa tonga soamatsara any an tanana fa misaotra betsaka daholo.
sao dia misy manana adresse mba ahitana mazda na toyota , le fanaovana taxi be ireny ??