Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i wawa, milahatra araka ny daty
wawa ( 17/09/2008 17:37)
sao misy andefa fiara lehibe asiako moto ?
Salut dol!! mba manontany aho raha misy andefa fiara lehibe any Dago ,izaho mantsy manana moto 2 ny iray cross dia ny iray roadster . Raha toa ka mahalina anao dia hifanamboarana ny fret .Marihina f... tohiny
novalian'i wawa ny 15/12/2008 13:13
wawa ( 09/09/2008 19:31)
exportateur akotran'ny WALEX
Salama daholo ve? Mbola misy pandefa fiara akotran'i Walexport ve eto an tanana? Nahare aho mantsy hoe mbola misy any Panam any sady mora no i Walex. Ka raha misy mahafantatra dia mba zarao e! Mer... tohiny
novalian'i bazylou ny 06/03/2009 11:35
wawa ( 04/06/2007 21:36)
mima & jerry marcoss
Salut:lol:, Mba mangataka lé hiran'ny mima sy jerry marcoss miaraka iny mitondra ny lohateny hoe "mafoaka" raha mba misy manana.Dé misaotra mialoha!... tohiny
wawa ( 18/04/2007 15:33)
mitady an'i corinne
mba mangataka ny adresse email-n'i Corinne anabavin'i Tony (Zaza no dadanireo)izay mipetraka ao Majunga eny Mangarivotra raha misy mahalala.misaotra mialoha... tohiny
novalian'i sitlo ny 19/06/2007 15:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0073