Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i istraky, milahatra araka ny daty
istraky
(
16/09/2008 13:42)
Raha misy ratram-po
Mba mitady ilay hirana Chorale (hiram-pivavahana) izay 'raha mba misy mahafantatra. Ny tonony tsy haiko fa ny feony no fantatro.
Hira mampalahelo be 'zay ilay izy.
Misy hoe :
"Raha misy ratram-p...
tohiny
novalian'i ni81 ny 22/09/2008 09:08
istraky
(
28/08/2008 06:53)
Naleoko ihany
Sao dia mba misy mahay ny tonon'ny "naleoko ihany " hirain'i Ricky sy Liva Andrianavalona ...
tohiny
novalian'i istraky ny 28/08/2008 13:51
istraky
(
25/08/2008 07:01)
Mba miverena !
Sao dé mba misy manana na mahafantatra lé hira misy hoe :
"Efa loatra re, 'zay nandehananao e !
manina ka mahatsiaro, izay niharahana....'
Fiv: Mba miverena aty ......."
Style Kaiamba 'zay ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 27/08/2008 07:21
istraky
(
19/05/2008 08:26)
Efa ela ihany ao, no naniry iaraka aminao
Sao dia mba misy mahafantatra ny groupe Raf's Music ! mpampandihy nalaza tamin'ny années 90 !
Misy hiran'ndry zareo izay tadiaviko misy oatr'izao ny tonony :
Efa ela ihany ao, no naniry iaraka...
tohiny
istraky
(
05/05/2008 12:39)
Soso-kevitra ho an'ny mpikarakara
Manahoana daholo,
Ity mba misy soso-kevitra kely ho an'ny mpikarakara.
Tsy mba mety ve raha atao miova isan-kerinandro na isam-bolana ilay hoe "Hira sy Tononkira" be mpitsidika. Satria tsy miova ...
tohiny
novalian'i hery ny 05/05/2008 14:12
istraky
(
25/04/2008 08:52)
Diamondra Safira
Mba mitady ilay hiran'i Dondolah sy Tahiry : Diamondra Safira iny 'reto raha mba misy manana ! :D ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/04/2008 14:30
istraky
(
04/02/2008 08:32)
Ho an'ilay mitady Embona sy Hanina
slt :lol:
Efa nampidiriko ao ilay embona sy hanina (mahaleo) fa asa raha mahafa-po anao....
tohiny
istraky
(
08/12/2007 13:05)
Tsy mba azo asiana TGV ve any aty TANJOMBATO
Mankaleo be le tsy misy af-tsy TIM foana refa fifidianana. Mba hitaro aty aminay aty TANJOMBATO rangaha ny TGV. Candidat efa nigadra noho ny fanodikodinam-bola ny Candidat an'TIM eny aminay eny.
Di...
tohiny
novalian'i pitchou ny 10/12/2007 11:47
